malabary

1. simplex ( 08/07/2009 18:34)

Hono wa ry zareo,

Ndeha hatao hoe mieritreritra ny hanao malabary ana lehilahy maromaro, 1m70 en moyenne ny halavany ary somary be kibo ny ankabeazany.
Mety ho otrin ariary eo ho eo kay ny tokony ho lany @ anakiray:

* ra hoe mividy lamba dia ampanjairina

* na hoe mividy efa vita

raha mety dia asiana sokajiny hoe raha basse qualite ny lamba dia izao, ra de luxe dia izao, ra eo anelanelany dia izao...

misaotra mialoha

;-)
novalian'i Papoose ny 17/07/2009 20:34
2. ni81 ( 08/07/2009 19:24)
Misy namana tena mahay manjaitra ao fa antsoy ao @ RVG ao klou raha toa ka ao! Tena marina io fa tsy mananihany zà a!
3. Papoose ( 08/07/2009 19:57)
mividy lamba sy mampanjaitra no mora
4. simplex ( 08/07/2009 20:21)

ni,
iza zany? :P

papoose,
ie
tsy manana estimation ana-cout anga enao? :)
5. ni81 ( 08/07/2009 21:07)
ho avy eo izy ry simplex fa efa nolazaiko an
6. fahamarinana ( 08/07/2009 22:03)
:arrow: ny marina tena malabarin-jaza no efa nataoko an,dia tsy haiko ny vidiny koa fa mbola tsy nampandoa vola olona aho fa manao asa fanasoavana ! hihi ! :lol:
Raha ny mety ho lany dia arakaraka ilay lamba ihany koa,na lamba coton tsotra na flanelle (vao maika aza lafo raha ilay qualité tsara )... Ny lamba anefa teo any amin'ny 4euros any ny metre (aty aminay ambanivohitra fa ao paris mety mora kokoa angamba ,coté barbes any ambonimbony any no ahitana azy na any an-tsena aza ).
Rahatoa ka ngoavana kara io ilay olona dia ndao atao hoe eo amin'ny 2m eo dia ampy fa araka ny didiny koa raha atao ilay style misy didy mananjara na simple-x' -fontsiny !....raha ranoray ny kolera dia mba ahazoana fa raha carreaux ndraika dia mila mampiady indray sinon lasa malabary fanao amin'ny famadihana dia juste hi-gestiavana monja ! :)
Dia mbola ampiana ny kojakoja sy ny karaman'ny mpanjaitra indray io avy eo !Raha tsy haiko arô zegny !! tsy haiko ny prix an !
Fehiny : Aleo manafatra any dago rahatoa ka misy olona mandeha fa mi-revenir mora kokoa io !Na atao hoe tsy mikarama aza ilay mpanjaitra dia mbola miakatra ihany ny vidiny anie e!...asa anefa !
Ilay mampanjaitra tsara fa rehefa jerena akaiky tsy mahaleo ny sarany ny vidiny indrindra rahatoa ka mahita olona afaka mitondra any dago!...
Hatreo aloha ! Hiverenako rahampitso fa za efa te hatory kalé !kamo hi -calculer niany izao ! :-P (l)
7. ni81 ( 09/07/2009 06:25)
io izy fa tonga teo kay! :)
8. ikaretsaka ( 09/07/2009 11:55)
eo @50 mil eo raha any Bira ny ak'ray raha ho anay lavalava sy somary vaventy
de io lazain "i Faha hoe arakaraka ilay sora-damba koa, raha vao mampiady carreau ialahy dia mandany lamba fa ranoray ihany raha te hikafr 2m 50 eo no mahavita raha ho anay XXL itony ;-) fa lava hatrany @ lohalika izany an...
de rehefa mampanjaotra de teneno an-dry zalahy hoe ataovy malalaka ny sotony sy ny kibony .. fa saotsy afa miondrika.. io ny defaut an'ilay vidiana vita manko
9. Papoose ( 09/07/2009 13:26)
simplex:


ni,
iza zany? :P

papoose,
ie
tsy manana estimation ana-cout anga enao? :)



t@ za nampanjaitra farany t@ volana Aogositra valo sy roa arivo io dia dimy arivo ny vidin'ny lamba nahavita ho an'olona ray dia efatra arivo ny nanjaitra azy..fa ampiana arivo raha te ho tsara fanahy ohatr'ahy t@ zay :-P dia boriboriana iray alina...fa raha ohatra ka hanjaitra ho an'olona fito ambinifolo zany mety ho mora kokoa ny ahazoana ny metatry ny lamba sy ny vidiny fanjairana azy rehefa mitambatra....dia manao kajikajy tsotsotra hatreo enao :wink:
10. simplex ( 09/07/2009 15:37)

ok ok
nde hatao hoe 50mil-100mil zany ny forsety mahavita anakiray @ ara-dalana ee.

misaotra betsaka antsika rehetra

:-*:-*
11. Mirananirina ( 09/07/2009 17:34)
tsy haiko mihitsy simpex a,azafady e
12. Papoose ( 09/07/2009 19:41)
tena malabary sofistiké kosa ngamba raha 100 mil kle aza a! nga anaovana fanambadena? le sekaty teo aloha @ le tsoutsoutse!
13. xxx ( 09/07/2009 21:57)
hi!hi!hi!, izao ngah elah vao hatao didi-poitra no mila malabary :b:b:b
14. cutie ( 09/07/2009 22:59)
:-D :-D :-D :-D
15. ikaretsaka ( 10/07/2009 01:40)
zay ndray le hoe rehefa manao malabary de atao didipox...
16. Ratoa ( 10/07/2009 01:52)
Bjr
Ianareo angaha tsy mba nianatra nanjaitra?

raha manao akanjo tsotsotra tahaka ny malabary sy robe droite dia izao ihany 2Xla hauteur -ny akanjo + 2X la hauteur des manches raha 90CM à 120cm no largeur-ny lamba. Raha vaventy ilay olona dia miampy une hauteur ny lamba ilaina amin'ny vatan'ny akanjo.
Raha 150 cm indray ny largeur dia une hauteur avy (tenany sy tanany) dia miampy hauteur iray ;raha vaventy be ilay hiakanjo azy.
Raha misy didimanajarany izy dia mihena ny alavan'ny lamba satria alaina amin'ny ambin-damba amin'ny sisiny (lisière) ny didimananjara.

Tadidio fa mandrakariva ny didimananjara dia amonjena lamba tsy dia ampy loatra: lamba diso fohy atao tsy maintsy mahavita.
17. ni81 ( 10/07/2009 06:43)
hi!hi!hi!, izao ngah elah vao hatao didi-poitra no mila malabary :b:b:b
:-D :-D tsy mila malabary kosa izy na izao aza vao hatao satria tonga dia afaka mipata e! hafa ny t@ andro fahiny :lol:
18. ikaretsaka ( 10/07/2009 12:00)
Ni> le fomban-drazana tsy hita izay maharatsy azy
19. xxx ( 10/07/2009 12:07)
xxx:

hi!hi!hi!, izao ngah elah vao hatao didi-poitra no mila malabary :b:b:b


Angaha izy irery fa misy maromaro hono izy :-)
20. Papoose ( 10/07/2009 13:19)
disety izy teo raha tsy diso aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3107