Resa-behivavy
toliara
(
15/10/2009 10:50)
salama daholy ô !
Efa 2 tona zay za tsy mety bevoka mitsy, atao daholo zao rehetra zao fa ééé ! Efa tsy vo tanisa zay ny diagnostika natao fa ééé , ny courbe de température sns... , fa tsy m...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/12/2009 15:56
soanja
(
12/10/2009 19:36)
"Ao anatin'ny tsara no ahitana koa ny ratsy ary ao anatin'i ratsy no ahitana koa ny tsara. Mifanila ny ratsy sy ny tsara ary mifaningotra ihany koa. Ilaintsika ny ratsy sy ny tsara."
Mety hitombina...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 15/10/2009 13:01
pinouch
(
08/10/2009 11:39)
mba ampio ho anzay mahalala fa tena feno angadrano nefa mba ef mampiasa heads and shouders anti-démangesons, de ref avy manao volo après 3 jours eo de lasa gras hoazy nefa ts mampiasa aprèe shampoo...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 13/10/2009 22:06
xxx
(
04/10/2009 09:37)
za de vehivavy mampiasa irony pile irony betsaka ny feo henoko hoe rh 1taona nampiasa pilile de miandry 1 taona koa vao afaka miteraka zany hoe manadio kibo hn mitombona ve zany de rh 2taona nampiasa...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 09/10/2009 12:38
xxx
(
29/09/2009 05:28)
mety hipetraka ve ry reto ny zaza amin ' ny 10em jr no anaovana rs .Nena zao tam 10em jr de 12em jr ,de mety v zany , eny eh tsy hadino ny am 14em jr.
De aona reto refa avy manao rs iny ve tsy azo at...
tohiny
novalian'i fenouhy ny 12/10/2009 16:03
rtcflora
(
28/09/2009 15:34)
mba omeo anarana vaza reto za a tsy mifidy na american na frantsay na italiana lehilahy de le tsy be panana reny...
tohiny
novalian'i flodine ny 14/10/2009 09:21
xxx
(
24/09/2009 15:04)
slt à tout le monde !!
otran kely ny ranjoko ry reto a !! ny retra retra am vatako de mifanraka tsara ian fa refa manomboka eo am lohaliko de lasa kely zany hoe la ranjo mits no ts alehany !! ts man...
tohiny
novalian'i bazylou ny 01/11/2009 18:13
KARELLE
(
21/09/2009 11:50)
manahoana daholo
en fait mitady olona mahay manao volo eto iles de france sao ba misy ary tsy de lafo koa sao ba misy mahay na torohevitra hafa ;vao nifindra eto manko ny tenanay de tsy mahalala loa...
tohiny
novalian'i ni81 ny 28/09/2009 09:36
mimie9
(
16/09/2009 07:33)
Manao aona daholo ô! Hono ho'aho, aona kay no atao mba hahazona lahikely raha hiteraka eh, inona no sakafo mila hohanina, dia aona sy aona.
Mba toroy hevitra ho an'izay mahafantam-pantatra eh.
Misa...
tohiny
novalian'i rhina ny 28/09/2009 12:21
xxx
(
09/09/2009 15:21)
slt dhl, mba miangavy ra azo atao le olona mahalala ny fangalana anle "roaccutane" sans ordonnance fa ilaina maika be !!! tena feno mony mihintsy mantsy ny tarehy .meci ...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/10/2009 13:22
xxx
(
09/09/2009 09:35)
Za de vehivavy manambady nh ny mbola tsy fahampiana eo aminay mivady de mbola tsy hiteraka aloha zahay ka nh izany indrindra de mihinana ireny pil tsy mampiteraka ireny aho t@1 de marary ahy mafy ny n...
tohiny
novalian'i peta83 ny 09/09/2009 11:34
Ahton
(
08/09/2009 19:22)
Salama dolo dolo e
Inona no mba fanehoam-pitiavana tena tianareo vehivavy avy amin'olon-tianareo na vadinareo; fanehom-pitiavana mampiseho fa tena tia anao tokoa lay olon-tianao na ilay vadinao. ar...
tohiny
novalian'i razafimaro ny 19/10/2009 12:48
crasoa
(
02/09/2009 20:56)
mety ve ra vao teraka no mampiasa serviet ajeter oh.thalia
de ny mampiasa couchenjazakely ko .sady rams ko tsy mahay manasa lamba
nefa zaho sy izy irery no mbola miasa ko izy.
de mba toroy ry reto ...
tohiny
novalian'i anhyams ny 10/11/2009 05:04
xxx
(
30/08/2009 04:29)
Iza kay no tafajanona hanohy ny pazzapa am izy 3 vavy tam le prime omaly iny ?Za tsy nahita fa flask be...
tohiny
novalian'i bazylou ny 01/11/2009 18:14
kwit
(
28/08/2009 04:24)
Sao mba misy manana le sarin ' ny planete mars alina isika ato amin ' ny serasera ?...
tohiny
novalian'i ni81 ny 28/08/2009 08:42
milamm
(
27/08/2009 13:13)
siora fa misy ny sipa mafibe ra ainga,tsy ratsy http://www.youtube.com/watch?v=DTsdeazg0tE
tsy gasy io sipa io akory fa indoneziana a,misy hidoika indray zao ato oe iza ko no holakoiny vhv :-D iza no...
tohiny
novalian'i Papoose ny 18/09/2009 19:01
do68
(
27/08/2009 10:16)
Saika mba hanonatany aho inona no tena tsara ampiasaina amin'izany ?
Ny ahy mantsy zao stérilet no ampiasaiko ka henoko misy maharary ahy any amin'ny kiboko any, indrindra rehefa handeha iny ny règ...
tohiny
novalian'i Papoose ny 08/09/2009 20:05
xxx
(
25/08/2009 13:59)
Akory aby ô. Nareo ve ry reto mba minoan'ireny horoscope vazaha na gasy. Raha mijery ny tonon'androko mantsy toa misy zavatra marina izany indraindray....
tohiny
novalian'i cutie ny 17/09/2009 23:39
xxx
(
25/08/2009 08:18)
Za aty an-dafy manam-bady vazaha aho ary hanam-bahiny tsy ho ela zahay mangataka sakafo gsay ireo vahiny ireo ny mba haiko de compose ,mofo akondro,bolety de efa leo anireo ny vadiko fa mitady zvt haf...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 28/08/2009 15:52
mion
(
25/08/2009 07:45)
Inon marina no tena tian'ny vehivavy e, matavy sa mahia. misy matavy mba te ahia nefa tsy mety manao karemy sy sport. Misy mahia mba te hatavy nefa tsy mety minan-kanina (RS koa anatiny)
naha remar...
tohiny
novalian'i Papoose ny 29/08/2009 19:48