cellulite
1. fasaly
(
27/01/2006 14:58)
nahita resaka cellulite zà tatsy de asiako hevitra kely, inona no mba azonao lazaina momba ny cellulite dia inona no toro-hevitra omena ny vehivavy misy ireny ary mba hahafaka azy!!!!!!
novalian'i cielbleu ny 12/05/2006 14:14
2. Veloo
(
27/01/2006 17:36)
mila mitady mpanotra. reny no tena mahafaka cellulite.. ny sakafo ko tandremana tsy mihinana zavatra be tavy sy menaka:wink:
3. Ralay
(
27/01/2006 17:47)
Amiko aloha ny tsotra indrindra maha afaka an'ireny dia ny mikotrana ihany e malandina tsara ny peau-nao avy eo :D. Raha massage mantsy tsy manintsana azy fa mampiparitaka fotsiny ilay graisse fa tsy eliminer.Dia mazotoa ary izay misy e :lol:
7. fasaly
(
27/01/2006 21:03)
amiko kou aloha dia tsy moisy afa tsy ny fanaovana sport "kotrana" zany, kanefa toa rehefa matavy lay olona ka na manao sport aza toa sarotra be vao afaka kou! misy ny manao massage fa toa otran'ny fandaniam-bola be ireny, amilay institut ireny.
9. patrick2002
(
27/01/2006 23:33)
Ka raha tsy manana fotoana ary leitsy,ilay sipa hikotranany dia ahoana,ra-fijo,indrindra @ ity fiainana hazakaza-dava ity.
Ny ahy toro-hevitra hafa ,fadio ny malbouffe manaova aliment saine,mihinana legume sy voakazo betsaka,jus naturel sotroina fa aza misotro coca na soda zany hoe zavatra gazeuse
Ny ahy toro-hevitra hafa ,fadio ny malbouffe manaova aliment saine,mihinana legume sy voakazo betsaka,jus naturel sotroina fa aza misotro coca na soda zany hoe zavatra gazeuse
10. sipagasy
(
28/01/2006 06:18)
Ralay:
Amiko aloha ny tsotra indrindra maha afaka an'ireny dia ny mikotrana ihany e malandina tsara ny peau-nao avy eo :D. Raha massage mantsy tsy manintsana azy fa mampiparitaka fotsiny ilay graisse fa tsy eliminer.Dia mazotoa ary izay misy e :lol:
mmhhhhh aleo izany hitady mpampikotrana (coach) hihih fa ny fandava-tena mmhh tsy itokisako raha ny amiko hihih misy fomba fiteniko izay hoe raha manomboka regim izaho ny alatsinainy mmhhh ny alarobia za tsy tafa klee hihihi dia eo ilay ilana mpampikotrana hihihhi
11. fasaly
(
28/01/2006 07:53)
sipagasy::-D:-D:-D njy kou tsatsan'izny regime manjavona antenantenany zany, mahatsiravina tsy maintsy voan'ny tentation hihinana ihany.
io aloha de ny fitandrema am sakafo marina ho hanina ihany dia avy eo kotrana, kotrana kotrana ihany.
tonik tsara ny vatana amzay de levona ny cellulite
sady ny mandreraka na manao pataloha aza de taratra avy aty ivelan lay izy raha manao pataloha manify iny ohatra, ny zipo fohy sy ankanjo fohy alou d'efa fadiana....

12. vale
(
28/01/2006 08:32)
Zavatra mety mahazo ny rehetra ny cellulite, na mahia na matavy, ny fanafodiny dia KOTRANA , ny cellulite vokatry ny fahamodahana, ka na mahia aza ny olona iray rehefa tsy mihetsiketsika dia MISY cellulite.:D
13. zoara
(
28/01/2006 12:14)
manao fanatanjahatena de indrindra indrindra misotro rano betsaka.ny medecine naturelle koa mampiasa cure d'ananas,ny fandroana @ algues brunes @ plage ireny,ro mazava laisoa na celeri rave(bouillon)
14. Veloo
(
29/01/2006 01:17)
patrick, zoara a zany mihitsy ka efa nolazaiko tery ambony ko ireo:lol::lol:
15. fasaly
(
29/01/2006 09:34)
vale: marina izany, tsy ny olona vaventy ihany no misy an'io fa na mahia aza fa hay moa zà efa nahita
fa inona marina aza lay izy e! graisse sa rano
fa tsy misy afa tsy ny sport ihany no fantako mahafaka azy
fa inona marina aza lay izy e! graisse sa rano
fa tsy misy afa tsy ny sport ihany no fantako mahafaka azy
18. vale
(
30/01/2006 09:42)
tavy io kà, (graisse!), mety daolo rehafa kotrana é, misy koa fomba fanorana mahafaka io!