???

1. muro ( 25/02/2010 11:52)
kaiz!
Tsy azoko mintsy nareo vhv,rehefa anehoana fitiavana miavonavona,rehefa hodiana fanina minainaina,fa inona ihany e!
2. njari ( 25/02/2010 12:29)
inona koa ty lazainao??? tsy marina zany
3. mandrindra ( 25/02/2010 13:19)
mistery, misy tery
4. muro ( 25/02/2010 13:47)
njari:

inona koa ty lazainao??? tsy marina zany



Tena marina zany ka! fa za aloha tsy manao hoe ny vhv rehetra a! fa ny akamaroanareo kosa tena mysterieuse e!
5. Mirananirina ( 25/02/2010 15:27)
tsy hoe miavonavona ilay omena fitiavana fa misy antony,ohatra efa manana fitiavana ilay vhv na tsy nampoiziny hoe hitia azy na mody tsy miraika nefa tia sns..e
rehefa hodiana fanina minainaina,fa inona ihany e!
:-D :-D :-D ka nareo mody fanina ve tsy hampinainaina.,mitaraina ve ???Akory atao fa na ianareo koa rehetra tratra manao toy izany.
6. 3188 ( 25/02/2010 15:40)
ohabilana: raha miavonavona ny sipa mikafara ny bandy ,raha mody fanina ny bandy minainaina ny sipa
7. ikaretsaka ( 25/02/2010 16:11)
Amen!
8. xxx ( 25/02/2010 19:45)
:-D :-D izay indray no tsy haiko. :roll:
9. muro ( 26/02/2010 05:48)
3188:

ohabilana: raha miavonavona ny sipa mikafara ny bandy ,raha mody fanina ny bandy minainaina ny sipa



mdr!
10. njari ( 26/02/2010 06:07)
muro:

njari:

inona koa ty lazainao??? tsy marina zany



Tena marina zany ka! fa za aloha tsy manao hoe ny vhv rehetra a! fa ny akamaroanareo kosa tena mysterieuse e!



Izay indrindra anie ry muro e, izay ihany ny hitiavanareo ny vhv e, raha fantatrareo daholo ny zavatra misy rehetra sy hitan'ny masonareo daholo dia inona tsony ny hanintona anareo eo? sady tianareo io mistère io no tsy tianareo, c'est comme ça :^)
11. Mirananirina ( 26/02/2010 14:32)
Izay indrindra anie ry muro e, izay ihany ny hitiavanareo ny vhv e, raha fantatrareo daholo ny zavatra misy rehetra sy hitan'ny masonareo daholo dia inona tsony ny hanintona anareo eo? sady tianareo io mistère io no tsy tianareo, c'est comme ça
:-D :-D :-D
12. muro ( 27/02/2010 08:32)
njari:

muro:

njari:

inona koa ty lazainao??? tsy marina zany



Tena marina zany ka! fa za aloha tsy manao hoe ny vhv rehetra a! fa ny akamaroanareo kosa tena mysterieuse e!



Izay indrindra anie ry muro e, izay ihany ny hitiavanareo ny vhv e, raha fantatrareo daholo ny zavatra misy rehetra sy hitan'ny masonareo daholo dia inona tsony ny hanintona anareo eo? sady tianareo io mistère io no tsy tianareo, c'est comme ça :^)



mmhh!!
Hay moa zany izy io?
Fa tokony hisy fetrany ihany fa tsy mystérieuse be loatra lol!!!
13. muro ( 27/02/2010 08:36)
Mirananirina:

tsy hoe miavonavona ilay omena fitiavana fa misy antony,ohatra efa manana fitiavana ilay vhv na tsy nampoiziny hoe hitia azy na mody tsy miraika nefa tia sns..e
rehefa hodiana fanina minainaina,fa inona ihany e!
:-D :-D :-D ka nareo mody fanina ve tsy hampinainaina.,mitaraina ve ???Akory atao fa na ianareo koa rehetra tratra manao toy izany.


Te hilaza ve ianao fa itovizana io? ny kôfboay kosa tsy mystérieux be e! dia za koa tsy mitaraina fa mba miresaka e!lol!!!
14. AndriambyII ( 27/02/2010 09:07)
Ny vehivahy lol mpiolonol de nature lol!!loloavina lol ambony loha lol ny lozika lol love lol n' izz ireo !! lolll!!! mdr !!! :-D :-D
15. milamm ( 01/03/2010 14:59)
muro,aiza kosa ry akama vao manomboka na eny antenatenany v ny tantara de resume sy fin no apoitra ,tsy manitona tsony sady tsisy suspens tsony le tantara :-D :-D tonga de kobo dolidoly ze ipoitra tray3 tsy mety matsiro zany :D
de otranzay ihany na kofa io na joba,asina teti-panorona kely sy fitapitaka kalo(strategy of conquest io )madinika ,mody ambava tsy tia fa am-po battery :lol: na lahy io na vavy fa ze tonga aloha sy be faharetana(endurance test) ihany no tafa :wink:
16. Ratoa ( 01/03/2010 23:10)
hoy i muro
kaiz!
Tsy azoko mintsy nareo vhv,rehefa anehoana fitiavana miavonavona,rehefa hodiana fanina minainaina,fa inona ihany e!

Voa tany angaha ny namana?
17. Ratoa ( 01/03/2010 23:12)
Ny vehivahy lol mpiolonol de nature lol!!loloavina lol ambony loha lol ny lozika lol love lol n' izz ireo !! lolll!!! mdr !!!

ianao koa toa voa toa ilay namana nametraka ity lohateny kooooa!
18. AndriambyII ( 02/03/2010 00:17)
Ka na voa aza tsy maintsy mizaka anie Ratoa é ! njay njay manko ny vehivavy tsaraina ho diso toa marina , lazaina ho marina manao hadisoana be fanahy iniana mihintsy !! zavatra iray tsapako @ ny vehivavy dia ny tsy fahatantesana monotonie , tena mampisy depression ao aminy mihintsy !! :lol: :lol:
19. Ratoa ( 02/03/2010 12:52)
ka zakao mangina ré fa izay no "lahatra"
ary aza dia manao safo be mantsina réé! aiza kosa dia hoe izy irery no tsy mahatanty monotonie. Misy amin'ny roa tonta io lazainao io. Ny ahy aloha dia tena sarotra amiko ny manao hoe "ny lehilahy dia izao, ny vehivavy tsy manao izany, ny vehivavy indray dia izao, dia ny lehilahy tsy manao izany. Vao avy nihaino émission aho androany fa isika rehetra hoy izy dia mitovy daholo ny géne-ntsika fa 0,1% no mahasamihafa ny olona tsirairay. Izany hoe: mitovy izany ny ny lahy sy ny vavy koa, ary0,1% no mampiavaka azy ireo. Ka dia manakina tena izany izay milaza an'itsy sy iroa momba ny andaniny.
20. soanja ( 03/03/2010 04:02)
muro:

kaiz!
Tsy azoko mintsy nareo vhv,rehefa anehoana fitiavana miavonavona,rehefa hodiana fanina minainaina,fa inona ihany e!


Tadiavo ao izay mahiratra e! Izay ilay fiainana tsinona. Tsy misy zavatra tonga dia mandeha ho azy zany fa ny mahasarotra azy no manome fahafinaretana / fijaliana azy!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0811