Resa-behivavy

kd ( 03/08/2006 09:30)
Maninona kay nareo vhv no milaza hoe "les mecs sont tjrs les mêmes"tena resy lahatra @ zany ve nareo... tohiny
novalian'i kanto10 ny 26/10/2006 00:09
pili ( 27/07/2006 08:09)
slt daolo an,hono oa ry reto mba saika hanotany hevitra avy aminareo ah,misy oul miaraka amiko zay zany,efa 3 ans 1/2 zay zao no miaraka,mbolamifakatia b foana hatramzao,fa y a2 ans zay ah,napirafy an... tohiny
kheryle ( 26/07/2006 10:58)
inona no antony tena mahatonga ny vehivavy tsy maintsy manaraka lamaody ? dia ho fangalana tahaka ny hafa ve ? sa fitiavana te ho tsara lalandava sa kosa entina hikojakojana ny vatana mba hitaizana ny... tohiny
novalian'i fasaly ny 02/08/2006 15:52
titis ( 21/07/2006 15:21)
Misy lehilahy gasy tsy mifora ve?dia raha misy inona no mety ho antony?... tohiny
novalian'i tsoupou ny 26/07/2006 16:40
nenipita ( 21/07/2006 11:46)
salut njy, ahoana kay no fomba ahafahako miditra ao amin'ny dinika manokana oh : reny serasera fa tsy mety tafiditra mihitsy za, mbola tsy neken'ny mpampndrindra hono ka ahoana no fomba tokony hataoko... tohiny
Silo ( 21/07/2006 07:16)
Izao reto a! Inona kay ny fanafody manala an'ireny tatakoatra @ ranjo ireny ?. (Matetika vehivavy bevohoka ka mikokotra no misy azy ireny ) nefa ny cas eto de mbola zaza tsy niteraka akory de efa ... tohiny
novalian'i dailynews ny 27/07/2006 16:05
tsoupou ( 20/07/2006 16:16)
Fa maninona oa ny vevavy raha oatra oe misy lelahy na tsy mikôty azy aza ka tiany dé hidirana na efa miteny aza lé lelahy oe efa manambady e ??? Gaga fôna a fa mahita bedabe an'zany mitsy a, eto ... tohiny
novalian'i tsoupou ny 26/07/2006 14:21
xxx ( 18/07/2006 05:40)
mafana ny andro eto frantsa izao, manao jupe daholo ny ankabeazan'ny oll, ary efa miakatrakatra ihany ny hafohiny . Misy tena tia mampiseo ny ao anatiny ny vazaha , izaho koa moa dia tena ti... tohiny
novalian'i hugh_hary ny 11/03/2020 11:45
adidy ( 12/07/2006 15:27)
Iza amintsika no efa nampiasa produit phytoline? Aiza no misy centre de massage amincissant tsara ao Tana ka mifanahantsahana ny sarany sy ny vidiny?... tohiny
novalian'i adidy ny 15/07/2006 07:14
dailynews ( 11/07/2006 18:19)
tsy maintsy mandrangorango foana ve rehefa bevohoka sa mba azo controler na ihany? ary tokony hoe ratsiana sakafo foana koa ve ? ... tohiny
novalian'i mmimi ny 25/07/2006 09:38
cristal ( 11/07/2006 08:08)
(l)(l)(l)Mba tena mitady vehivavy tena matotra hitia ahy aho ra misy ato de mba hanorato aho de mba aza atao vazivazy fa tena ilaiko ange e!... tohiny
novalian'i Tahiry ny 30/11/2006 13:15
mi ( 08/07/2006 01:24)
Isika vhv raha mampirafy de tahaka ny mitifitra totohondry ny vata-koron'ny lehilahy, :x:cry::? :x ,marina ve zany? sa sika ndray no mety ifoteran'ny rambony?:D:D:D... tohiny
novalian'i kanto10 ny 25/10/2006 23:49
mirambola ( 06/07/2006 15:34)
mba misy fanotaniana kely ity e!! inona raha:D:D:D @nareo ny fanaritana ny atao hoe "sexy":-D:-D:-D ... tohiny
novalian'i Ralay ny 18/07/2006 07:27
madagasikara ( 05/07/2006 06:41)
Misy mahalala ve hoe maharitra hafiriana ny fikarakarana ny taratasy amin'ny fananganan-jaza. Raha mpitovo ve ny tena dia mahazo manangana sa tsy maintsy hoe mpivady ara-dalana? Ary aiza no toerana ... tohiny
novalian'i sechat ny 13/07/2006 10:53
xxx ( 04/07/2006 10:03)
Mba mila fanampiana avy aminareo aho raha mety na tsia ilay izy, zahako dia olona avy niteraka, efa ho 3 mois izao ny zanako, ka deux semaines ihany aho no nampinono azy, ka izaho moa tsy tena bien in... tohiny
novalian'i xxx ny 19/07/2006 10:09
soasoafy ( 03/07/2006 11:10)
Hono oa ry vhv, maheno ol maro2 aho miresak oe ref te hananjanak ny vhv de miotra, marina v zany? inona no antony hiorana? misy tsy mety v sa ...?... tohiny
novalian'i tslem ny 31/10/2006 08:41
dailynews ( 01/07/2006 17:54)
nareo ve aky tia mba manaraka baolina indrindra fa izao coupe du monde izao ? izaho ny coupe du monde ihany no mijery fa rehefa ankoatra izay dia tsy mijery akory. angamba ilay atmosfera fotsiny ihan... tohiny
novalian'i booboo ny 03/07/2006 12:33
fasaly ( 30/06/2006 16:31)
Dia izao aza, raha hoe tsy maintsy hiaraka am kofa zandritsika tsika, ny fitiavana mou izany mazava ho azy misy sy ny feeling sy ny rehetra, hatramin'ny firy taona raha kely indrindra no sahintsika hi... tohiny
novalian'i fasaly ny 23/09/2006 13:53
xxx ( 30/06/2006 06:42)
Misy afaka manome fanazavana ve ny amin'ny fanisana volana mandra-piterahana. Raha ohatra ka hoe manomboka amin'ny fotoana itsaharan'ny fadimbolana no anisana azy? Raha ohatra ka amin'ny fotoana na... tohiny
novalian'i tisera ny 10/07/2006 05:41
xxx ( 28/06/2006 09:31)
tiako fantatra kely we ahoana ny fomba hametrahana ny asiny vola na valeur eo @fiarahan'olon-droa raha mbola tsy mpivady , zany we olona efa samy manajanaka , vhv divorcé mananjanaka 1 ary lhldivorcÃ... tohiny
novalian'i HESHA ny 06/07/2006 06:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1177