savony fampiasa refa mandro

1. nenipita ( 29/01/2008 12:53)
salut o, inona kay ny savony fampiasanareo refa mandro. Mba lazalazao e.
2. lemenakely ( 29/01/2008 13:40)
SAVON LAGUE
3. Papoose ( 29/01/2008 14:46)
dove
4. jemimah ( 29/01/2008 14:57)
ny ahy savony gasy lay maintimainty maimbo be reny :-P:-P
5. booboo ( 29/01/2008 14:57)
savon de marseille
6. sakaizakely ( 29/01/2008 15:11)
rehefa hoe nettoyant surgras, sans savons, sans colorant neutrogena, vendôme sns

misy Savon l'Alep izay koa hitako tam farmasia, tena zéro produit chimique, à l'huile d'olive, mandimandina mits ny hoditra sady malefaka be
7. kallie ( 29/01/2008 15:45)
za mampiasa savon d'Alep, mampalefaka oditra be sady amnay aty am tany mafana aty mora gras ny oditra d mety tsara
8. pissoa ( 29/01/2008 15:51)
dove
9. ikaretsaka ( 29/01/2008 18:05)
neutrogenant
10. ari.malala ( 30/01/2008 05:42)
savony Nosy
11. nenipita ( 30/01/2008 05:55)
andray kosa ry Jemimah.....
ny ahy ndray savon de marseille koa e. fa iza no efa nampiasa Palmolive le maintso2 , fa ohatry ny niova be izany ndray mantsy le fofony e, sa ahoana hoy nareo
12. Rasiligaoma ( 30/01/2008 06:10)
ny ahy izay savony misy eo
13. kallie ( 30/01/2008 06:36)
za ts mahatanty ravô savony couléra couléra sy misy manimanitra
14. Rasiligaoma ( 30/01/2008 06:40)
fa lasa maninona?
15. booboo ( 30/01/2008 07:30)
Ari > ny savony Nosy tokoa ouz ny ankabeazan'ny doko dermato malagasy fantatro aty aminay a, tena isan'ny tsara ho an'ny hoditra satria mitovy @ savon de marseille ny fomba anamboaran-dry zareo azy. ià ivimbina booobaka refa mankany @ manaraka hihihihihi.
16. kallie ( 30/01/2008 09:15)
Rasili> misy boutons sady ts tiko ny fofoko av eo, aleo neutre ihany d amzay ts mifangaro am fofona eau de toilette na zavatr'afa :-P
17. ikaretsaka ( 31/01/2008 00:10)
na ny savony "tsotra" aza anoe ry kallie ka misy fofona koa e...
18. kallie ( 31/01/2008 06:24)
eny wa fa fofona "neutre" fa tsy mijanona ôtran'ny savony manitra sy gel douche
19. ari.malala ( 31/01/2008 11:12)
booboo, za terrain allergik d lasa terrain allergik tsy satry izy mtsam kely:°) de tsy mahazo mampiasa afatsy savony nosy zay, na hanasana lamba na handroana, sady iny tsisy fofona

jemimah:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2431