malabary

21. simplex ( 10/07/2009 16:43)

:-D:-D:-D
ie hanao didi-poitra ee :roll:
aleo tara toy izay tsy mintsy kle :)
sady zay mbola virja doly 8)8)

;-)
22. simplex ( 10/07/2009 16:44)

Ratoa,
eo @ firy metatra eo izany ny lamba ilaina hoan'ny olona 1 raha ny fiheveranao azy?

misaotra eee
23. ni81 ( 10/07/2009 17:38)
Ni> le fomban-drazana tsy hita izay maharatsy azy
dia mbola omena ny dadabe koa ve na dia efa lehiba aza no atao? :lol: :lol: :lol:
24. Papoose ( 10/07/2009 20:24)
olona 17 zany mety moderna dia mifampihinana :-P
25. Ratoa ( 10/07/2009 21:21)
raha ohatra ka taille internationale Medium na 44 vehivavy amin'ny frantsay ilay olona dia 2,50 dia ampy (58Cm ny tanany) raha vaventy ilay olona 3m amin'ny largeur simple (120cm). Raha lamba 150cm de large 2m dia ampy . Misy isankarazany koa ny didin'ny malabary. Misy misy rambony izany hoe lava kokoa ny andamosina, misy modely vaky ny côté. Misy koa modely mitovy halavana ny aloha sy ariana dia tsy vaky ny côté. Ka izay tianao. Raha misy didimananjariny no modely fidianao dia ampytsara mihitsy io refy io.
26. ikaretsaka ( 11/07/2009 04:41)

simplex:

Ndeha hatao hoe mieritreritra ny hanao malabary ana lehilahy maromaro


avy eo:

raha ohatra ka taille internationale Medium na 44 vehivavy



8)

tsssssssss /// ahoana ary izy izany
27. Ratoa ( 12/07/2009 03:06)
raha ohatra ka taille internationale Medium na 44 vehivavy


Ny tiako ho lazaina re ry ikaretsaka dia hoe 2,50m sur 1,2m raha antonintoniny ny habehan'ilay olona dia ampy fa 3m sur 1,2m raha vaventy izy ary raha largeur 1,5m dia 2m de longueur isan'olona dia ampy , na vaventy na tsia; raha tsy midoradora ny mpanjaitra.
28. Papoose ( 14/07/2009 17:58)
midoradora
inona no dikan'io??? zay vao henoko
29. Ratoa ( 17/07/2009 18:13)
midoradora: mandanilany foana tsy aman'antony
30. Papoose ( 17/07/2009 20:34)
ok :wink: misaotra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.194