Resa-behivavy
booboo
(
02/03/2006 09:58)
Ahoana kay no ahafantarana hoe manana an'io ny vehivavy ? zà tô tsy manana angamba :roll: satria ny anà mila mandalina toe-javatra iraika zà vô afaka miteny oe zao angamba na zao ! ...
suite
répondu par naughtyboy le 24/05/2006 09:52
akamatiana
(
01/03/2006 17:20)
:roll::roll::-w:-w
Misy namako waa any dago , de refa miresaka anay de bedesiny fôna zah wee aza manao kounkou zany houn !!8O fa mba sipa tu sé fa tsy sipa kounkou :roll: de antaniko anefa izy we...
suite
répondu par Yverson le 08/05/2006 15:26
fek
(
01/03/2006 14:11)
maninona moa rehefa andro natokana ho an' ny vehivavy ihany ny 8 mars dia miasa tsara sy miasa mafy fa ny lehilahy kosa no mba tsy miasa? Mba maodely e...
suite
répondu par sipagasy le 05/03/2006 11:23
xxx
(
26/02/2006 10:20)
mba tiako ho fantatra we, inona ny couleur-na nuisette na sous vetement mahafinaritra ny lhl, ratsy v raha hotrany leopard ,zany we maramara b sy marron2, nefa za zarazara ?...
suite
répondu par vale le 01/03/2006 18:48
labomba
(
26/02/2006 02:52)
Efa hoe aza sokafanaaaaaa!!!!!...
suite
répondu par bebe le 09/03/2006 13:15
isrine
(
24/02/2006 12:47)
Mahagaga fa rehefa reraka ka mihinana nivakinina na zavatra mitovitovy @ izay dia malaky tonga ny regle, ( zany hoe raha toa ka tsy dia lavitra intsony ny andro tokony ihavian'ny regle).
Nefa raha t...
suite
répondu par kala le 27/02/2006 06:55
xxx
(
24/02/2006 09:32)
Miala tsiny aloha raha miditra ato fa ato angamba no antenaiko hahitana ny valim-panontaniana nanitikita ahy e!Bandy be aho na de XXX aza no eo!
Nisy resaka izay tato indray mandeha hoe fantatra ety ...
suite
répondu par xxx le 08/03/2006 08:46
fasaly
(
23/02/2006 14:04)
nareo ve tsy mahatsikaritra ry zavavy fa ny fipetrahana ela eo ambony seza manoloana ny écran pc eo foana dia mahafisa-pitombenana brrrrrrr!:evil:
kanefa tsy mety fa otran'ny misy lakoly lay seza hi...
suite
répondu par fasaly le 22/05/2006 10:38
zefalah
(
23/02/2006 03:29)
:oops: menatra be za refa miditra ato.
otran'hoe sarimbavy.
fa zao: mba saika anotany ndray ra azo atao e.
a we we!!!
aminareo jogasy(rozin'i gasikara)
nareo vhv, tsy anakanavaka.
mba azonareo ...
suite
répondu par akamatiana le 01/03/2006 16:28
petakorona
(
22/02/2006 20:44)
Tsy haiko na efa nahita lhl nitomany ianareo na tsia. Inona no zavatra mety hampitomany azy?
Nahoana na dia malahelo ny lhl dia tsy sahy mitomany?...
suite
répondu par bellla le 19/04/2006 19:55
bonaventure
(
21/02/2006 16:22)
Ho andranabavy ,tandremo sao variana na voafandrika ny dakoma fa maro ireo ranabavy mitondra faisana atsy @ nosy comore fitahan'ireto komoriana mizesta be aty Dago nefa tsy misy hafitsoka any aminy ,a...
suite
répondu par bonaventure le 03/04/2006 08:33
mamzelkely
(
20/02/2006 14:04)
http://humour.blague.free.fr/page/photo/grande1/bijou.jpg
:-w za kosa klou ts d'accord mits aa :-D:-D...
suite
répondu par Aino le 07/06/2006 15:43
xxx
(
19/02/2006 19:46)
mila toro-hevitra @ nareo namana za, handeha hanao week-end hiaraka @ sipako za, zahay sy izy aloha efa nanan(sex) , kanefa tsy d tena proche b ,satria mbola somary mbola menamenatra sy tsy d sahy2 b...
suite
répondu par vivi le 23/02/2006 17:48
zefalah
(
19/02/2006 15:56)
mialstiny raha miditra ato @ resa-behivavy ny tenako.
ie,satria misy fanotaniana tiako anotaniana anareo vehivavy manoka.
manao ahoana daoly r'vehivavy gasy manerana an'zao tontolo izao.
saika mba ...
suite
répondu par vale le 22/02/2006 22:10
diamondra27
(
19/02/2006 12:33)
hono oa ry 'reto, mba fantatrareo ve oe sipa inona no tena malaza oe: HOT,ny italiana ve sa ny alemana sa iza...
suite
répondu par vale le 21/02/2006 15:31
fasaly
(
18/02/2006 15:55)
:roll::roll:
misy wa ny olona tsy mahay manavaka ny hatao hoe vehivavy "sexy" sy ny vehivavy 'vulgaire" raha resaka fitafy izany e! ka zay mahay manazava azy kokoa mba hanazava azy eto azafady :°):i...
suite
répondu par fasaly le 22/02/2006 05:39
Rojiane
(
17/02/2006 04:04)
O ry sipa isany a! mba lazao hoe raha mitovy ny fahitako sy ny fahenoko nareo reo ??? [b]Ny akabeazan'ny bandy ato amin'ny serasera ry reto tsara feo be daholo,ny efa niresaka tamiko tamin'ny phone sy...
suite
répondu par kala le 15/03/2006 12:51
xxx
(
15/02/2006 09:39)
niaraka t@ bandy 6 mbolana teo za , d ,ny fiarahay aloha tsy d serieu b fa somary kilalao ihany , sady mifanalivi_toerana zahay ka tsy d mifankahita raha tsy isaky ny 2 mois eo foana , za koa moa rehe...
suite
répondu par xxx le 18/02/2006 09:49
isrine
(
12/02/2006 12:59)
Mahagaga ahy, @ ankabobeny ny lehilahy de mitararaiana lava fa vizaka rehefa avy miasa. Fa moa ve tsy mba vizaka ny vehivavy na tsy mitaraina aza. Sa efa politikan'ny tsy te-hanao na inona na inona re...
suite
répondu par mirana5 le 21/02/2006 11:47
fasaly
(
11/02/2006 13:20)
hono ho aho e! toa betsaka , ny "majorités" ny vehivavy dia tratran'ny "baby blues" io foana aoriana ny fiterahana....izaho aloha mbola tsy niteraka mihintsy ka tsy fantako ilay izy!
afaka misy mana...
suite
répondu par fasaly le 18/02/2006 09:04
