Resa-behivavy

Kotity ( 05/09/2005 05:37)
novalian'i Vahinala ny 14/01/2006 20:16
dakoma ( 28/08/2005 10:26)
Fa sady kizitina,mikasitanana,mapirafy,ge revy tsy tamana an-trano,kamo miasa,kely bôbôsy tsy mahay manao akory.Ny ray sy reniny sarotra rafozanina Mitedava vazah na hakana taratasy ihany aza.Ra vo... tohiny
novalian'i Sorate ny 17/01/2006 10:10
xxx ( 24/08/2005 08:49)
civilisation ny epilation ankitrio . dia manontany anareo aho fa za rehefa mi s'epile indrindra ny maillot dé mitatra no matevina no au bout de 2 jours défa matsiotsilo be, nenareo kay in no atao ... tohiny
novalian'i Sorate ny 17/01/2006 09:52
vivi ( 22/08/2005 12:27)
inona ny atao analana anireny culotte de cheval ireny, fa tena manana zandry aho fa tena manana compexe izy amonio , nefa anie izy mince kely e, mba omeo hevitra raha misy e , misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i majakely ny 29/09/2005 13:42
hercool ( 18/08/2005 12:20)
:?::?::?:Salut! fa maninona kay ianareo vehivavy rehefa misy manapezy dia ny kitron'ilay kôf'boay foana no jerena mialoha, any angaha ny fitiavana? ... tohiny
novalian'i selima ny 30/10/2005 11:28
barbie ( 11/08/2005 12:24)
faly miarahaba antsika rehetra ny tenako .Tsy izany fa saika mba hangataka hevitra sy toro lalana amintsika vehivavy ny tenako.Zany hoe inona no tokony hataoko raha te hiteraka , de misy zavatra harai... tohiny
novalian'i deghany ny 07/09/2005 09:46
zefalah ( 07/08/2005 20:32)
ie..mialatsiny aloa ra ametraka resaka ato aho,tokony tsy ametraka resaka ato aho nefa..otrany manitikitika be ana oa le resaka fifanapina eo @ lahy sy ny vavy. misy sipa a..izy manampy bandy..za alo... tohiny
novalian'i pitchou ny 07/09/2005 18:17
fasaly ( 03/08/2005 17:27)
ahoana ny hevitrareo, isika vehivavy moa izany; amin'ilay lehilahy, (vady , na fiancé, na sipa) -nao manaraka anao foana toy ny kofehy manara-panjaitra, rehefa handeha hiantsena ianao hividy ankanj... tohiny
novalian'i Papoose ny 21/09/2005 19:08
vegas ( 01/08/2005 00:54)
Satria enao vevavy dia mba lazao anay oe ny nofinofinao ra lehilahy enao?... tohiny
novalian'i xxx ny 21/09/2005 22:54
vegas ( 01/08/2005 00:29)
Raha ohatra ka oe mitovy tanteraka ny mombamomba azy roalahy (toetra,asa,fanana,...) fa saingy ny ray bogany dia ny iray mignon, iza no tinareo kay? [u][b]NB:[/b][/u][i]Atao oe mitovy na dia misy aza... tohiny
novalian'i ralthe ny 13/11/2005 05:57
booboo ( 26/07/2005 13:33)
Aminao manokana miankina @ inona ny safidinao ho reny na ho ray @ zay ? Hitondra vohoka sy/ hitaiza ny tiako tenenina. ... tohiny
choelah ( 26/07/2005 12:36)
mamanay si papanai oua tsy mamelana manaou jupe fouhi kéli,akanjou tsisi tanana fa lazainiri zareou fa zadé milatsaka hounou tsi azouko mitsi mdrrrrrr ... tohiny
novalian'i deghany ny 12/09/2005 10:51
cielbleu ( 25/07/2005 17:44)
Manao ahoana daolo, mombantsika vehivavy ihany, inona no mahatongantsika vehivavy mora mandefitra ny ratsy sa ve dia diso tsara fanahy loatra zay tokoa angamba sa aona hoy ianareo... tohiny
novalian'i xxx ny 11/08/2005 14:48
isrine ( 24/07/2005 09:15)
@ ankapobeny ny lehilahy dia voasariky ny endrika ivelan'ny vehivavy. Marina fa tsy miankina à iny akory ny toetra sns, fa mba hafa ihany ny hoe tsara jerena e. tsika vehivavy koa inoako fa mba toy... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 21:35
ezra ( 14/07/2005 08:05)
Misy le tonon-kira oe : "tsy afaka amin'io vehivavy io ialahy na oaiza na oaiza" b ny antony...tena marina v?... tohiny
novalian'i lorra ny 10/11/2005 09:01
xxx ( 14/07/2005 05:37)
Efa maty vady 4 taona lay vhv ary tsy mety tafalatsaka lalina mihitsy amina lehilahy hafa.Raha vao avy miaraka be amin'olon izy (azonareo angamba ny tiana ho lazaina eto)dia tofoka de aleony mitady ol... tohiny
jhouhlambout ( 12/07/2005 23:11)
L'histoire: Nitsotra taminao ilay olona miaraka aminao hoe: nampirafy anao izy nandritra ny andro vitsivitsy, ka nifona taminao izy fa tsy hamerina intsony. Dia inona ary ny fanapahan-kevitra ho rai... tohiny
novalian'i fijo ny 03/09/2005 19:51
zefalah ( 11/07/2005 01:11)
inona? no ? antony? mahatonga? ny vehivavy ? ray tsy anaraka? ny anatran'ny? ray aman-dreniny? ary ? moa ve? fahadisoana? ny mananatra ?vehivava namanao? mba tsy? anao nao fahatany? ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 21:45
joda ( 06/07/2005 09:14)
novalian'i fijo ny 21/07/2005 22:14
ainaheri ( 30/06/2005 07:25)
T@ mbola nianatra ny taovapananahana sy ny 14eme jour de nisy ireo veh sasany tsy nivaky loha an'zany satria manampotoana ny zvdrehetra ka nefa refa tonga tokoa ny tokoa de manaonao foana izy ireny ... tohiny
novalian'i booboo ny 11/08/2005 18:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2727