Resa-behivavy

adidy ( 15/07/2009 20:33)
manao ahoana daholo! Elaela tsy nandalo! Mitady toerana fanaovana mariazy any Dago, route d'Ambohimanga iny, Ilafy, raha misy adiresy internet, numéro téléphone, traikefa t@ ilay trano, misy traite... tohiny
julianna ( 15/07/2009 10:50)
slt mitady ny coordonnées-na école de danse iray eto antananarivo aho: école bell'art no anarany mba omeo ze manana na mahalala na ahita na mahafantatra e (adresse et nu tél) ok merci ! ... tohiny
simplex ( 08/07/2009 18:34)
Hono wa ry zareo, Ndeha hatao hoe mieritreritra ny hanao malabary ana lehilahy maromaro, 1m70 en moyenne ny halavany ary somary be kibo ny ankabeazany. Mety ho otrin ariary eo ho eo kay ny tok... tohiny
novalian'i Papoose ny 17/07/2009 20:34
Mirananirina ( 08/07/2009 15:47)
sao mba misy mahalala hoe inona no hosorana hanalàna mony aminy tarehy azafady... tohiny
novalian'i lako ny 04/09/2009 08:13
xxx ( 02/07/2009 13:45)
reef le oavy iny ny règle manaraka dé matetika mis douleur kel fôn (mety nono, mety kibo). >> possible v io douleur io mety andé avant ny période d'ovulation sa oe après ovulation na quelq jo... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/07/2009 14:59
xxx ( 30/06/2009 13:17)
Zah dia bevoka (8mois), nahazo date anakiroa zah: hoy ny Dr-ko hoe mety 28aout no teraka, kanefa rehefa nanao ecografie zah de nahazo date hafa indray ka mety ho 23 aout no teraka. Fanontanianako. iza... tohiny
novalian'i vale ny 02/07/2009 21:52
xxx ( 30/06/2009 08:24)
firy taona no atao woe taraiky ny vehivavy (resaka fananana anaka io resahiko io ). 30 ans v taraiky loatra ? sa mbola amin' ny antonony tokony ananany anaka ? ... tohiny
novalian'i sipagasy ny 02/07/2009 13:34
xxx ( 30/06/2009 04:11)
Tsy fantatro hoe aiza no tokony asiana an'ity dia apetrako eto. Ny vehivavy hono sentimental kokoa sy mora misy fihetseham-po kokoa. Raha izaho aloha dia tena io mihitsy! Dia nefa lasa hafahafa fa ma... tohiny
novalian'i Papoose ny 30/06/2009 21:28
ni81 ( 25/06/2009 08:40)
Mba aiza ry zareo no misy mivarotra impér ho an'ny ankizy fa tsy mahita aho! Misaotra anareo o! ... tohiny
novalian'i karinah ny 02/07/2009 21:48
xxx ( 21/06/2009 20:32)
za ry reto rhf manao tsy tonga zany mihitsy an mety hisy fiatraikany @fananako anaka ve zany sa manko mbola tsy niteraka valio :cry: ... tohiny
xxx ( 18/06/2009 08:01)
hono oe ry zareo vhv mba mis question kel 'ty, té aprevy b anvadiko a manko, on a déjà fé prèsk tout le revy fa mba tiko ho tena afapo izy. izy manko somary sarokenatra zay iany d ref anotania... tohiny
novalian'i tess ny 19/06/2009 17:09
xxx ( 18/06/2009 07:41)
preuve d'amour ou ? ? ?... tohiny
novalian'i rurale ny 12/08/2009 06:50
xxx ( 16/06/2009 11:41)
avy aty @ farany no manisa 14 mverina sa aôna ??? mba mila torohevitra azafady msôtra... tohiny
xxx ( 15/06/2009 13:28)
Salama daolo ô! Nisy nanoro izay hoa fanaovana cire (siramamy sy tantely ary ranom-boasary makirana) fa tsy haiko na mety ny nanaovako ny ahy na tsia, fa tantely 1 sotro kely, siramamy 1 sotrokely ar... tohiny
novalian'i xxx ny 31/07/2009 13:34
anatiko ( 10/06/2009 18:31)
miarahaba anareo rht izao e, efa 6 taona izay no mandefa vola lava any dago ho any havam-badiko minimum 95€ io (aty france zahay), nefa ohariko @ havako:- mpiasany zone franche nefa tsy manga... tohiny
novalian'i Ratoa ny 21/08/2009 22:52
xxx ( 08/06/2009 13:43)
Miarahaba e, Mba saika hanontany ze mahalala, aiza kay a Tana, misy mampanofa robe des mariees? omeo anarana boutique rah mety, misaotra mialoha (l) ... tohiny
novalian'i tywa68 ny 15/06/2009 11:19
xxx ( 03/06/2009 11:10)
Azafady indrindra fa hitako tsy dia be mpitsidika loatra ilay dinika nampidiriko tao @ "fahasalamana "momba ny "nono mivoaka ronono ".Ka mba manentana antsika vehivavy re mba hijery azy ao a!Asa na d... tohiny
novalian'i TWING ny 09/06/2009 09:57
vanessa19 ( 02/06/2009 17:42)
Zany hono ry reto fa raha kely manambady de tsy mahazo fihiny loatra rehefa manao ,valio :roll: ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/06/2009 07:49
rtcflora ( 31/05/2009 22:46)
slt ,manombaka firy volana kay refa bevoka no tsy tokony hiasa mafy sy hibatabata zavatra intsony. de firy volana avy teraka vao tokony hiasa oh: vao afaka manasa lamba,mikarakara sakafo . de inona ko... tohiny
novalian'i rtcflora ny 06/06/2009 08:31
lemenakely ( 26/05/2009 11:13)
Inona marina moa izany no atao hoe sexy ? Inona no antony? Ary raha adika teny gasy ..... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/06/2009 13:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1549