???
22. mmmhh
(
11/03/2010 04:53)
Nefa anie nareo lehilahy raha vao mahazo an'ilay sipa tonde manome fitiavana be ireny de lazaina indray fa SIPA MOLA ilay sipa e,
tsy azoko ihany, :(
tsy azoko ihany, :(
24. Mirananirina
(
12/03/2010 10:31)
Nefa anie nareo lehilahy raha vao mahazo an'ilay sipa tonde manome fitiavana be ireny de lazaina indray fa SIPA MOLA ilay sipa e,:-D :-D :-D na mampifila na tia ,mahazo tsikera foana
tsy azoko ihany,
25. vale
(
12/03/2010 16:12)
[quote=3188]
ohabilana: raha miavonavona ny sipa mikafara ny bandy ,raha mody fanina ny bandy minainaina ny sipa
__________
re- AMEN!!!
:-D :-D :-D
ohabilana: raha miavonavona ny sipa mikafara ny bandy ,raha mody fanina ny bandy minainaina ny sipa
__________
re- AMEN!!!
:-D :-D :-D
26. rhanitra320
(
13/03/2010 20:38)
vale:
[quote=3188]
ohabilana: raha miavonavona ny sipa mikafara ny bandy ,raha mody fanina ny bandy minainaina ny sipa
__________
re- AMEN!!!
:-D :-D :-D
ref sahy milaza ny vhv hoe "je t'aime" na sahisahy dia tonga d ampijalianareo lhl mafy mihitsy,na tondé fosainareo lhl hoe "sipa môla tsss", "fille facile tsss" nef ref mbô mysterieuse ndray iz d mitsoaka nareo, ka aona ihany ary no atao éé
manahirana (l)