Resa-behivavy

soanja ( 22/05/2006 23:28)
Asa ianareo fa izaho rehefa mijery ireny porno ireny dia toa mahatsapa foana hoe fampijaliana vehivavy izany fotsiny ilay izy fa tsy misy izay mba hevitra hitako hoe ilana azy. Sa ve diso fijery aho n... tohiny
novalian'i tywa68 ny 31/08/2006 17:57
vale ( 16/05/2006 17:00)
sao nareo mba misy mahalala fomba mahafaka ny vergeture ireny (fitsaboana natioraly: raokandro sns....) fa tena mahamenatra no manimba hoditra be ilay izy? ny fanafody (crème) vazaha efa nandramako ... tohiny
novalian'i vale ny 20/06/2006 19:01
miantra ( 15/05/2006 10:55)
Hono ho aho ry ireto mba tena efficace ve ireny thé minceur ireny. Misy effet sécondaire ve?. Misaotra mialoha e!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 07:17
Fanja1 ( 14/05/2006 07:02)
http://www.madanight.com/viewarticle_814.htm... tohiny
novalian'i dadin ny 31/05/2006 07:26
soanja ( 27/04/2006 11:04)
Hono hoy aho rehefa mankany Dago aho dia be ny ankizivavy te hanambady vaza; io ve noho ny harena sa any amin'ny lehilahy vaza ny hatsarana sa ve ireto lehilahy gasy ireto mihitsy no tsy mamely? aza t... tohiny
novalian'i dailynews ny 27/06/2006 14:29
Nadya ( 21/04/2006 11:10)
:arrow:Ceci est vrai : Le cancer de sein !!!!!!! Il s'agit de l'explication d'une des origines du cancer du sein. C'est une specialiste en biologie cellulaire qui l... tohiny
novalian'i Jessimi ny 16/05/2006 10:45
ari.malala ( 21/04/2006 04:38)
Manahoana daolo, sao dia mba misy mahalala re azafady fa efa nahita iray izayaho d mampifilafila b fa refa tonga any @ le interessant le izy d lasa payant e! za nefa mba t hahay nefa ts manana fotoana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 04:31
bellla ( 19/04/2006 19:47)
Mba inona retsy ny atao an'ireny lehilahy saro-kenatra ireny. Eto dia tena singaniko mihitsy fa na dia hiteny hoe 'tiko ianao sy ny cheri' tsy ataony zany, dia tsy tia ve?? Nefa de tena tia ihany lery... tohiny
novalian'i bellla ny 07/05/2006 18:01
mamzelkely ( 19/04/2006 06:47)
ts haiko ra efa nande teto ty resaka ty fa mba averiko izy ra efa nande ataoko angamba fa tsisy bedy eee:-D:-D zao wa ho anareo vhv namana genre de lhl toy ny inn ny tinareo du point de vue fomba f... tohiny
novalian'i Aino ny 14/06/2006 13:50
lapino ( 10/04/2006 05:44)
Mba nijery sary aho androany, de somary kivy kely fa ... Nankaiza ny sipa tety No kôf boay sisa mijoro Tsy dia mahaliana daholo Ilay faninana ho seksy Soa fa nisy an'i fiaritiana kle!! Kiss... tohiny
novalian'i Aino ny 23/05/2006 16:59
adidy ( 01/04/2006 15:30)
Mba saika hanontany hoe inona ny fialam-boly ankafizinareo??... tohiny
novalian'i kala ny 19/04/2006 10:34
radolany ( 31/03/2006 08:40)
Tena ! tsy mahazaka mihitsy ny lehilahy rehefa mahita vehivavy mitanjaka fa inona no antony e---omeo ahy hoe ny hevitrareo--lehilahy aho no manoratra an ! ARY maninona ny vehivavy no malama rehefa mah... tohiny
novalian'i kala ny 13/04/2006 10:48
Fiffi ( 27/03/2006 10:02)
Tena manja kosa wa ny vhv gasy eh! sa ahoana hoy ianareo ? http://www.newmagazine.mg/archives/evelyne_fock.htm... tohiny
novalian'i bellla ny 21/04/2006 09:30
diamondra27 ( 23/03/2006 17:39)
Samy manana ny tiany ny olona tsirairay avy fa kosa bedesiko ze manaratsy olona an! momba ny sary rehetra io. ... tohiny
novalian'i Aino ny 08/06/2006 16:53
lemenakely ( 22/03/2006 14:44)
Ny lehilahy moa dia samy manana ny toetrany e ka mbà omena safidy ianareo iza no azoazonareo @ ireto? lehilahy mpifoka (sigara) sa misotro (toaka na labiera)sa tia vehivavy sa mpiloka ? anareo ny sa... tohiny
novalian'i Aino ny 23/05/2006 16:53
rapala ( 20/03/2006 11:09)
henoke fa hoe ny mahatonga ilay tasy mainty amin'ny tarehintsika dia noho ilay masoandro, tamintsika mbola kely tsy mba niaro @ masoandro. Nefa ahoana any afrika koa ange mipoka foana ny masoandro, a... tohiny
novalian'i rapala ny 24/04/2006 08:29
Fiffi ( 09/03/2006 09:36)
FAHANTRANA ARA-BATANA SY ARA-TSAINA : andro tsy niasana nefa nandraisan-karama ny andro omaly 08 marsa 2006 , ho an'ny vehivavy rehetra.Noho ny fisian'ireo fitaovan-tserasera marobe sy fampiasana azy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/03/2006 18:27
lapino ( 08/03/2006 21:21)
Nigrevy hono ny vehivavy mba ho afaka manao pataloha ohatra ny lehilahy, ary misy bragety. Asa na efa firy taona izay no azo io notakiana io, fa mbola ny lehilahy irery foana no mipipy mitsangana! :-w... tohiny
novalian'i xxx ny 31/05/2006 08:23
sipagasy ( 07/03/2006 18:52)
miarahaba antsika vehivavy tratry ny daty malaza izany e! tsy hoe andro natokana tsy hanaovana raharaha akory izy itylolll :-D fa andro natokana hahatsiarovana ny 129 vavy tany amarika t@ 08/03/1948 t... tohiny
novalian'i sipagasy ny 11/03/2006 07:47
xxx ( 07/03/2006 18:48)
naka torohevitra teto za t@ alohany andeha week end ka t@ week end teo ilay izy no nitranga , @ ankampobeny alohany d nahafinaritra ilay izy e!, sady tsy netiny tany @ hotel za fa tany antrano , d nah... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2006 17:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.789