Resa-behivavy
maholykely
(
29/06/2007 18:13)
bjr inona ry reto no mampaniry volo fa za tena manify volo be ! sady olioly...
tohiny
novalian'i nanjas ny 01/02/2008 14:26
mamzelkely
(
29/06/2007 13:25)
ndao sika vehivavy mba hiresandresaka hoe sy hifanome conseil na eo anivon fomba fitafy zany na eo amin'ny coupe-na volo , ny shampoing tokony apesaina ny produit tokony apesaina ny resaka makiazy etc...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 24/07/2007 11:41
bidagda
(
25/06/2007 16:21)
tena mahasorena ny mijery le ramatoa bevohoka be efa eo @ 7 mois nefa dia mamo tampona manara -drindrina avy eo mbola miady lelahy @ namany koa
asa mba manahoana loatra re ty toaka ao dago ao fa mila...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/07/2007 04:45
xxx
(
20/06/2007 11:03)
mba mila fanampiana sy torohevitra , taloha t@ za 6na 8ans teo d nisy demi-freren'ny papanay zany nanao attouchement sexuel t@ko , za zany t@zany mbola kely iz koa moa nanafatra fa raha miteny aminolo...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/07/2007 14:56
karinah
(
12/06/2007 11:17)
[i]collection 2007 indray hono[/i],...
mmmmmh..vita iny ny nampalaza azy t@ 2004, dia hiverina indray... http://www.bonprixsecure.com/fr/shop.htm?id=178086137337386113-0-466e7f41&nv=1|1445 zah aloha ...
tohiny
novalian'i karinah ny 12/06/2007 17:24
kallie
(
12/06/2007 07:20)
Eééé, aôna kay ny atao ra i-pipi nefa manao akanjo mariazy? lé izy tô sady lavabe no midoroboka? anjekaky ô, atoroy evitra reto a :oops:
...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/06/2007 20:21
xxx
(
09/06/2007 22:22)
ny lehilahy rehefa mikôty vehivavy an-tsoratra ve sa am-bava sa ankitika inona no tianareo @reo?
ny ahy alo de tsy voako le mikitikitika e! tonga de omeko ny tehamaina, manao ahoana indry hoy izy ...
tohiny
novalian'i Boaygasy ny 11/09/2007 12:23
bazylou
(
08/06/2007 08:42)
ilay vadin'i roland a!!:wink::wink:...
tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 23:54
anjaran3
(
07/06/2007 04:30)
novalian'i nathie86 ny 08/06/2007 13:50
anjaran3
(
05/06/2007 04:28)
aona indray nareo sipa am'lay gazety nivoaka omaly 04juin2007 tamin'ny midi madagascar .tena efa enjana izany ilay joba gasy an!
efa mahavita ny vitan'ny vahiny tsinona ko "s"be kosa angamba izany ko...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2007 09:45
xxx
(
04/06/2007 19:37)
Loza ry reto saika tapaka ny lalandran'ilay rahavaviko fa hay mifampi capte ireto antsoina hoe baby fone.....:roll::roll:
raha nisakafo tany ambany ny olona ny zazakely matory any ambony any am chamb...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2007 20:46
diamondra27
(
04/06/2007 15:03)
inona no mahatsara sy ny maharatsy an'io?
hatr@ firy taona no itiavanareo maha celibat anareo?
ary raha ohatra ka manambady ka tsy mahatanty fakampanahy de manome limite d'âge ve nareo hoe: hat...
tohiny
novalian'i hantakely ny 22/07/2007 21:28
xxx
(
31/05/2007 07:05)
tsy aiko na misy tratra ôtrana fa tsitako tsony ze atao, misy mangididy ny foufoune d misy coagulation fotsy, makany am gynéco d oe mila manao coton fa allergie io, d vita soamatsara ko ny traitemen...
tohiny
novalian'i tsikih ny 05/12/2007 00:18
nenipita
(
30/05/2007 11:22)
salut nareo, bevoka zah de efa hiditra 6 mois , raha nanao echo anefa aho omaly de nilaza ny tany fa hita hoe be rano be le kibo, quantité ny hono efa mitovy @ quantité n'ny rano zaza efa en terme. ...
tohiny
novalian'i nanjas ny 01/02/2008 14:19
laracroft
(
26/05/2007 01:01)
8)8)8)Tokony eo amfiry toana eo kay ny Vhv ny atao hoe lany zara rhf tsy misy mangata-bady mintsy:?:
merci8).
...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/06/2007 03:55
salmo1
(
25/05/2007 23:01)
Hataoko mifanohitra @ diniky xxx atsy @ resan-dehilahy.
Ianareo vhv gasy tena misy hilaivana azy mahintsy @ akampobehany... asa:roll: inn re no hilaivanay anareo e:?::°):-D
Mety tsara fanahy an...
tohiny
novalian'i ikalapeta ny 11/07/2007 14:10
princesseN
(
22/05/2007 13:46)
ny vehivavy ono de:
_fanaka malemy
_mora voadona
_kely saina
_tsy tsara mintatana satria tsy izy ono no lohan'ny fiankams e!
de ina koa no zavatra hafa mety hilazana anay vhv tsisy ratsy2 koa2 no...
tohiny
novalian'i princesseN ny 18/07/2007 14:09
xxx
(
21/05/2007 13:34)
iza kay no efa mba nampiasa plaques céramiques hanaovana volo ? Dia ahoana ?
Toa efa nahita resaka kely nandalo teto aho momba an'izy io fa tsy hitako intsony avy eo
sôtra mialoha ...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 04/06/2007 07:52
niryna
(
19/05/2007 04:48)
Inona no antony mahatonga ny vehivavy miasa feno ankehitriny raha oharina ny taloha?:D:D...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/05/2007 06:34
bazylou
(
18/05/2007 22:57)
tsy tsara aminareo ny famille recomposée, na amiko koa aza aloha e.
Tokony hitandrina ihany ianareo amin'ny lhl sy ny sipanytaloha na ny vadiny taloha!!...
tohiny
novalian'i wooda ny 02/06/2007 02:23