Resa-behivavy

xxx ( 27/06/2006 14:45)
fa mba atoroy hevitra ny tenako hoe ahoana no mba maha be nono!! tsy ny hoe le efa niteraka fa mbola tovovay fa za tsy misy noon nefa rehefa manao akanjo mapiseho nono de fisaka be ny tratra!! misaotr... tohiny
novalian'i xxx ny 11/09/2006 14:05
rurik ( 22/06/2006 07:06)
saika mba hitady fanampinanarana gasy raha mba misy manana ohatra fanja, na andry sns.... na lahy na vavy mety daholo. misaotra betsaka ôôô^.... tohiny
novalian'i hertix ny 16/02/2008 17:40
rurik ( 19/06/2006 10:43)
misy fanotaniana manitikitika ahy koa mikasika ilay fiterahana ihany. le any dago we tsy mandray rano mangatsika , mitandrina,tsy mivoaka ny trano sns.... rehefa teraka fa sao voan'ny sovoka voan'ny... tohiny
novalian'i booboo ny 10/11/2007 18:13
rurik ( 19/06/2006 05:57)
tena manafisaka kibo tokoa ve ry reto raha avy miteraka dia manao bandy? ... tohiny
novalian'i rurik ny 01/07/2006 14:05
nenipita ( 14/06/2006 15:46)
manaona daolo iabnareo inona kay rey olona za mahalala ny mety ho effets secondaires -ny mihinana pillule fa za mantsy mihinana fa ny zanako mbola kely (1 1/2 ans) de aleo mitandrina fa rams tsy de ... tohiny
novalian'i raem ny 09/07/2006 14:26
Aino ( 13/06/2006 15:36)
tadidiko tsara izany t@ izaho 14 handray 15ans, de le mandende miaraka @ namana hireny, telo mirahavavy izahay no niaraka tenyandalana, znay hoe sady nandende izahay no nande naka zavatra tany atrano ... tohiny
Aino ( 13/06/2006 07:35)
misy olona fatatro izay izany, ary sipa izy io, ka lasa niaraka t@ vadiny ilay vhv iray de lasa niteraka ry niteraka iray ry zareo. zany hoe ilay bandy izany no nampirafy any vadiny ao atrano de nafe... tohiny
diamondra27 ( 13/06/2006 06:06)
mafana ny andro izao, mba te- ho any @ plage ka mba manontany oe:inona kay ny maillot mba metimety la 2pièces sa le mitohy, sa misy afaka manome conseil? :-*:-*:-* ho anareo mamaly... tohiny
nenipita ( 12/06/2006 07:05)
hono oa ry reto so de mba misy mahalala mpanjaityra mahay eto antananarivo renivohitra kay ianareo faz tena sahirana be mitsy za mitady mpanjaitra mahay fa le mpanjaitranay mantsy lasa nifindra any @ ... tohiny
novalian'i mmimi ny 25/07/2006 08:48
soanja ( 10/06/2006 23:24)
Hono hoy aho azafady fa hiresaka tokatrano indray eto. Inona no azo atao amin'ireny lehilahy tsy dia tia fety ireny na hoe aleony ao an-trano foana fa ao no mahafinaritra azy ary tsy manana namana fir... tohiny
novalian'i tanie ny 02/09/2006 07:56
Aino ( 10/06/2006 18:12)
Mba fanotaniana maha lasa saina ahy izy ity indraindray @ ny olona sasany samy milaza any izay lazainy dol!! Fa raha aminareo kay dia tokony manomboka eo @ firy taona kahatr@ firy taona eo ny vhv n... tohiny
novalian'i Aino ny 03/07/2006 16:53
mivetso ( 07/06/2006 12:18)
bonjour mba ahoan ry reto ny fiheveranareo ny lehilahy mangata-javatra @ vehivavy nefa de miasa zao izy (tsy vadinao a ,fa sipa ohatra???)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/06/2006 08:20
nenipita ( 06/06/2006 05:17)
aôna hono akia ry olona no mety ahazoana vavikely? za mantsy manana lahikely 1 taona sy tapany de tiako hasiana vavikely. Mbola tsy bevoka za 'zao fa aona ny fomba mety aazoana izany. Misy mantsy mi... tohiny
fameusecousine ( 05/06/2006 20:33)
ahona ny hevitrareo mikasika ny amitie sy amour virtuel eto amin ny sera2 sy ny site hafa ..mety ho possible ve raha tena mifankahita sa miova be sa ahona?... tohiny
xxx ( 05/06/2006 11:03)
inona ny afaka mba hanampiana anareo ahy fa niaritra ihany aho aloa fa misy ny limite hoy ny fitenenana fa tena tsy maintsy mamelona rafozana, mipetraka aty france zahako sy ny vadiko, voa teraka zaza... tohiny
novalian'i hasinando ny 22/06/2006 10:53
hasinando ( 05/06/2006 07:29)
CITRON+carbonate: Hosorana @ faritra misy ilay vergeture izy roa ireo 1 ou2fois /semaine .Temp de pose 15mn DE kobanina avy eo.... tohiny
novalian'i titis ny 19/07/2006 11:13
cutecaramel ( 04/06/2006 22:50)
ianareo ve mahafantatra lehilaly gasy tsy mifora?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 07:14
titis ( 29/05/2006 19:07)
Rehefa tonga eo @telo volana mitondra vohoka dia mampiasà huile d'amande douce,ahosotra @ nono,kibo,sandry,ny fe,isa-maraina mba hialana @vergiture rehefa teraka.Somary lafolafo ihany any @pharmacie.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 04:25
xxx ( 27/05/2006 19:08)
efa fantatro fa mety efa nandeha teto ity resaka ity , fa zany hoe mba anotaniako iany alo , ono hoe anreo ve tsy mba misy an le trace mainty be ao ambany elika iny , indrindra ra ohatra ka mirase vol... tohiny
novalian'i xxx ny 01/09/2006 13:26
tisera ( 23/05/2006 15:41)
Ho an'izay efa nihinana pilule ka avy eo te-ho bevohoka : firy volana aorian'ny nanajanonana ny pilule no azo apetraka ny zaza manaraka . Mety hisy hilaza angamba hoe mandehana any @ gynéco saingy m... tohiny
novalian'i tisera ny 07/06/2006 08:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0943