Resa-behivavy
lunahdemada
(
21/09/2010 07:54)
aona kay ny hevitrareo am vady vita soratra? maty ny dadako 6 taona lasa izay! manan janaka hafa reny aminay izy ary mpandova ara dalana, mitaky io anjarany io iz ankehitriny ary tsy nanda izahay fa n...
suite
répondu par bazylou le 12/12/2010 19:07
emonate
(
03/09/2010 09:38)
mba ameo hevitra aho f tena very hevitr mihints bevoka mantsi ni sipako
de mbola tsi te hitaiza zay . ahona no ataoko .iza no hanatonako f ho asaronay leizy
d oatrina kay ni manala zaza .@ zao de ai...
suite
répondu par bonne le 27/10/2010 16:36
mion
(
04/08/2010 08:42)
Bonjour daholo
Izaho sy ny fofombadiko zany saika hoe tany am-pita no hanao mariazy, le fianakviana aty mada mitsipaka ankitsirano fa oe aty hono ny tso-drano sy ny ray aman-dreny dia tokony hatao mak...
suite
répondu par peta83 le 20/10/2010 17:06
tiarah
(
28/07/2010 05:11)
Efa volana maromaro no niaraka izahay, rehefa miaraka izahay roa mantsy dia eo antsoroko matetika no hamihinany ahy eny andalana dia eo amin ny poketrako ny tanany.
Mbola tsy nisy firaisana ara nofo,...
suite
répondu par vale le 11/09/2010 16:44
pskl
(
19/07/2010 12:38)
tiko oé izahay 2 iany no manamboatra ny faire part-nay..
Mba izarao expériences raha misy efa nanamboatra ny azy koa : inn ny logiciel nampiasaina sns...
Misaotra mialoha.....
suite
répondu par andy79 le 13/10/2011 19:27
tiarah
(
30/06/2010 13:16)
Betsaka ny karazana lehilahy hita mandeha eny andalambe eny amin izao, misy classe be ny poziny nefa vavivavy toetra, misy ndray jiolahimboto fa bogôsy kely, iza no mba mety tianareo hamihina anareo ...
suite
répondu par andrywui le 19/09/2010 21:00
Djhamhal
(
08/06/2010 07:33)
mba afaka manome torohevitra tsotsotra ve nareo raha te hiteraka vavy ?? raha mety dia natoraly fa tsy fanafody !! misaotra mialoha !!...
suite
répondu par AndriambyII le 02/07/2010 13:25
hana
(
31/05/2010 11:32)
Miarahaba ny reny rehetra eto @ serasera. Inoako fa nahazo fiarahabàna daholo isika omaly, mety ho nisy nahazo fanomezana.
Dia eo indrindra no tiako hasiana resaka : raha ianareo no nasaina nifidy di...
suite
répondu par belakely le 30/07/2010 09:03
xxx
(
17/05/2010 11:56)
firy andro na firy herinandro alohan'ny tsy hiterahana no afaka manao farany ?mandra-pateraka !!...
suite
répondu par hana le 23/06/2010 10:06
xxx
(
01/05/2010 15:19)
azo atao ve ny manome fromage (la vache q rit) an'zaza 6mois???? sa aloha loatra....
suite
répondu par sipagasy le 07/05/2010 06:15
sitlo
(
17/04/2010 15:09)
Nitaingina bisikleta tsy nisy arofotaka izany aho. Dia nipitipitika tao aoriana ilay fotaka. Dia efa fotoana nahamainany vao nosasako ilay izy dia tsy afaka. Inona no fika?
Ilay izy jean beige soma...
suite
répondu par soanja le 24/04/2010 13:35
Tirah
(
12/04/2010 19:08)
Inona kay no mahatonga izao:
- Tokony ho tonga ny règle, efa 28j nefa tsy misy ra fa rano be fotsiny no mivoaka
- mety bevohoka ve le olona!
- marary ny nono sady mangidihidy
-Inona no tkony ha...
suite
répondu par ravolondat le 14/05/2010 12:35
flodine
(
16/03/2010 21:34)
Mampalahelo ihany isika vehivavy ity indray2 fa ao @ face book koa no miady lahy. Kely asa ve ? sa? ahoana e?????...
suite
répondu par swann le 28/06/2010 12:35
Tirah
(
16/03/2010 09:28)
Mba mangataka fanazavana re fa tena tsy maharaka e!
Règle 28j ny an'ilay vehivavy iray, ny fanontaniany dia hoe: 1) Mahazo manao firaisana ve hono rehefa tampitra ny ra, zany hoe 4 na 5 andro aorian...
suite
répondu par dauphintiavina le 17/08/2016 13:43
muro
(
25/02/2010 11:52)
kaiz!
Tsy azoko mintsy nareo vhv,rehefa anehoana fitiavana miavonavona,rehefa hodiana fanina minainaina,fa inona ihany e!...
suite
répondu par rhanitra320 le 13/03/2010 20:38
xxx
(
18/02/2010 14:42)
:arrow: Matetika isika VHV foana no mitomany amin´ity [b]fitiavana fitiavana[/b] ity . isika tena rehefa TIA dia tena Tia tokoa. ny LHL toa tsy dia tena hoe Tia izany fa mbola mikoty olon- kafa fo...
suite
répondu par hasi4 le 14/05/2010 13:12
xxx
(
07/02/2010 14:05)
zay mahalala re, omeo site ahafahana mividy anana par internet, raha aty europe.
Misaotra mialaloha....
suite
répondu par 3188 le 23/02/2010 14:38
itaramasoandro
(
04/02/2010 04:36)
ankina tsy maha leo-bava ny tena mahita, mamaky fa nanararoatra ny loza mahazo ny haisianina ny mpisompatra ka nangalatra 33 zaza kamboty hatr@ 14 taona !!!!
miampy trotraka @ ity raharaha ity d...
suite
répondu par dadax le 15/04/2010 09:27
simplex
(
03/02/2010 15:47)
répondu par xxx le 10/02/2010 22:44
xxx
(
01/02/2010 11:32)
innn no tinareo vevavy :
[b]
1-tsara tarehy nefa tsy de tsara bika fa eo eo iany
sa
2-tsara bika fa eo eo iany ny tarehy na ratsiratsy kely
[/b]
:D :D ...
suite
répondu par maryline le 28/04/2010 23:50
