Resa-behivavy

xxx ( 30/01/2007 10:02)
za alou d vehivavy 20ans d Za aloha dia vao sambany nanao firaisana e! D tsoriko fa dia tsy dia mbol manana traikefa @io mihitsy aho! IZAHO TS MITADY ANAOVANA EXPERIENCE A!fa mba te anontany anareo ... tohiny
novalian'i bolidah ny 25/02/2007 16:31
jhouhlambout ( 30/01/2007 00:47)
sendra lasa mivadika lehilahy (tampoka) ianareo?(anatin'ny 1 andro ohatra). Ex: Ny zavatra voalohany ataonareo,Ny fomba fiakanjo,ny momba ny miadiady, mety hikôty ny namanareo ve ianareo, ny zavatra ... tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2007 18:41
xxx ( 29/01/2007 12:04)
fiainana ve izany ? mpivady mananjanaka 7 taona tsy miara matory intsony izy mivady mbola samy tanora anefa 40 sy 43 eo ,ramatoa io dia kizitina lava , ramose mandefotra lava no matahobady , manaiky ... tohiny
novalian'i sitlo ny 30/01/2007 21:59
ronaldo09 ( 29/01/2007 10:03)
O ry sipa a!Mba inona kay no tena tianareo e!Bandy bevola ve sa bandy bogosy.Hoy manko izay sipa anakiray izay hoe:Hataoko inona izay mahabogosy azy nefa sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery!Ka mb... tohiny
novalian'i menja700 ny 24/04/2015 03:25
xxx ( 29/01/2007 10:00)
Manaona daholo ,sao dia tsy natao ho an ' ny vehivavy sasany aza ny fipetrahana any andafy any , fa toa zay olona enoko reheta avy any dia mitantara daholo hoe ; lasa mitapitapin' ny fiainana , na aut... tohiny
novalian'i tsikih ny 05/12/2007 01:06
xxx ( 28/01/2007 14:22)
Slt dhl ! Misy lhl iray izay nifankatia tamiko efa ho 8 mois izahay izao no niaraka, hitako sy tsapako fa tena tia ahy izy ary izaho koa tia azy, satria hitako tao aminy dhl ny critère rehetra tad... tohiny
kanto10 ( 26/01/2007 11:07)
bjr dhl, 1 volana zay aho no niteraka de te hanena kibo nefa mbola tsy mahazo manao sport be, efa nandramako ny bande fa manempotra,sao de mba afaka manampy ahy ianareo, misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 16:20
kallie ( 26/01/2007 06:09)
ô ry reto a, efa 19 jours sisa d St Val, inona no omanina?????... tohiny
novalian'i booboo ny 30/01/2007 20:37
niryna ( 26/01/2007 05:54)
Misy olana foana matetika ny fiarahan'ny rafozana sy ny vinanto-vavy.Raha jerena anefa dia tsy dia hita firy izany amin'ny vinanto-lahy,ary toa tsy misy ny olana fa mahay mifankahazo tsara izy mianaka... tohiny
novalian'i niryna ny 14/02/2007 06:37
niryna ( 25/01/2007 17:03)
Raha tsy nahazo zaza ny reny izay nitondra voka dia tsy tenenina azy mihitsy io ary na ny fandevenana ilay zaza rano aza dia tsy ataony.Fady hoy ny olon-dehibe.Mba misy afaka manazava ny antony ve ian... tohiny
novalian'i niryna ny 07/02/2007 06:09
rna ( 22/01/2007 15:14)
mety hoe diso rubrique za fa aleoko aty @ vehivavy no soratako ity prblème keliko ity, fa nojereko ilay rubrique "fiarakodia" fa toa tsy dia misy mpamangy. Fa zao e, izaho efa manana permis de condui... tohiny
novalian'i berrt18 ny 19/02/2007 10:19
bazylou ( 19/01/2007 22:19)
vhv be volo po... be ireny ve rangahy dia manao mannequin amin'ny defile lingerie fine ao Madagasikara , tsssssss ,, hita be hoe tsy alehany le sipa gasy...ttssssssss beurkk... tohiny
novalian'i vale ny 01/02/2007 12:16
patrick2002 ( 19/01/2007 21:58)
Hono aho ry andriambavi-lanitra isany mba inona ny hevitrareo @ vehivavy milalao ody fitia... tohiny
bazylou ( 19/01/2007 19:21)
:^):^);-);-)double pont !!!!:-$:-$... tohiny
jhouhlambout ( 19/01/2007 00:50)
Ohatra hoe: romantique, drôle, intello, qui parle de dieu, cochon, agissant comme un meilleur ami,fraichier, qui vous fait toujours passer avant tout(amis etc...) ? ... tohiny
novalian'i fasaly ny 08/02/2007 06:41
niryna ( 18/01/2007 17:46)
Mety misy antony maro no mahatonga ny lehilahy hamono vady,misy vokatry ny fahazazany,ray mpamono vady dia lasa manao an'io ihany koa izy.Mamaly faty,mety misy angamba.Misy hatezerana amin'ny fiainany... tohiny
novalian'i niryna ny 23/01/2007 07:37
niryna ( 12/01/2007 19:26)
Ny lehilahy dia mandreraka be na fantany izao aza ianao hoe manambady dia mbola mipi-maso anao ihany izy.Inona no antony ry ireto fa tsy iray na roa ary mandreraka be,mila miavonavona ve ianao ,sa man... tohiny
novalian'i niryna ny 21/01/2007 06:18
xxx ( 12/01/2007 14:44)
ny miaraka amiko dia tsy misy atao hafa tsy ny misambotra ny nonoko sy ny manoroka ny loha nonoko vao misy hirika kely. anefa mangitikitika be, indrindra fa ilay loha nono. mpahazo ny vehivavy rehetra... tohiny
novalian'i Baovola2 ny 02/02/2007 14:09
xxx ( 11/01/2007 13:51)
mila fanampiana reto a, efa manao douche in 4 isanandro, efa misasa am gel intime, fa mbola misy fofona iany ny foufoune, inona no atao?... tohiny
novalian'i kama ny 08/02/2007 07:39
bazylou ( 11/01/2007 00:02)
indraindray kamo velonabe izany!! na ny aty andafy nany any Mada!!ny aty izany moa miseho milay daholo nefa tsy misy mamely abyyyy!!aleo ihany ry tsamy maka vazaha!! ilay sipa gasy toa tsy hamely mihi... tohiny
novalian'i tsikih ny 05/12/2007 01:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4698