Resa-behivavy

comptezo ( 31/01/2008 15:37)
Ny vaza manao ny gasy ho voretra io ane ry reto kay zavatra vouretra ko a! .Ny vevavy vaza tsy misasa :x(ôtrany gasy ) (Tsy fanao sipa).....Tsy teneniko eto ny ataony fa mampandoa 8O.... Raha send... tohiny
novalian'i Ratoa ny 29/03/2008 10:02
sakaizakely ( 31/01/2008 09:20)
raha misy manana mahay manjaitra, afaka manoro ahy ve hoe inn no modely tokony alaina ? ny ampiasaiko azy dia juste brikolazy taratasy, de mamboatra ankanjo kely hanaovan'ny ankizy deguisements ire... tohiny
migl ( 30/01/2008 12:21)
Adidintsika lehilahy no manentana ary koa mamela ny vehivavy hisokatra sy hivelatra eo anivon'ny fiaraha monina, na amin'ny asa ihany koa.Ny fifampitokisana no tena zava-dehibe!!!... tohiny
kallie ( 29/01/2008 18:15)
lasa ihany ny eritreritro oe manin ar tsika vhv no tsy afaka manarina anle réputation oe "manao resa-behivavy" mintsy... fa d mifampialonalona kely eo d mifanaratsiratsy kely eo d mifanopanopa kely e... tohiny
novalian'i Papoose ny 04/02/2008 14:06
nenipita ( 29/01/2008 12:53)
salut o, inona kay ny savony fampiasanareo refa mandro. Mba lazalazao e. ... tohiny
endrika01 ( 28/01/2008 13:20)
Hono\'wa é,ahoana kay no hahalalana fa mbola vierge ny kôfa? Amin\'ny famindrany ve sa amin\'ny fitenina sa ...Tena ,reo lhl reo mantsy tô mahita holazaina foana momba antsika vhv,... tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 13:50
mmmhh ( 25/01/2008 13:30)
Maninona kay zà?? Tena tsy fantatro izay mahazo ahy fa tato ho ato vao mahita an'le olona miaraka amiko zà de tena sorena be, nefa reefa tsy eo izy de malahelo be azy zà, na ny envie sexuelle ko az... tohiny
novalian'i booboo ny 28/01/2008 13:33
KilyBony ( 22/01/2008 14:08)
Faly miarahaba anareo rehetre!:D Vao nanomboka tsy ho ela ny vohako, dia nirina tokoa moa izy inty, na dia lasa sahady ary ny rainy, eo aminy 1 volana sy tapany eo ho eo, ny manjoa ahy dia malemy tan... tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2008 22:41
xxx ( 17/01/2008 13:01)
manao ahoana dhl izao ry reto a: sao d mba hainareo ny fanalana tache maintimainty amin'ny vody, helika, kiho, lohalika fa tena tsy haiko tsony!mahamenatra ka mitady hevitra e! misaotra tompoko ho ... tohiny
novalian'i danni ny 05/05/2008 19:36
yonikafopl ( 17/01/2008 11:38)
Hono ho aho ry ireto, enga anie ka tsy hisy ity zavatra ity, fa raha eo amin'ny toeranareo, raha sanatria miteraka zaza manana fahasembanana, malemy tsy afaka mihetsika ohatra, dia inona no ataonareo?... tohiny
novalian'i kelly13 ny 22/01/2008 09:17
thelword ( 14/01/2008 17:21)
Marina fa mbola tsy mahazaka an'izany ny toe-tsaina malagasy, kanefa tsy azo lavina fa misy eto @ tsika izany vehivavy tia vehivavy izany! ahona ny hevitrareo momba an'io? ... tohiny
xxx ( 10/01/2008 10:25)
Zah ry reto manana olana kely a! efa mba feno taona ihany aho e! nefa zah tsy mbola manana sipa, zah koa indraindray te hanao firaisana mafy, tsitako mihitsy izay tokony ataoko e!? mba ampio e!... tohiny
novalian'i mmmhh ny 25/01/2008 13:54
xxx ( 10/01/2008 06:03)
Faly miarahaba antsika vehivavy tratry ny taona. Fanontaniana avy hatrany no mba apetrako. FIRY ANDRO AORINAN'NY NANAOVANA RAPPORT VOALOHANY NO TSY TOKONY HANAOVANA RAPPORT DE METY TERY NY VAGIN... tohiny
novalian'i Ajnal ny 13/07/2017 07:47
xxx ( 09/01/2008 16:54)
sendra tojo bandy kely izay tiako ah ka tafaraka taminy.mifankatia zahay roa anefa toa lasa saina ihany ah indray2; satria be loatra ny elanelan'ny taona misy anay roa .ka tsy haiko ny hanaovako azy. ... tohiny
nenipita ( 09/01/2008 13:46)
salut nareo andao indray hampiakarina ny forum momba ny tarehy e. Ho antsika mpampiasa zava-natoraly inona daholo no produit naturel fataonareo @ tarehy?De ahoana no fanaovana azy ary lazao jkoa ny... tohiny
novalian'i mino ny 01/04/2008 12:15
xxx ( 08/01/2008 19:52)
Ohatry ny tadidiko ho aho misy tsena(botique) gasy izay any strasbourg ohatr'ilay bazar be ao kremlin sy ao cachan angamba,hitako t@ pub izy zay raha tsy diso aho, asa raha mbola misy na tsia fa saika... tohiny
nandrianina1 ( 03/01/2008 13:10)
za reto tsy mety manana namana reelle maharitr zan minsty fa tsy a! na vavy io na lahy an! nefa za mba tsapako hoe tia namana ihan inn n mahatonga zany?... tohiny
xxx ( 30/12/2007 13:14)
Zah ry zareo tena amoureuse be ah! Toa mientanentana be zany ny tenako, tsy maha tombina mintsy ary tsy maha sakafo. Io olona io anefa tsy hoe olona niarahako voalohany an! Inona no tokony hataoko fa ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/01/2008 15:57
xxx ( 23/12/2007 19:30)
manao ahoana daholo o! mba tsara v reto ilay babyliss misy fihogo ireny?(lisseur ) , zany we ilay somary rose sy volomparasy iny ny lokony , ... tohiny
tiffanie2410 ( 23/12/2007 00:44)
mirary soa anareo rehetra de manaova fety mahafianritra daolo de samy ho tratry ny taona2008 daolo e :@:@:@:@:@:@:@:@:snif::snif::snif:... tohiny
novalian'i tsoupou ny 02/01/2008 13:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3447