Resa-behivavy

harlyy ( 22/11/2008 17:41)
Ahoana ny hevitrareo amin'ny fipetrahana miaraka amin'ny rafozana?... tohiny
heidi ( 21/11/2008 15:17)
Raha ohatra ve misy namanao efa mahazàtra be anao na namana akaiky be anao, namana vavy no tiako resahina fa possible koa raha namana lahy. Ohatra hoe: manao akanjo na manao zvtr tsy mifanaraka izy ... tohiny
novalian'i Tchouchou ny 01/03/2009 15:03
masimanitra ( 20/11/2008 10:39)
Manao ahoana! Izaho dia mivarotra entana ato antranoko akanjo efa nanaovana fa mbola tsara(2€), kilalao vaovao ...latsaka ny 10€. Ny vola azoko @'zany dia hananaovako association any Mada. R... tohiny
novalian'i ni81 ny 25/11/2008 12:11
tslem ( 14/11/2008 08:03)
Sao dia mba mahasoa antsika mipetraka eto Frantsa ka mbola tsy mahafantatra azy ity, magazay mora zavatra,ahitana entana maro isankarazany. [url=http://www.nozrecrute.com/implantation_noz.php]mag... tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2008 23:13
fleuraah ( 09/11/2008 19:18)
salama ve anareo... tohiny
novalian'i ainaheri ny 13/11/2008 17:07
Mandefitra ( 04/11/2008 06:38)
Asa nareo raha naharaka ilay vonon olona teo Mahamasina : hay ny zanany faravavy sy ny sipany ihany no namono ireto RAR sy ny mpanampiny. Ny zavatra tsikaritro koa dia rancuniere (manao otripo v?) be... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2008 22:57
ariel ( 31/10/2008 09:51)
efa bevoka 4mois aho za fa nareo ve mba mahalala aminy fomba gasy oe inona ny signe ahafantarana oe vavy sa lahy zaza, mba izarao re zay mahalala , efa nanao eco fa mbola tsy hita ny sexe ka mba liana... tohiny
novalian'i sophi ny 14/10/2011 08:17
borona ( 30/10/2008 14:53)
slt daholo!!!! possible ho bevohoka ve za raha nanao firaisana t@ 18/10/08 teo nefa ny règleko t@ le 30/09/08 no tonga farany. za manko niertrertra we tsy tokony hipetraka io satria efa midépasse ny... tohiny
novalian'i xxx ny 09/12/2008 13:25
fnampiana ( 25/10/2008 16:18)
Mety ts dia mahazatra antsika vhv malagsy angamba na manahirana ny saintsika vhv malagasy nefa sao indray ka misy mety afaka hahavotra ana.Vhv malagasy manambady ,39 taona, monina aty @ province Fran... tohiny
novalian'i Noue ny 30/10/2008 16:18
xxx ( 23/10/2008 10:55)
Mampimehy mihitsy ty zava mitranga ty,tovovavy 2,samy manoratra @ lelahy 1 ato @ serasera ry zareo,ary samy anaovan'ilay lelahy declaration d'amour daholo angamba.Asa zay niseho fa taty aoriana de las... tohiny
xxx ( 22/10/2008 04:40)
Amiko dia fanaovana tsinotsinona olona ny mampanasa slipy sy salaka ny mpiasa ,zava-misy hitako izy ity fa tsy mamorona aho :twisted: ... tohiny
tsidina ( 18/10/2008 15:48)
Mba misy afaka manoro hevitra ve satri zah tsy de tena mahalala ny fomba fampiasana salampy indrindra eo @ maha malagasy. Izany hoe, raha eo @ vevavy :rehefa manao ahoana no mifelika any @ soroka aka... tohiny
novalian'i ni81 ny 19/10/2008 14:35
sakaizakely ( 16/10/2008 15:58)
amin'ilay silakareo, sehatr'ito resaka ito http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48f70e0bc5463 ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2008 23:18
miranto81 ( 15/10/2008 20:29)
Ny ahy ilay manadino date d'anniversaire tena manirikiry ahy mihitsy. Ny tena mba nanantena zava-dehibe. Kay adinon'ilay ...... tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2008 23:20
Eumilianah ( 14/10/2008 12:09)
Namako be 'lay vevavy sady mpifanefitra amiko nefa tsy mamela ahy ny vadiny. Tsy haritro ka nontantaraiko t@ vevavy tompom-bady hoe: mikoty ahy fona ny vadinao nefa tsy te hamadika anao aho, rariva ny... tohiny
novalian'i ftlozy ny 25/10/2008 00:01
ni81 ( 12/10/2008 15:15)
Rehefa mba manampy antsika vehivavy ao an-tokantrano ao ry zareo lehilahy, dia ohatry ny tsy zakany raha sendra manoro hoe toy izao no fanaovana an'io fa tsy tahaka izao! sa ahoana hoy ianareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2008 21:14
ratonga ( 07/10/2008 22:10)
http://www.dailymotion.com/related/x1az8x_rose-fete-de-la-chanson-francaise_music/video/xov5j_tf1-140889-extrait-super-sexy_news?from=rss... tohiny
novalian'i mangidy ny 30/10/2008 21:54
enika ( 06/10/2008 07:51)
manao ahoana daholo, zaho dia olona manambady ary efa niteraka 2 miandry ny zanakay faha3 aho zao.Ny problemoko dia izao ny zanako 1 de ts taminy fa efa nanambady za tam faha 22taona de nisaraka ary... tohiny
sjef ( 04/10/2008 12:51)
Manahoana daholo! Tsy maninona zah na ho latsainareo eto @ serasera tsy raharahahako . Fa zah misy zavtr mahagaga ahy @ vadiko foana, isaky ny avy niasa izy de sex foana no tadiavina amiko, de rehe... tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2008 23:29
sytl ( 02/10/2008 14:03)
slt dôly!,asa nareo na manaiky fa rehefa natao ny fandinihana de ny lehilahy tsy mahalala afa tsy ny hanao firaisana @ vehivavy iany refa mikôty,vitsy ny mikôty vehivavy ka hoe alaina ho vady!!fa ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2009 15:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1297