Resa-behivavy

xxx ( 02/12/2006 06:42)
ny ahy ny sipa ohatra ny mitovy foana ny fahitako azy fa rehefa avy :* iny vao fantatro hoe tiako sy tsy tiako Koa mahaiza tsara manoroka fa sao dia sendra olona mitovy ahy dia vaky hevitra avy eo ho... tohiny
novalian'i tywa68 ny 10/12/2006 09:42
Tahiry ( 30/11/2006 12:41)
Hono hoa aiza sy aiza eto Tana ankoatra ny Annick Beauté no manao extension par tissage, dé lafo b ve izay reny D mety eo @hôtrinona eo rah volo naturel Ary hono hoa le eo Ampefiloha (akaiky ENS)... tohiny
novalian'i mimich ny 11/12/2006 15:47
Tahiry ( 30/11/2006 08:08)
;-)mba tiako raha mba mis serasera momba ny taovolo misokatra ato misy fanotaniana tiako hapetraka mantsy momba ny toerana misy ny ANNICK BEAUTE nefa tshaiko hoe aiza e Tsy hita fa vao2 eto @namana ... tohiny
novalian'i booboo ny 30/11/2006 08:10
xxx ( 29/11/2006 12:35)
mba omeo hvtr fa somary taty ho bota indray , ny poids tiako aloha eo @ 55kg eo e!za 1m58, fa zao efa 58kg indray nefa tena mba efa mitandrina ihany @ sakafo fa ee ,za aloha tsy tia reny mince b hotra... tohiny
novalian'i vivi ny 07/12/2006 18:08
kalina80 ( 24/11/2006 14:00)
miarahaba anareo rehetra izay eto.Izao ry reto an !! tatoato za dia lasa tsy misy hery intsony@zay ataoko,kamokamo zany nefa tsy izany mitsy za taloha.Ny tena olako dia ny fianarako satri tonga aty a... tohiny
novalian'i poopie ny 12/12/2006 18:20
tezitra ( 21/11/2006 13:25)
mbady mitady vady ve afaka miditra ato?... tohiny
novalian'i tywa68 ny 27/12/2006 09:49
benangy ( 19/11/2006 11:21)
Namako efa taloha be tamin'ny fahazaza i Ange , zanaky RAKOTOARISOA tompon'ny Pharmacie ao Ambositra Ijaky izy ary faravaviny, i RAKOTOARISOA dia efa maty fa ny zanany no tadiaviko, ry Beatrice , Vero... tohiny
novalian'i ratonga ny 27/11/2006 22:56
tisera ( 19/11/2006 07:20)
misy an'ity site-n'ny homeopharma ity http://www.hoeopharma-madagascar.com izany hitako dia mivarotra via internet ireo produits isan-karazany amboariny ireo izy ka ohatry ny te-hanandrana ilay soins... tohiny
novalian'i melle ny 06/03/2019 11:20
colar ( 17/11/2006 23:45)
inn no vis tinareo vevavy koko am reto,samia we mba milaza zay heviny azafady ndrindra,LEHILAHY mamono vady sa b sipa sa mpiloka sa mamo lava sa mpandainga sa mafy ady sa kaihitra sa mpidaina ... tohiny
xxx ( 17/11/2006 20:32)
raha lasa lavitra ny lhlnareo,aleonareo ve izy mitsaingoka eny @ arcade(le ty sy nday) sa le manao sipa ireny ... tohiny
novalian'i xxx ny 29/11/2006 21:26
Bakobako2 ( 17/11/2006 18:19)
Betsaka zany ny resaka henoko hoe raha te hitera dahy de izao sy izao misy zany ny mitombona sy azo arahina fa misy ko moa mazava ho azy ny finoanoa pôna , ka nareo ve ry reto mba mahalala ny recette... tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 26/11/2006 08:22
fasaly ( 16/11/2006 07:01)
Andao indray hifampitantara ny azy ary e! taminareo tonga fotoana tam volaohany de nanao ahoana sy ahoana ny fisehony sy ny fandehany????:? ny ahy zistoire be:wink: aleo tantaraiko fa tsy misy olana,... tohiny
novalian'i fasaly ny 02/01/2007 17:40
xxx ( 12/11/2006 19:46)
zao zany lay resaka nisy olona zay niaraka tamiko de tam volohany zay tenanifampiresaka be tsisy otran zany tam telephone sy ny karazany efa hitanizany ny sariko de tara be izy zah zao zah zao tsy mah... tohiny
novalian'i xxx ny 05/12/2006 04:10
xxx ( 12/11/2006 00:55)
Inona ny ataonareo raha ilay miaraka @ akamanareo iny, dia laozany mijery vehivavy hafa? Hafa ny hoe mijery kely indray mandeha fotsiny, fa dia tena any foana, in-3, in-4, @ izay tsy mahalala mody ... tohiny
novalian'i vale ny 29/11/2006 10:17
titimms ( 10/11/2006 18:46)
mba mahita didina jupe hafa ve nareo ? akotran'ny jupe droite na évasée na porte feuille otran'ny leo be anireo aho. merci... tohiny
kitjo ( 10/11/2006 17:32)
asa ny any aminareo any ry reto fa aty dia miverina indray ilay lamaody juste o corps na le oh cysliste d robe ny ety ivelany na amboniny lava2 ny mahita sinoa manao azy aloha tsy mahagaga hatramin... tohiny
novalian'i kitjo ny 18/11/2006 15:35
anjely ( 03/11/2006 15:50)
Salut daholo! manontany tena aho ry reto hoe 8O possible ve hoe tia olona 2 en même temps? zà marina ohatran'ny tsy afaka hisafidy fa mamy ny atsy fy ny ary. Zay jerena :^) mampilndalenda daholo :-o... tohiny
novalian'i kala ny 21/11/2006 09:04
tslem ( 31/10/2006 08:47)
Nisy dinika efa ela be izay tato momba ny hoe otra ve mampiteraka tokoa ho an'ireo izay tsy niteraka,marina izany ,tsy hanao dokam-barotra aho fa ireto misy mpanotra atoroko anareo izay mila izany:mam... tohiny
nenipita ( 30/10/2006 13:09)
manao ahona ianareo, manana probleme toy izao aho. Efa ho tapa-bolana eo ho eo izay dia tara 6 jours teo ny règle-ko. Noheverinay mivady fa bevoka ny tenako nefa avy eo dia voan'ny tazo indray aho ... tohiny
novalian'i nenipita ny 13/11/2006 09:46
xxx ( 27/10/2006 09:39)
Manana sipa efa ho erintaona sy tapany aho izao fa efa fantatro h@ voalohany hoe efa anolonkafa izy.Mbola niaraka ihany izahay ary tena mifankatia tokoa.Mbola tsy nahatsapa fitiavana tahaka izany aho ... tohiny
novalian'i fily ny 05/01/2007 12:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0991