inona no tena tianareo indrindra

1. sakaizakely ( 16/10/2008 15:58)
amin'ilay silakareo, sehatr'ito resaka ito http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48f70e0bc5463
novalian'i fijo ny 06/11/2008 23:18
2. Noue ( 16/10/2008 16:42)
ny tena tiako indrindra dia rehefa tonga ny annif-ko na fetin'reny :-D :-D :-D :-D izy daholo no manao ny sakafo sy ny rehetra :-D :-D
3. ssendra ( 16/10/2008 16:50)
ny ilay manomana p'ti dèj refa week end , refa mifoha tara iny de ndreo ny ptit pain ô sokola sy croissant hummmm! plaisir-ko mitsy io maka sakafo maraina week end io mantsy.
4. tywa68 ( 17/10/2008 13:24)
Noue sy ssendra : tena marina v ireo ? :-D :-D
5. ssendra ( 17/10/2008 13:27)
noue: ny ahy tena marina ka! :wink: :-D fa aon????
ka lery mifoha vao masil be ny week end de manomana latabatra sy sakafo maraina de manao raraharaha be manaitra be mitsy :-D
6. tywa68 ( 17/10/2008 13:30)
maika hiangona angah :-D :-D
7. ssendra ( 17/10/2008 13:39)
an a an! efa zay mitsy ny systemany e! :-D
mande mitsorika vao maraina mividy croissant sy pti pazin ô sokola hummmm
meko ny bizou be refa mifoha zà :-D
8. xxx ( 17/10/2008 13:41)
Mody tsy miteny ny zvtr teny tiany indray i Noue an! aza mody fanina moa e!
9. Noue ( 17/10/2008 14:42)
Mody tsy miteny ny zvtr teny tiany indray i Noue an! aza mody fanina moa e!
ouayyyyyyy kosa eeeeee ! aiza ko zany ?????? hoy aho hoe
"Noue":
ny tena tiako indrindra dia rehefa tonga ny annif-ko na fetin'reny izy daholo no manao ny sakafo sy ny rehetra
fa tena marina io aaaaaaa ! mahatsiaro sambatra ery aho fa miadana be aaaaaaa :-D :-D :-D :-D :-D na ny couvert aza tsy ataoko aaaaa ! dia lazainy mahintsiny hoe mandehana ianao mivoaka na manaova zavatra hafa fa tsy mahazo miditra ao an-dakozia eeeeee ! milay be aaaaaa :)
"tywa68":
Noue sy ssendra : tena marina v ireo ?
iééééé ! ny ahy aloha dia tena marina io aaaaa :)
"ssendra":
noue: ny ahy tena marina ka! fa aon????
:-D :-D :-D :-D tsy zaho ankia no nametraka ny fanontaniana fa i tywa68 aaaaa :) :-D :-D :-D
10. sakaizakely ( 17/10/2008 16:30)
ssendra:
meko ny bizou be refa mifoha zà


mbrosy nify klou an :-D :-D :-D :-D

nena ny tena tiako le fitsinjovana ny épanouissement-ko de noterena mits za taloha hiditra club de loisirs am zay oun falifaly lalandava :-*
11. tywa68 ( 18/10/2008 08:40)
xxx:

Mody tsy miteny ny zvtr teny tiany indray i Noue an! aza mody fanina moa e!

D zay v no hiafenanao xxx ? tsy azo tenenina eto angah ? :°)
12. xxx ( 18/10/2008 09:32)
tywa68:

D zay v no hiafenanao xxx ? tsy azo tenenina eto angah ?


Ary TOI marani-tsaina be avy dia azonao ilay tiako ho lazaina.
13. malala1 ( 20/10/2008 09:48)
le miantso hoe sakaiza no tena tiako :* :*
14. tywa68 ( 20/10/2008 10:48)
xxx : matoa tsy avoaka eto d privé zany e :°)
15. nomenjara ( 20/10/2008 14:59)
ary ny an'i tywa hoà mba inona e! :wink: :-D
16. tywa68 ( 20/10/2008 15:14)
ilay manaiky ny zavatra angatahiko :-D :°)
17. nomenjara ( 20/10/2008 15:33)
:-D :-D :-D Tsy ratsy ilay valinteny fa raha tsy manaiky izy izany de ahoana?????
18. tywa68 ( 21/10/2008 09:46)
ka zah anie mahay mangataka e d mbola tsy nandà izy :-D :-D :°)
19. vale ( 30/10/2008 23:22)
Ny ahy ny tena mba tsy afako tamin'zany de le mivimbina kdo kely rehefa avy mandende manao magasin irery any izy de za tsy adino mintsy, touchée be za amin'iny! hummmmm (l) (l) (l)
20. miranto81 ( 31/10/2008 03:58)
Ny ahy, rehefa entiny miresaka amin'ny namany no tena tiako.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8639