mila toroevitr ô

1. xxx ( 18/06/2009 08:01)
hono oe ry zareo vhv mba mis question kel 'ty, té aprevy b anvadiko a manko, on a déjà fé prèsk tout le revy fa mba tiko ho tena afapo izy.

izy manko somary sarokenatra zay iany d ref anotaniako iz aprè d mamaly ankenatra fôn izy oe: mlay b, c bon ...

mety mis position na fiets ataoko tena tiny b fa mety menatra izy ny iteny.

en général inona no tena tin'ny vhv ref ... :
- le maharitra elabe iny v ???
- sa le (aingana b) accéléré b (tsy le éjaculation fa le vitesse (mitoto é)) ???
- sa le miadana kokoa (un peut gentlman) ???
- ...

mer6 les filles
novalian'i tess ny 19/06/2009 17:09
2. tess ( 18/06/2009 09:07)
alao henatra alou izy e! bloké foana raha vao ny henatra no lasa alou de tsy manja ny revy... indrindra fa ho anao..... :-P
3. tess ( 18/06/2009 09:11)
en général inona no tena tin'ny vhv ref ... :
- le maharitra elabe iny v ???
- sa le (aingana b) accéléré b (tsy le éjaculation fa le vitesse (mitoto é)) ???
- sa le miadana kokoa (un peut gentlman) ???

C SUR samy manana ny POSITION fetiche-ny ny tsirairay
fa tsy izay tiko de mety ho tian'i anona...
MIAKINA amin'ny vatan'ilay vehivavy ihany kou io
ka ataoko angamba fa entre nareo mitsamy ihany ny vaha-olana
andramo ao daholo de anotanio izy zé tena tiny, de mifampiresahan
ilaina complicité kou nge io e! de bon revy zany e! :^)
4. xxx ( 18/06/2009 09:22)
tess:

Marina be io lazain'i tess io, mila complicité io fa SURTOUT mampisy complicité ny couple eo @ fiainana

Izaho koa karazan'itony hendry be masimasina itony taloha, fa avec le temps dia nahita "tsirony" e, dia tena lasa misy complicité be izahay mi tsam .

Arakaraky ny position ny ahy izao no itiavako hoe ilay mandeha mora na ilay mandeha mafy :oops: :oops:

Anontanio moramora izy eo @ ilay fotoana e, (ohatra hoe tianao ve izany ) fa tsy rehefa vita akory
5. tess ( 18/06/2009 09:31)
Anontanio moramora izy eo @ ilay fotoana e, (ohatra hoe tianao ve izany ) fa tsy rehefa vita akory

ka izy hono saro-kenatra be de tsy sahy hiteny mitsy hoe zao no tiany na zao kou :-P alao henatra alou izy! somary dokafo aloha izy, ny bikany zany refa nareo mi krak krak iny , ataovy daholo izay doka mety ahafaly azy eny am vatany eny, mazava ho azy ny faritra intime io an! de ho sahy sahy amzay izy!
de aza adino kou ny mba milaza hoe tinao ilay zvtr nataony sns.....HO DéBLOKEé ihany izy ny farany dia hande ho azy io e!

efa mpivady kou ve kalou de ho mbola ho sarokenatra am partenera ihany :^)
6. Rafahafahana ( 18/06/2009 16:01)
Ianao no mahafantatra ny vadinao kokoa, na tsy miteny aza izy fa ianao aloha vavy sa lahy fa indraindray toa vavy indraindray toa lahy sa izy roa..., hihihihihi
7. Mirananirina ( 19/06/2009 11:23)
ny hevitro aloha dia ity,fa samy manana ny tiany aloha.
fa aminy akapobeny dia safosafo isan-karazany aloha,hampazoto avy eo.
Rehefa tena ao iny vao miditra aminy action amin'izay.mandeha aminy moramora aloha dia avy eo amin'izay malakilaky.
8. xxx ( 19/06/2009 12:19)
Ampianaro mi apprécier ny vatany koa izy , fa matetika ny vehivavy gasy somary mikatona @ io lafiny io, betsaka ny tsy sahy mijery fitaratra tsy miakanjo ohatra, nefa io tena basique be

Izany hoe mila rassurer-nao izy hoe tsara ny bikany, manaitra anao , manintona anao
9. tess ( 19/06/2009 17:09)
xxx:

Ampianaro mi apprécier ny vatany koa izy , fa matetika ny vehivavy gasy somary mikatona @ io lafiny io, betsaka ny tsy sahy mijery fitaratra tsy miakanjo ohatra, nefa io tena basique be

Izany hoe mila rassurer-nao izy hoe tsara ny bikany, manaitra anao , manintona anao

ka izay indrindra mantsy hoà araka ny voalazako etsy ambony...
na top na tdia hatao hoe tsy top aza lay vadinao dia dokafo ihany izy, ny vatana sy ny faritra intime no lazaiko eto.... fa afaka moramora lay hasarota-kenatra sy blôkazy iny de hande moramora amzay! de anjaranao no mitondra ny match.....

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2041