Resa-behivavy
rasapeta
(
20/12/2005 11:53)
Miarahaba antsika rehetra eto !
Naika mba angataka soso-kevitra raha mba misy manana. Bevohoka aho izaho ary misy mony, efa nisy mony foana izaho na t@ mbola tsy bevohoka aza. Nihevitra aho hoe ho af...
suite
répondu par fijo le 18/01/2006 20:48
FALY2
(
18/12/2005 12:01)
Hono hoa ry zareo ,
Mba hazavao kely amiko raha azonareo atao
Ny mpivady ve dia tsimaintsy misy gidragidra foana?...
suite
répondu par anjeliko le 29/12/2005 07:05
ravakamalala
(
17/12/2005 21:59)
o ry reto a! nareo ve efa nisy nampiasa an ireny? ohatran ny toa hoe manimba volo be izy ireny rehefa ela ny ela.
ny voloko mantsy matevina be dia mibontsina foana, ka mitady fika aho hanafisahana ...
suite
répondu par nenipita le 06/06/2006 09:55
dola
(
15/12/2005 14:33)
misy bandy reveko be izay. Izahay dia efa ela no niaraka saingy izy anefa tsy mbola niteny hoe tia ahy na tsia ary rehefa hanontaniana izy dia tsy mety miteny izay marina. Izahay izao mifanalavitra be...
suite
répondu par bellla le 19/04/2006 20:25
Lov
(
12/12/2005 05:32)
Malaza an-gazety tatoato ny famoran-jazavavy (FGM-Feminine Genitale Mutulation or clitoridectomy)indrindra aty Afrika, mpandala ny nentin-drazana. Mihenjan-droa ny tady eo @ mpandala ny zon'olombelona...
suite
répondu par pitchou le 23/01/2006 18:48
ravakamalala
(
05/12/2005 00:25)
Les hommes sont comme... le café.
Les meilleurs sont riches, chauds et peuvent te
tenir éveillés toute la nuit.
Les hommes sont comme... le chocolat.
On a du mal à résister, mais on es...
suite
répondu par fijo le 24/12/2005 00:03
rinakely1
(
04/12/2005 18:55)
Salut doly ny namana eto @ serasera!
Ty mbo misy reglement kely mbo tiko hampitaina @ nareo viavy!
Ka zé manana commentaire d alefaso, zé tsy misy ambara moa zany d harao tsara ny reglement!:°):Â...
suite
répondu par diamondra27 le 25/02/2006 17:14
fiaritiana
(
02/12/2005 22:43)
ary inn no fiantsoana ny lhl raha tsonjo ny vehivavy?
...
suite
répondu par APOKY le 26/12/2005 12:45
Levy
(
02/12/2005 07:31)
Tsa vehivavy za manoratra io fa lehilahy ! Zavatra tsikaritra dia misy ny vehivavy sasany te-hanajanaka fa tsy te-hanambady. Misy indray manambady nefa tsy te-hiteraka sy hanan-janaka. Misy maniry te-...
suite
répondu par reevu le 23/12/2014 05:59
body
(
01/12/2005 16:23)
ahoana no hafantarana fa tena tia anao ny olona iray na mody tia fotsiny?...
suite
répondu par bellla le 19/04/2006 20:07
diamondra27
(
29/11/2005 07:30)
azonareo lazaina eto ve ny ataon'ny lhl rehefa hi-charme na hi-séduire vhv izy, na fombafomba na paroles mety daholo? ...
suite
répondu par diamondra27 le 25/02/2006 17:17
lapino
(
27/11/2005 18:50)
Mba efa betsaka ihany izay argot malagasy iantsoana ny tovovavy izay, hatramin'ny bokà ka, sipa, joba, ... fa ilay [b]tsonjo[/b] no mba mampme kely an'à hoe fa ahoana no niavian'io e:
- silhouette v...
suite
répondu par fijo le 16/12/2005 22:35
fiaritiana
(
24/11/2005 21:19)
nareo lehilahy reto oa tsy mba................
suite
répondu par Sorate le 22/12/2005 06:21
mamzelkely
(
24/11/2005 12:39)
hono wa ry reto sô de mba misy afaka manome conseil kely kay am resaka teinture fa ny voloko zany ts mandray loko mits sô de misy zvt tokony atao aminy kay alo ef in bdb za zay nandoko fa ts hita mi...
suite
répondu par didax le 23/01/2006 20:14
body
(
22/11/2005 16:35)
ho an'ny olona sarin-kenatra, ahoana no fomba hikôtiny olona iray? Ary ahoana no fomba ambarà ny amin'ny olona iray hoe tsy tia anazy izy....
suite
répondu par anjeliko le 29/12/2005 07:30
botity7
(
19/11/2005 11:34)
ny vehivavy mody masina izay foana nefa rehafa misy tadiaviny aminao dia tsy hita izay hanaovana azy! matetika koa ry zareo manao am-bava tsy mila nefa any am-po any tena taralila be, zay ????????????...
suite
répondu par gasinamana10 le 05/01/2008 23:35
jos13
(
17/11/2005 10:21)
inona avy ny fitaovana ataonareo vhv mba ahatonga anareo mahazo bandy revenareo!, na efa miaraka aminareo na ny mbola tsy miaraka aminareo!, ohatra: manao mikata ve sa miavonavona b sa ....., na koa w...
suite
répondu par fameusecousine le 21/11/2005 22:05
ralthe
(
13/11/2005 06:01)
Mety tsy milay ny fiainana raha tsy misy ny vehivavy nefa ndraindray mahasosotra izy ireny rehefa izy tiana izay ka mamilafila nefa hanaiky ihany rehefa avy eo :*.
Ny lehilahy lo no tena ilaina ê sa...
suite
répondu par Sorate le 16/02/2006 09:36
vivi
(
12/11/2005 18:32)
nisy olona niaraka t@ ko tao anatiny fotoana fohy, zany we 1volana teo ho eo ny fitambarany fa efa 5 volana ny nahafantarako azy, ny @nay aloa d efa nazava ny hevitra fa tsy asiana resaka avenir fa mi...
suite
répondu par randrianiainanandrianina le 17/12/2017 15:33
kally
(
04/11/2005 19:03)
Samia mba milaza izay torohevitra mahasoa hampamiratra ny ao an-trano eto e!
Ohatra hoe rehefa manasa fitaratra dia asiako ammoniaque kely rano anasana azy dia gazety no hanamainako azy dia mamiratra...
suite
répondu par Sorate le 16/02/2006 10:04
