Resa-behivavy

booboo ( 01/03/2005 22:49)
Alefaso aby hoe ny hevitry ny tsi-1-1 manoloana ny fampiasana méthodes ( tsy methode lé namana ato a hihihihihi) contraceptives. Tsy araka ny noeritreretiko fa tena mbola maro kay ny réticentes bee... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2005 23:38
majakely ( 21/02/2005 12:50)
Moa ve indray andro mety hisy moyen hanadinoana ny voaloham-pitiavana sa dia ho toy ny aloka ka hanaraka foana mandram-pahafaty?Ahoana hoy ianareo fa indrindra ireo efa zokinjokiny efa manana experien... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 21:41
xxx ( 07/02/2005 16:45)
Mba ahoana akia ny hevitrareo fa izaho efa mba te hiteraka fa izy milaza fa tsy mbola vonona amizany? tsy tia ahy ve izy sa ? Mba ataovy serieux le resaka azafady ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:38
choelah ( 06/02/2005 18:12)
enfaite eske vou pensez ke les filles ki vou regarde bizarmen ou ki vou critike son jalouse?? moi enfaite kan chui o coleg g m fer regarder bizaremen par kelke filles de mon coleg et g m demande pk...... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:52
choelah ( 05/02/2005 11:33)
alors les gars vous preferé les filles naturel ou maikillé?? ben moi j adore les makillages et je me makille tt l temps g n sort po sans makillage keske vou on penser pourtan g ke 15 ans avant g det... tohiny
novalian'i felicia ny 04/04/2005 00:11
isrine ( 24/01/2005 13:50)
efa sendra zavatra toy izany ve ianareo: nasain\'le bandy tany @ resto nefa za indray no nasainy nandoa ny part-ko. hafahafa tamiko ilay izy. Diso ve za raha toa ka sosotra taminy?... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 22:31
booboo ( 21/01/2005 09:05)
nareo ve ry zavavy t@ mbola kely dé anisan\'lé nanonofy oe refa atao mariage zà dé ôtra zô ny akanjoko dé gna gna gna ? dé ho an\'izay efa manambady dé tanteraka tokoa ve ? ... tohiny
novalian'i dily ny 19/04/2005 12:42
ja ( 19/01/2005 07:51)
za ve akia lasa niha b kibo t@ grande vaconce sady lasa somary niha natavy nefa za somary fohy dia lasa ratsy b ny bikako no sarotra b ny mahita akanjo ho ahy .Inona no atao hanenana kibo? za zao efa... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:55
ja ( 18/01/2005 09:26)
hono hoa y ireto mahamenetra v ho an\'ny vehivavy ny mijery sarimihetsika mamoafady?ary ny mi mast? tsy tokony atao v?... tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 22:15
rambofrau ( 16/01/2005 19:13)
Mba lasa ihany ny saiko hoe , fa maninona isika vehivavy no tia fosafosa :o ???????rehefa misy vhv roa na mromaro tafaraka dia tsy maintsy mifosa olona izay fa tsy mba miresaka zvtr hafa.Ny lhl ohatra... tohiny
novalian'i annie ny 11/04/2005 11:35
jhouhlambout ( 07/01/2005 14:24)
Il ne faut jamais battre une femme, même avec une fleur ; ça abîme la fleur.... tohiny
novalian'i Liltax ny 24/06/2005 10:19
vegas ( 04/01/2005 13:53)
Tena mbola tsy azoko ry zareo atramizao fa sao dia mba misy tsara fanahy afaka manazava tsara amiko ianareo: samy mahazo fy zao refa manao, de fa maninona nareo vevavy no mitabata be fôna. Mbola lasa... tohiny
novalian'i pitchou ny 07/05/2005 02:50
booboo ( 29/12/2004 14:58)
Inona ny fentinareo : sac à main kely ireny sa lé ngôda beee reny sa sac à dos kely dé fa maninn ? Tsisy atao zà io :^) ... tohiny
novalian'i pitchou ny 25/02/2005 20:45
jhouhlambout ( 26/12/2004 18:16)
Raha omena safidy 1 @ ireto ianareo dia inona no fidianareo? Satria? 1-La beauté 2-La richesse Safidy iray ihany an!... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:43
nikopol ( 23/12/2004 16:39)
Aza lazaina aminy naman-dry le izy fa za kou tsy hilaza amin\'i mamanareo. :lol: ... tohiny
novalian'i Blaspc ny 28/04/2005 13:30
nikopol ( 23/12/2004 15:23)
nTssss ianao ty vretsa ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2005 21:56
mi1 ( 17/12/2004 14:38)
inona no atao mba ampatonga ny lehilehy ho tamana tsara @nao sy ho tianao tsara ary hananjanao?... tohiny
novalian'i felicia ny 04/04/2005 00:19
nikopol ( 15/12/2004 18:51)
Io
Tssss ! tsy mieritreritra afa-ts\'io ! ... tohiny
novalian'i pitchou ny 13/01/2005 00:38
( 15/12/2004 14:00)
talohan\'ny namakiako ity resaka ity t@ boky dia efa nahafantatra aho ary nadinika fa misy fahamarinany( araka ny experience kely hitako) -La distance comprise entre l\'extremite de l\'index d\'u... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2005 22:35
xxx ( 10/12/2004 15:21)
hono hoa ry zareo,ny première fois anareo ve nilay araka ny niheverana azy,dé tsisy blème mitsy ve fa nande hoazy :^) ,mba misy conseil ve hoan\'ze vao hanao ny dingana voalohany azo omenareo? :D m... tohiny
novalian'i fijo ny 09/02/2005 22:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5581