Resa-behivavy
xxx
(
21/06/2004 09:22)
inona ny fiantraikany abusement eo @ fiainan'ny olona! ary inona mety ho conséquences any ra ny vokany abusement lasa enceinte ilay sipa!? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/07/2004 21:39
poupounesana
(
18/06/2004 17:24)
hoy ny lehilahy sasany. ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i pitchou ny 28/12/2004 23:57
xxx
(
15/06/2004 09:29)
inn marina ny atao hoe fausse couche sy ny symptôme retra?
...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2004 22:15
peluche
(
09/06/2004 18:18)
Ahoana ny hevitrareo @ io?vao teraka enao d'efa hataon'ny fiaraha-monina vehivavy,ny fiataizan'ny ray amandreny sns no mahatonga anao vehivavy na lehilahy....
tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2004 21:39
xxx
(
08/06/2004 19:49)
Nodidiana aho dia lasa misy cicatrice ngeza be , inn kay ry reto no fanafody afaka mahakely azy aloha du moins raha tsy afaka ? Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i rambofrau ny 14/07/2004 19:44
xxx
(
04/06/2004 13:51)
inn kay ny fanafody ho anina ra mihoatra ny 4 bolana ny enceinte nefa tsy t-hitazona ilay zaza!!
inn remède efficace injindra!?
ba valio moa fa tena URGENT!
...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2004 19:08
samoina
(
03/06/2004 13:34)
Raha ianareo no reny dia inona no mba irianareo atolotry ny zanaka ho anareo amin'ny andro fety ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/06/2004 22:25
nyna
(
01/06/2004 10:57)
Za ry zareo mahatsapa fa lasa betsaka ny vehivavy "dominate" ao @ couple @ zao toetr'andro iainantsika zao a! tena mifamadika ny rôle indraindray! ahoana ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i nyna ny 21/07/2004 09:58
mazely
(
19/05/2004 13:05)
amiko aloha tena tsy ilaiko e! tsy hoe tsy bogosy ny ahy fa ny fanahy sy ny toetra no tena zava-dehibe. sa ahoana....
tohiny
novalian'i tequila ny 04/08/2004 07:09
joda
(
18/05/2004 15:13)
ny mampiseho slip..asa rahoviana no ho tonga any dago...
tohiny
novalian'i mirabel ny 08/05/2005 15:52
lema
(
17/05/2004 19:17)
ahona ny fandraisanareo zany premier amour nareo zany tsy maintsy ho tinareo be v le izy sa tsy ho dinonareo fotsiny,misy mantsy izy reny vita par accidents...
tohiny
novalian'i booboo ny 14/08/2004 10:00
ravorondolo
(
15/05/2004 13:11)
oay le ,hay de misy resaka natao hoan ny vahivavy fotsiny indray eto .de inona zao no mba resahanareo andriambavilanitra ato ,mmm toa hilay ihany ty forum ty raha izao le ....
tohiny
novalian'i xxx ny 10/07/2004 14:34
joda
(
13/05/2004 19:11)
rehefa mpisipa ohatran'ny tsy dia azoazoko.....
tohiny
novalian'i dronga ny 02/07/2004 13:47
tsilan
(
10/05/2004 13:28)
Asa ho'a raha nandinika isika mikasika izay
Ity ny tantara, nisy rangahy iray izany hono nanana vady 120 nonina teto amin'ity Ankaratra ity. Rehefa nandinika ity Rangahy dia nahatsapa fa ny an'ny veh...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 11:43
xxx
(
06/05/2004 15:07)
raha ho an' kofa de milay ny mijeryazy.Asa aloha......
tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2004 22:14
bogosy
(
06/05/2004 14:30)
mahagaga fa ny joba rehefa mahita kofa mijoky daba de ohatran'ny mahita an'i Tom Cruise na dia ratsy aza.Nefa tsy le daba no mitaingina azy fa le......
tohiny
novalian'i mumu ny 06/09/2004 19:49
vanilia
(
05/05/2004 11:31)
Efa nalefan'imailaka ny hevitra hoe "bandy entretenu", ny ahy ndray ataokou mivadika ndray ny resaka, ahoana re ireny sipa mamelona bandy ireny??? Inn no tena blem? lay bandy velomina alou raha toa ka...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 23/07/2004 19:02
imailaka
(
04/05/2004 15:46)
azafady fa fomba fiten-jatovo tamin izany andro zany io, nentina nilazana ireo toetran ny zatovovavy niavona sy manindraindra tena ka na arahaba aza dia tsy novaliany , ilay mangarika sy mahavita man...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 11:46