Resa-behivavy
tyfoly
(
08/02/2006 18:34)
mifanalavi-toerana zahako sy ny sipako , d mifampiresaka @ telefonina matetika izahay , fa misy zavatra tsy nampoiziko noteneniny t@ko we , mba andefafaso slipe-nao zahako fa @ zay za rehefa mba malah...
tohiny
novalian'i dailynews ny 30/06/2006 15:48
fasaly
(
08/02/2006 09:35)
rehefa misy tsikera momba io "fille facile" io dia hoe ratsy foana no fipetran'ny tsikera, kanefa ange raha be fitiavana be kosa lay sipa no mizàra fitiavana mora foana inona no maharatsy izany????
...
tohiny
novalian'i soupie ny 23/02/2006 13:31
vivi
(
03/02/2006 18:52)
aleo aloha tena hanao resa-behivavy marina !, ny ahy ny type-ny bandy nofinofisiko akia i julian macmahon,mel gibson (zao aloha izy efa soara e!),don diamond, tsy we mitady bandy hotran'io za fa io no...
tohiny
novalian'i urpaf ny 17/12/2007 17:03
akamatiana
(
02/02/2006 05:22)
houn waa ry zavavy namana , efa ela zah mba saika anontany ty fa otsany tsy sahy zany kle!! nefa innn mou maharatsy an'zany .Zao ary ...
Nareo ve refa miaraka(miray) amin'ny oul voalohany de ohatra n...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2006 21:51
tatifa
(
30/01/2006 05:01)
Sali doholy ny akama rehetra an!
Hono ho a ry reto, fa maninona kay ny bandy no tsy maintsy mampirafy foana na dia efa milay be aza ny jobany sady mbo efa manao izay mety rehetra ihany?
Mbo atao...
tohiny
novalian'i soupie ny 23/02/2006 13:49
fasaly
(
27/01/2006 14:59)
hono wa! ry zavavy! nareo ve tsy mahatsikaritra fa ny vehivavy mbola matotra kokoa noho ny lehilahy, raha ataoko hoe samy mitovy taona zao de lay vevavy mbola matotra lavitra sa ahoana ozy nareo:wink...
tohiny
novalian'i Aino ny 19/05/2006 10:54
fasaly
(
27/01/2006 14:58)
nahita resaka cellulite zà tatsy de asiako hevitra kely, inona no mba azonao lazaina momba ny cellulite dia inona no toro-hevitra omena ny vehivavy misy ireny ary mba hahafaka azy!!!!!!...
tohiny
novalian'i cielbleu ny 12/05/2006 14:14
xxx
(
26/01/2006 12:09)
O ry zavavy ah, ianareo ve marary be toa ahy rehefa tonga fotoana?
Toy izao ilay marary teneniko: kely aina kely; dia mafana be foana toy ny voan'ny tazo; safotra kely indraindray (ohatran'ny hoe t...
tohiny
novalian'i FABIOJAX ny 06/06/2006 21:50
xxx
(
24/01/2006 09:09)
Hitanareo rehefa manala volok elika a!raha alàna amin ny rasoir lé izy dé afaka tsara fa ny blem dé ny hoe maninn no lasa maintimainty ny elika?? inn no crème ataonareo aminy na ohatra izany
mba...
tohiny
novalian'i Veloo ny 29/01/2006 01:25
xxx
(
24/01/2006 09:08)
Mba ataovy resaka matotra e!
ahoana kay ny fomba fanalanareo volo(ary ambany io an! aloha sy aoriana)mba hampiala tsara ilay ary aoriana na ato aloha fa indraindray misy tafajanona foana! surtout i...
tohiny
novalian'i tsotrabe ny 29/05/2006 12:47
leba
(
23/01/2006 12:46)
Mba mangataka toro-hevitra raha misy afaka manome fa maniry ny tarehy mba hadio tsy hisy tasy sady madinika ny hodi-tava. Dia miangavy e8)...
tohiny
novalian'i Popety ny 07/02/2006 11:02
xxx
(
20/01/2006 21:06)
novalian'i hertix ny 11/02/2006 13:15
diamondra27
(
18/01/2006 13:23)
Mba efa naheno ve 'nareo ny resa-dhd amintsika vhv refa le @ fotoana intime iny ka mahita le sipa manao ss vêt sexy de inona ny lazain'ny le kof?...
tohiny
novalian'i hertix ny 13/02/2006 02:08
xxx
(
16/01/2006 13:50)
nareo ve mba tia manao string? misy ny sasany miteny oe mampisy infection,misy oe ny anton lé slip reny anié hitazomana lé takolaka roa e fa raha manao string dé tsy voatazona lé izy fa lasa miro...
tohiny
novalian'i tt11 ny 19/08/2011 05:45
xxx
(
16/01/2006 13:48)
novalian'i laracroft ny 22/01/2006 12:27
kala
(
11/01/2006 13:45)
:oops:Vehivavy ihany ve ny tena de andrasana ho maloto daholo ny slip (string) vao sasana.Hany ka mahatratra 25 rehefa mihahy:evil:Na dia sahirana be aza rireto aza avela hiotrika ireny zava-tsarobidy...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2006 20:57
zarbi
(
10/01/2006 07:06)
ry viavy rehetra nandinika aho die ohatran ny hoe vitsy kely ny bogosy any @ tchat sa izao no tena ratsy chance foana éééééééé
?
io mba valio moa...
tohiny
novalian'i avana ny 23/01/2006 13:32
fasaly
(
06/01/2006 07:30)
Andron'ny solde ndray zao, fihenambidy hono,
nareo ve tsy mahatsikaritra fa rehefa solde iny de misy mahintsy minadry varavarana vao maraina eo, misy lasa kondrakondrana otran'ny adala mintsy amin'io...
tohiny
novalian'i kantonirina ny 02/02/2006 13:40
fasaly
(
05/01/2006 12:01)
ho antsika vehivavy efa misahana tokantrano , tsy efa tojo an'io fanontaniana io ve nareo hoe inona indray ary no hatao sakafo anio rehefa efa tena lany fika iny amizay.... de inona sisa no hiazakazah...
tohiny
novalian'i pitchou ny 23/01/2006 18:43
vale
(
21/12/2005 00:02)
Misy lehilahy iray izay nilaza fa ny vehivavy tia tena fa miandry kôtina foana fa tsy mikôty!hum!mba azonareo hazavaina ve inona ny mahatonga azy hiteny izany?????...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 09/01/2006 08:48