Resa-behivavy

voara ( 24/05/2008 18:21)
Dia miarahaba ni Reni rhtra tratrin'ni feti rahampitso Bà ni takolaka 2... tohiny
endrika01 ( 18/05/2008 14:05)
Manaiky izany filaza izany ve isika vehivavy. Zay mantsy izao no resaka nataon'ny namana tafara-dalana tamiko we,Tena very nareo vehivavy ry anona raha ilaozam-bady a, Andray kosa! ... tohiny
novalian'i mangamaso ny 15/11/2008 20:54
catuchia ( 17/05/2008 14:08)
nareo v efa tomber amoureux d tena tia b an le olona nefa (l) tratra cou de foudre av eo miaraka ianareo s le lela d ts itanao zay iaraana aide moi stp... tohiny
novalian'i endrika01 ny 25/05/2008 12:36
maha68 ( 16/05/2008 20:03)
raha mba misy maita asa mitaiza zàzà aky nareo na maka sy manatitra zaza de mba ilazao ao andefaso hafatra zafady.... tohiny
novalian'i bazylou ny 24/07/2008 22:32
diamondra27 ( 13/05/2008 08:43)
afaka mba manontany ve za we inon ny zavatra tsy tian'ny vehivavy ataon'ny lehilahy aminy, na geste na fiteny , na zavatra hafa samia milaza daholo? Za tsy miteny hoe ataon'ny lelah aminareo manok... tohiny
vaninna ( 09/05/2008 23:24)
misy effets secondaire ve ry reto ireny produits amidy eny @ grande surface spécial fanaovany vhv toilette intime ireny? inona no mba marque tsara tsy misy atahorana ? nahita nivea sy maro hafa man... tohiny
novalian'i vaninna ny 30/05/2008 00:04
xxx ( 09/05/2008 17:27)
manaona o! mis zvt mba mampiahiahy ahy kely ity! nanao firaisana tamin'ny vadiko ah de nampiasa fimailo zahay nefa nony vita le iz de niala tampoka le fimailo de raraka teo amiko teo ivelany ny azy, i... tohiny
novalian'i rodins ny 15/10/2008 13:00
sytl ( 02/05/2008 12:51)
akory aby! in no tena ranomanitra tsara zé mitazona ela be ny fofony @ reto:chanel:nina ricci,gyvenchy,dior...@ vevavy? in kou ny tsy voalazako... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2008 16:47
nenipita ( 02/05/2008 10:14)
salut nareo . hono hoa aiza kay no ahitana machine à coudre tsara ? mahita ihany eny @ mpivarotra eny fa tsy haiko hoe inona no marque na qualité tsara amin'izy ireny; Misaotra ... tohiny
novalian'i Aliy ny 20/05/2016 13:59
xxx ( 01/05/2008 13:50)
Sao misy afaka manome eto ny anarana/adresse-na centre commercial akaikin'i Roissy (aeroport)? Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Rafotsy ny 01/05/2008 16:33
xxx ( 29/04/2008 12:54)
tsy sambatra ny vhv ratsy tarehy... tohiny
novalian'i ploue ny 02/06/2008 11:00
xxx ( 28/04/2008 09:34)
Manahoan adaolo o Za zany mba naika hanontany hoe za iany no manao ny voloko, fa refa vita le izy d refa tsofin'ny rivotra de mivadika orrera otran'ny tsy natao akory e! inona ny astuce?... tohiny
novalian'i kiadi ny 11/05/2008 09:36
ari.malala ( 23/04/2008 10:45)
http://fr.news.yahoo.com/dstsante/20080423/thl-grossesse-pour-un-garcon-soignez-vot-be91fa4.html... tohiny
novalian'i mmmhh ny 29/04/2008 15:02
sytl ( 18/04/2008 15:08)
slt daolo! @ hevitrareo ,in no tena mampiady ny mpivady:ny sakafo tsy vita ve?sa ny trano mikorontana?sa ny zaza tsy voakarakara?raha resaka ny ao antrano no asiana kôzy!sa ny tsy fifanampiana? :) sa... tohiny
novalian'i ni81 ny 13/08/2008 16:35
cath ( 17/04/2008 10:57)
salut daôly mba te anontany ry reto a!zazan nanambad t@décembr.nanao analyz retraretra tany @doc zay s izy d oe OK daôly fa azo apetraka n zaza.napetraka aza lé zazah t@13-14-15-16è jour.defa ... tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2008 21:44
anidi ( 15/04/2008 12:16)
Mba mila témoignage-nareo manana zaoba lozabe ry reto fa ny ahy dia farany ratsy na apetraka @ toerany na tsy tenenina d miteny ratsy tsisy hoatrizany ary na ny zanako ary ampidiriny @ ady ataony mis... tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2008 10:53
xxx ( 14/04/2008 20:15)
pissouanja =D =D ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 19/04/2008 07:15
rajoelina ( 14/04/2008 19:00)
Tsy mendrika ho an'ny vhv ny misotro zavatra mahadomelina mitovy ny laniny bandy, rehefa mivoaka na mande noche... satry nareo tsy mazaka. ;-) ... tohiny
novalian'i Papoose ny 26/04/2008 02:38
niryna ( 14/04/2008 17:50)
Rehefa natao ny fanadihadiana hono dia marobe ireo olona tonga monopause ka misotro toaka no voan'ny cancer-ny nono be indrindra.Izany akory tsy midika hoe tanora misotro toaka dia tsy mety ho voa,voa... tohiny
novalian'i niryna ny 18/04/2008 22:23
xxx ( 12/04/2008 13:10)
26 ans zà, efa 5 taona zay izaho sy ny sipako no niaraka, efa be ny olana nisedraina tao anatin'zany, efa nisy ftôna nifampisintaka fa nilamina ndray (naharitra 6 volana) , marihiko moa fa izy no vo... tohiny
novalian'i danni ny 05/05/2008 19:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1949