cellulite

21. fasaly ( 30/01/2006 11:27)
mamzl: mety mahintsy ny sport palefaka rehefa tena tena mikofokofoka be reny njy henjanina dooly ny muscle rehefa manao mouvement iray, .....
22. mamzelkely ( 30/01/2006 11:57)
fasaly< hayyyyy zay ihany mantsy no spôro mba vitako:-D
23. Veloo ( 30/01/2006 17:56)
mamzel 8O8O:-D:-D:-D
24. mamzelkely ( 31/01/2006 14:20)
marina ky zany ry veloo aaa:-D:-D:-D
25. fasaly ( 31/01/2006 15:17)
mamzell: izà zao hitady coach lehilahy matanjaka viril be reny hampinatra izany sport malefaka ahy izany fa ahoana aky zany. amzay tsy azon'io cellulite io mintsy aky:wink:
26. Veloo ( 31/01/2006 22:07)
fasaly=))=))=))
mamzel a:roll::roll: mba ovay retsy a
27. mamzelkely ( 01/02/2006 11:53)
veloo< ka ts mahay afats io koooo :-D:-D

aleo alefa hafatra manokana sao de bedy eto tsika ro a:wink::-D
28. Veloo ( 02/02/2006 20:36)
:-D:-D:-*
29. ariel ( 12/02/2006 13:54)
mandehana tongotra foana fa zaho nisy cellulite io taloha fa zaho refa mandeha miasa de mandea tongotra foana fa afaka fa za klou tsy de miery mihinankanina ny hariva misotro di thé fotsiny aho
30. fasaly ( 12/02/2006 14:02)
ariel: ka ny any madà ange ny diatongotra miasa be mahintsy fa rehe eto am misy ahy zany de tsy taf e! lavitsa be ny fesàna de tsy maintsy hande fiara ihany de zay no tena mahavoa......sady tsy misy mpande tongotra zany eto aminay eto fa lalana mahitsa be otran'ny tsy hisy fiafaràna izany....
31. chakkakkely ( 17/02/2006 09:51)
misotro vinaigre de cidre 1 sotrokely isan andro diluena ao anaty rano ray verra isa maraina fa tena manampy be io @ ny elimination ana graisse ! fa ra marary vavony alo dia aleo tsy hisotro eh! za efa nanao fa tena lasa !
32. cielbleu ( 12/05/2006 14:14)
ary aona no mahatonga ny règle fa tara 23 andro ny ahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1396