Resa-behivavy

xxx ( 11/05/2007 17:20)
Nijery ito aho http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/sary&asa=tsikera&saryid=s463a0fe5e8e89 dia gaga hoe angaha koa ny lhl mila manala volokelika?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/06/2007 03:57
hery ( 05/05/2007 14:42)
Ho anareo vehivavy ao Antananarivo ao... Salon de Coiffure vaovao hisokatra amin'ny alatsinainy. Salon de coiffure Phenomenah. [url]http://phenomenah.com[/url] ... tohiny
novalian'i Zina ny 06/05/2007 21:49
meva2 ( 04/05/2007 09:38)
3
Bjr daholo, 2 vavy ny zanakay amin'izao fotoana izao ary mitady lahikely ! fantatra fa 50% ny chance fa naika mba hanontany hoe: misy ireo "recettes de grand mère" lazain'ny olona, misy efa nanandra... tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2007 13:57
xxx ( 03/05/2007 20:31)
Misy amintsika vehivavy ny manatsofoka kapaoty anatin'ny paosy ny vadiny, handeha mission tsy ho eo ankilany mandritra ny andro maromaro; sao hono...ka tsi hotondra arentina an-trano! ary koa hoe:"Ny ... tohiny
novalian'i ragabany ny 30/07/2007 10:40
xxx ( 25/04/2007 20:43)
inona kay no mahtonga ny vhv hampirafy nefa manambady... tohiny
novalian'i parazy ny 04/02/2008 12:05
xxx ( 18/04/2007 18:21)
Manahoana, tsy dia misy resaka couture ato @ resabehivavy nefa tsy maninona fa anontaniako ihany sao mba misy afaka manoro : - ilay fametahana oeillet @ rideau, raha manifinify ilay rideau dia ino... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 20:55
xxx ( 11/04/2007 15:08)
:twisted::twisted::twisted:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/04/2007 14:43
xxx ( 06/04/2007 01:47)
Inona kay no hataoko? ra misy bandy tena tiko:-* kanefa izy tsy mba mivaky loha ahy mihintsy? fa lay joba hafa foana no adaladalainy sy sangisangiany fa tsy za:?:? de sarotiny be za mahita anazy sy la... tohiny
lanissa ( 05/04/2007 03:46)
manahoana daholo nareo, vô zao aho vô handray anjara ato @ forum misy olondroa tsy mbola nifankahita fa nifanoratra fotsiny,t@ tchat no nifankahitana de avy eo nifandefa mel... rehefa ela ny ela ... tohiny
novalian'i rhaina ny 29/02/2008 13:20
tynah ( 04/04/2007 20:49)
D faly miarahaba anareo rehetra.Tam 4 volana lasa zay d nifampikasoka ny kihoko (tanana) sy ny tanan'ny zandriko d samy nahatsapa zahay roa vavy fa samy lanin'ny courant. Afaka andro vitsivitsy taty a... tohiny
novalian'i sympa ny 13/05/2007 23:20
nenipita ( 04/04/2007 09:03)
salut nareo, aona kay hoy ianareo fa 8 ny tension ko nefa bevoka 4 mois aho izao , inon no sakafo tokony tsara hohaniko mba hampiakatra azy ho normale? misaotra ... tohiny
xxx ( 02/04/2007 23:21)
Firy taona ny vhv de efa tsy veri intsony?... tohiny
novalian'i ktsif ny 09/07/2007 11:47
xxx ( 31/03/2007 17:56)
Tena maina be mihitsy ny voloko. Tsy mipetraka anefa raha tsy pasohana. Vonjeo. :(... tohiny
novalian'i xxx ny 11/04/2007 17:32
adidy ( 29/03/2007 08:08)
Za ry reto mba mitady centre de massage ankoatra homéopharma ao Tana , manao massage amincissant, mampiasa huiles essentielles. Efa nahita ao Isoraka fa tsy hitako intsony ilay siten-dry zareo. Sao ... tohiny
novalian'i Soahary ny 01/05/2007 12:22
ari.malala ( 28/03/2007 15:11)
salama daolo Inona ry reto ny atao analàna vergetures? tena mandreraka b mintsy fa tsy kibo tsy fe tsy dodosy fa feno! sa v marina ilay hoe ny hoditra elastik d refa miangeza d mitriatra le hoditr... tohiny
novalian'i Stretch ny 03/04/2007 22:11
xxx ( 23/03/2007 14:23)
mba ampio ry reto an! ny insemination artificielle ve !tena mipetraka tokoa sa mety misy fiantraikany @ vatana mba valio raha azo atao misaotra... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2007 18:28
xxx ( 23/03/2007 14:16)
Tonga de esoriko ny akanjoko mba hanaitra azy alou, sa avelako izy hanala ny akanjoko tsimoramora, de zah koa mba manendaka ny akanjony? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 18:09
xxx ( 20/03/2007 05:53)
izaho rehefa miaraka @ olon-tiako d malahelo raha mody maina izany oe tsy manao firaisana ara-nofo, normale v izany ? ao le fiteny oe " izay tia mahandry " fa ny ahy indray matoa tsy miraika amiko @ i... tohiny
novalian'i ktsif ny 09/07/2007 12:00
princesseN ( 19/03/2007 17:03)
aminareo ve ny taona sa ny firazanana sa ny finoana sa ny harena sa inona no mety hanakana ny olon-droa tsy hiaraka sy tsy hifankantia?(l)(l)(l) ... tohiny
xxx ( 11/03/2007 03:23)
Hoanareo vehivavy indray ary eeee,resaka serieux sy franche ity an:Inona kay ny kritera apetrakareo sa takinareo moa zany eee,caractère (oh hoe ny toetrany manao ahoana, sa ny ha-bogosité-ny,sa ny c... tohiny
novalian'i kelly13 ny 17/03/2007 11:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1962