Resa-behivavy
crasoa
(
22/08/2009 16:04)
mba omeo caracterna refiny lohany zaza .ho anareo reny efa niteraka
fa ny ahy 8 cm ny refiny lohany zaza 8 moi de ioomenareo io no halalako oe tokony ho limitena amzay ny sakafo ho haniko na tsy
...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 24/08/2009 20:35
vale
(
20/08/2009 22:12)
Mba mila vonjy aminareo izay mba mety manana toro-hevitra hitsaboana volo fa simba be ny loham-boloko, maina be ary forehatra be mihintsy. Ny mba angatahako izany dia fomba hafa ankoatry ny fampiasain...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 22/09/2009 20:28
mion
(
20/08/2009 08:14)
Fa inn no tena mba itiavan'ny vhv mitantara ny prouesse-n'ny sipany talou e? mandeha daholo oe sady taviny no volony le sipany farany, sady be entana no matanjaka, espèce rare, saiky tsy hisaraka fa ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 24/08/2009 11:49
xxx
(
20/08/2009 07:06)
Depuis combien de mois an le grossesse kay vo misy an reny ligne de grossesse am kibo reny ?
Fa ty no tena olako :6 na 8 Aout zany za no tokony tonga ny red2 , nefa tam ty ny alin'ny 3 Aout de nis ke...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 24/08/2009 11:57
mion
(
19/08/2009 14:03)
patates douces :
Certaines plantes contiennent des hormones proches de nos hormones sexuelles... tel est le cas des patates douces L'ipomea violacea et turbina corybosa mieux connue sous le nom de...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 25/08/2009 09:51
mirabela
(
19/08/2009 06:57)
slt doly!! Sao mbo maita fika GASY nareo hanafotsiana helika, fa tena mamenatra b am zao andro mafana zao le manana helika plus foncé que ny corps!!
sotra lialoha!! :D ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 22/08/2009 08:52
xxx
(
17/08/2009 19:36)
Zah dia bevoka 8 volana zao. Miady lava izahay mivady, marary ny foko, sy ny saiko, ahoana re ny hiatrehako ny fiterahana satria vao niforona ny kiboko dia zao no iainana lava zao. Marihiko fa lavitra...
tohiny
novalian'i rtcflora ny 21/08/2009 14:04
xxx
(
14/08/2009 13:40)
Efa nisy vhv ve teto sendra izany misy foza izany
izany hoe te hanao rs foana
de efa nisy koa ve vhv teto nisy izany morpion izany de ahoana ny fisehony...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 18/08/2009 08:27
xxx
(
11/08/2009 04:39)
za manana probleme b , sao mba efa nisy nahazo antsika vehivavy kay ty :mivoaka creme blanche na jaunatre ny vagin,marary v za sa inn no mahatonga izany .
Za manko le woe te hiteraka de nomen'ny doc ...
tohiny
novalian'i Nahdyah ny 19/09/2017 12:32
xxx
(
06/08/2009 07:52)
O ry zareo ah inona no fomba atao hampihenana ny kibo avy niteraka
misy fanafody ve ahosotra sa manao abdos sa mba omeo toro hevitra fa tena sinibe tany mitsy eh...
tohiny
novalian'i bazylou ny 23/08/2009 18:00
roxanaha
(
05/08/2009 16:31)
Manahôna daholo
Efa ho ela ela zay nisy dinika napetrako "vehivavy tsy mety bevoka". Natao ary ny test sy analyse ka hita fa normal zaho hatreto(hormone, ovulation). t@ farany teo dia hita fa hoe ...
tohiny
novalian'i hery ny 21/09/2010 10:54
xxx
(
05/08/2009 08:28)
IN NO TSARA RY RETO manongotra sa mi rase fa nisy niteny hoe maty hena hono le manongotra de tsy mahare tsirony tsony...
tohiny
novalian'i varisy ny 16/09/2009 12:57
xxx
(
04/08/2009 07:55)
Za reto tsy mety tonga mihitsy rehefa manao firaisana, dia hoy ny olona hoe "psychique" hono, atao ahoana ry reto a ? omeo hevitra
melsi...
tohiny
novalian'i bazylou ny 21/08/2009 17:48
xxx
(
31/07/2009 13:38)
Miarahaba anareo,
àsa ny volovolonareo na ahoana na ahoana fa sahirana mihitsy aho ny ahy ny volo dia mihoatra be n'ny slip ka rehefa hankany amin'ny ranomasina na hoe hilomano dia tsy maintsy eso...
tohiny
novalian'i Papoose ny 02/09/2009 18:02
xxx
(
31/07/2009 06:40)
Nareo ve ry reto rehefa akaiky ho tonga fotoana de hoatrany te hanao firaisana be zany tsy haiko aloha fa za zany e normal ve io :wink: ...
tohiny
novalian'i lamour ny 11/08/2009 05:47
anatiko
(
23/07/2009 12:36)
Miarahaba anareo rehetra indray.
Omaly hariva dia niresaka t@ rafozam-baviko, izay mipetraka ao @y aho (zahay mianaka irery), satria nikapoka ny zanako vavy (7 ans) izy, il y a 3 semaines izay, ka ny...
tohiny
novalian'i ni81 ny 05/08/2009 10:50
ari.malala
(
22/07/2009 06:56)
Toa hoe maharitra 8 - 10volana hono, fa mba liana aho hoe iza no efa nanandrana? Manao ahoana ny effet ny? Inona ny effets secondaires? Aty Antananarivo misy ery Tsiazotafo ery, fa toa hoe manomboka 5...
tohiny
novalian'i maian ny 22/09/2012 11:01
xxx
(
20/07/2009 09:09)
bjr à vs tous ici!
èS possibl que j'ai ma douleur habituel avan ma règle méme si jsuis sur que jsuis enc1nte.
ou èS possible que je fai une fausse couche ou npa du tout enceinte.
repond ...
tohiny
novalian'i Papoose ny 26/07/2009 02:29
xxx
(
17/07/2009 09:51)
novalian'i mpisotrtoaka ny 07/04/2015 10:46