Resa-behivavy

pissoa ( 17/09/2007 11:37)
Misy afaka manazava ve ny fifandraisan'ny size miasa matetika refa mividy akanjo reny ? Hi hi hi, tsy zany fa nahita an'le soratr'i booboo tatsy ambadika za (voahombo eto njay kle :°):°):°) ) ... tohiny
novalian'i dibbah ny 23/09/2007 10:32
dibbah ( 16/09/2007 11:16)
aza miferinaina manao régime nareo vehivavy fa tsy mbola apafirin'ny tena lehibe anie ny vehivavy malagasy fa mahereza misotro rano tsara fotsiny d refa salama tsara def zay fa amelona ny dokotera eo... tohiny
novalian'i dibbah ny 16/10/2007 05:04
xxx ( 13/09/2007 09:36)
possible ve hoe bevoka 2mois de mbola tsy hita foana... tohiny
novalian'i dibbah ny 04/10/2007 16:38
xxx ( 12/09/2007 16:10)
hono ho aho ry zareo...aiza ho aiza eto tanà no mety ahitàna ireny coiffure mandrandrana ireny e!?????? de mety lafo ve sa manao ahoana ny prix???? ny voloko mantsy tena mila randranina mihitsy fa... tohiny
novalian'i xxx ny 22/10/2007 09:41
kallie ( 08/09/2007 19:00)
asa ra efa henonareo oe ny mannequin hono zao ny ngezangeza ndray no tin'ny ol fa tsy lé kôzatra kely torana eny ampanaovana défilé reny tsony (fa tsy hoe ngezabe ko an, fa lé mba misimisy nono s... tohiny
novalian'i leberra ny 13/12/2011 08:42
nirinkosoa ( 06/09/2007 08:09)
:cry:Ahoana ny hevitrareo @ireo lehilahy mpanitsakitsaka tokatrano? Mamela ve nareo raha mifona izy?:cry:... tohiny
novalian'i jawa ny 30/12/2007 02:54
kallie ( 30/08/2007 12:34)
http://www.pole-dance-paris.com/video.html kotrana vita, dansa vita, lesona azo...... tohiny
novalian'i dibbah ny 17/10/2007 05:13
tiarah ( 29/08/2007 13:41)
Bonjour daolo, Angamba betsaka ny vehivavy te hampahia tena ato Ahoana ny eritreritrareo ra manangana fikambanana eto tsika de mifankahery sy manome courage e!sady mizara expérience . Samy mana... tohiny
novalian'i tiarah ny 25/10/2007 11:11
kiadi ( 26/08/2007 16:59)
[img]http://img209.imageshack.us/img209/2671/sanstitre1uf3.png[/img] :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i Simpona ny 01/10/2007 10:34
xxx ( 24/08/2007 05:52)
manahoana daholo ntsika! Loza owa fa nanao rapport zaho sy le olontiko dia vaky le "fimailo" (protector) , tsisy nanapo zahay raha tsy owe efa vita ilay natao, nefa dia tombén'ny 14ème jour mihits... tohiny
novalian'i marcocofa ny 27/11/2007 08:44
sakaizakely ( 23/08/2007 19:39)
misy émission am france2 mikasika ny fanombohan'ny zazà, manomboka @ fanamboarana azy ;-) ka hatramin'ny fahaterahany Mampi (l):-*(l):-*(l):-*(l):-*(l):-*(l):-* ho an'izay tia ... tohiny
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 12:47
diamondra27 ( 23/08/2007 17:55)
eto zany raha misy liana ny momba azy sy we aiza no mety ahitàna azy de mahafaka acné koa zany io hono http://forum.doctissimo.fr/sante/acne-psoriasis/pierre-remede-boutons-sujet_155607_1.htm ... tohiny
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 12:52
Kwasi ( 22/08/2007 14:03)
Inona kay no solon'ny alamo ampiasainareo vhv any andafy? en supposant hoe mpampiasa alamo tany dago.... tohiny
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 12:58
sakaizakely ( 21/08/2007 20:30)
Inona no antony mahatonga ny vhv sasany handainga @ taonany entre samy vhv ihany ? Indrindra moa fa misy hita misoritra tsara @ endriny sy ny fihetsiny izany. Resaka generation ohatra hoe resaka mpihi... tohiny
novalian'i arialy ny 10/10/2007 18:35
menalamba ( 21/08/2007 19:11)
Tsara koa raha mba asiana fifaninanana toy izao ho @ vehivavy ato @ serasera an! :^) http://www.liveleak.com/view?i=f32_1187686846... tohiny
kallie ( 20/08/2007 11:53)
tsy porofom-pitiavana tsara ndrindra ve zao?: http://www.koreus.com/video/epilation.html... tohiny
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 13:09
xxx ( 17/08/2007 23:25)
Ilay voalohany? Resaka matotra fa tsy vazivazy!... tohiny
novalian'i levany ny 31/10/2007 15:01
ronaldo09 ( 17/08/2007 19:47)
Rehefa marary vavony matetika hono ny sipa dia midika izany fa manao matetika izy!Marina ve izany raha bandy indray no marary vavony?... tohiny
novalian'i kiadi ny 18/08/2007 09:13
kiadi ( 16/08/2007 18:15)
tia
sipa gasy eh !!!:°):°):°)... tohiny
novalian'i kiadi ny 20/08/2007 17:57
xxx ( 16/08/2007 12:01)
Tena mahamenatra fa manalabaraka an'i Madagasikara ny sipagasy rehefa aty ivelany(LaReunion ,France,Allemaigne,Singapour....)Dia saika makorely avokoa ny sipagasy ,ary izay te hitaingina de mitaingi... tohiny
novalian'i ni81 ny 23/11/2007 11:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2725