Resa-behivavy

xxx ( 25/05/2009 17:51)
Zah dia mitondra vohoka @ zao, vao 3volana ny kiboko,ny fanontaniako: inona re no tokony hatao na fikarakarana atao eo @ nono mandritra ny vohoka, mba tsy hampirotraka loatra ny nono rehefa avy nampin... tohiny
sitlo ( 17/05/2009 05:39)
Izaho hoy aho izany tsy mahay mijery lehilahy. Fa tena tsy arako mihitsy hoe inona no tena tsy aritry ny vehivavy amin'iny rangahy iny e?... tohiny
novalian'i rakaroka ny 24/05/2009 18:54
Papiso77 ( 15/05/2009 07:36)
Miarahaba antsika namana rehetra. Manam-bady lehilahy efa mana-janaka vavy 14 taona aho.Tsy nisy olana izany teo aloha satria nataon'ilay rainy izay hitiavan'ilay zaza ahy ary dia tena nirindra tokoa... tohiny
xxx ( 10/05/2009 17:17)
Izaho zay manoratra de vehivavy manambady,talohany fanambadiana de mahazatra ahy ny manao masturbation ,nh ny nanambady aho de nanjary tsy mahazo fahafinaretana zany rhf manao firaisana aminy vadiko d... tohiny
novalian'i FENOSOA2 ny 23/03/2013 08:28
mariposa ( 09/05/2009 12:33)
Faly be za nahita ty site ty mba hifampizarako ny olana mahazo ahy. Zaho 28ans dia miaraka @ lehilahy divorcé55ans . Hivady tsy ho ela izahay(andro sisa no isaina) ary efa mikarakara ny zava drehetr... tohiny
novalian'i tywa68 ny 13/05/2009 08:07
xxx ( 06/05/2009 16:58)
slt daholo! mba tiako ho fantatra we aiza no ahitana adressin'ny dective privée any @ntsika fa tena hilaiko !ka raha mba misy mahafantatra mba omeo sopapa we!... tohiny
novalian'i Lejoba ny 11/05/2009 12:40
xxx ( 05/05/2009 03:23)
Matetika dia ny lhl gasy no voateny eo @ ity sehatry ny fampirafesana ity. Nefa tsy azo odin-tsy hita fa maro tokoa ireo vhv no mampirafy eto M/car @ izao fotoana izao. Asa angaha , vitsy ny lhl gasy ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 12:21
vanessa19 ( 04/05/2009 16:43)
Zao ny olako ,za manambady vazaha mipetraka la france mbola tanora ny vadiko fa tsy antitra tsy akory ny olako de rehefa manao zahay za tsy mbola nahare fahafinaretan zany mihitsy marihina aloha fa iz... tohiny
novalian'i Ahton ny 30/07/2009 10:37
xxx ( 27/04/2009 11:04)
Slt dahol, vevavy avy teraka ( tera-bao) ny tenako, tokony afaka firy volana vao tokony hisy ny rapport sexuel ? Misaotra mialoha. ... tohiny
catalyn ( 26/04/2009 11:47)
Salama daholo ! Mba mila vonjy sy toro-hevitra avy aminareo izay efa reny re tompoko ! J’ai 31 ans et j’ai pas encore d’enfant .J’ai pris de la pilule contraceptif pendant 3 ans au maximum. L... tohiny
novalian'i Lejoba ny 05/05/2009 11:01
xxx ( 11/04/2009 18:54)
Zah mitady adresy ahazahoana manafatra sakafo gasy any Marseille, marihiko fa tsy any france zah no mipetraka. Sakafo gasy ohatra voanjobory, ravitoto maina, anana maina, sns,,, Misaotra izay hamaly... tohiny
novalian'i vale ny 24/04/2009 16:21
xxx ( 04/04/2009 09:49)
inona avy no tokny atao??? araka ny hevitrareo inona avy no azo atao? ary mbola po6ble ve ny hiterahan'izy ireny????... tohiny
sarobidy ( 01/04/2009 08:01)
Tatoato aho tena naheno fa betsaka ny matin'io aretina io na cancer-na inona io na cancer-na inona! Ahoana ny fomba isorohana azy tsy hitranga amin'ny vatan'ny olombelona iray?... tohiny
merenoel ( 31/03/2009 08:19)
inona avy ry reto no sakafo azo omena ny zaza 6 mois, difersifier ono nefa ny zavatra omen'ny pediatre de ray iany, hany ka efa leo le zanako de tsy de mety minana tsony, ny akanjo ndray aiza nareo ... tohiny
novalian'i merenoel ny 17/06/2009 08:55
xxx ( 31/03/2009 06:42)
Salut doholy nareo. Za ky ry zareo tena misy olana be an! Zao ry zareo no problem kwa! za zany beboka 2 Mois nefa le bandy nitsoka moa ko zay 2 tsy navela hiaraka te zao ny vokany ! ka ba mangataka fa... tohiny
novalian'i Ratoa ny 03/05/2009 00:28
JOSIAH ( 30/03/2009 11:43)
Hono hoa fa maninona rhf manao firaisana ny vehivavy sasany no marary be rhf manao firaisana e ,tsy mahay ve izy sa hoe ahoana mba valio o :{ ... tohiny
novalian'i hasi4 ny 31/10/2009 07:43
mion ( 30/03/2009 08:56)
sao mba mahafantatra anarana lubrifiant hanaovana rapport sex nareo (avec marque deposée) de inn le izy de aiza no vidiana eto antananarivo de mety ôtrinn ny vidiny? ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 03/05/2009 00:34
xxx ( 28/03/2009 16:27)
Fa maninona ny tanora @ izao fotoana izao na lahy na vavy dia efa mahalala manao firaisana???? mahagaga fa vao 13ans monja ny zaza-vavy malagay dia efa tsy virijiny intsony??? vitsy ireo vhvavy hoe rh... tohiny
novalian'i carmene ny 29/04/2009 08:30
bazylou ( 26/03/2009 22:48)
I Mialy kos aloha milay mihoatr'ilay akoho vavy vosotra be iry e!! :-D :-D :-P ... tohiny
novalian'i vale ny 27/03/2009 14:49
anatiko ( 25/03/2009 11:49)
bjr hijanona aty France indray ilay rafozako (vacances 3 mois tao @y), nangataka taratasy hitsabo tena izy, mbola tsy sûr fa plus ou moins izany. nanadany 600€ zahay t@ty volana ity fa nanao exam... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.31