Resa-behivavy

muro ( 30/01/2010 07:36)
kaiz! fa manin nareo vhv no somary materialiste ny ankamaroanareo? vrmt désolé ho an zay tsy mahazaka fa za somary direct... tohiny
novalian'i peta83 ny 24/03/2010 13:04
xxx ( 29/01/2010 11:29)
ahoana no fomba ahafantarana ny vehivavy rehefa manao firaisana fa hoe tonga ny azy ... tohiny
xxx ( 18/01/2010 11:53)
Lehilahy aho ary manana anabavy 4 , rahalahy 4 . Te hanontany ny @ ity lazaina hoe "aizana" ity aho fa tsy azoko andoha mihintsy ilay izy . Rehefa manaizana ve ny vehivavy bevoka dé tsy maintsy mile... tohiny
novalian'i vale ny 28/01/2010 13:50
ravero ( 10/01/2010 19:46)
Saika mba hanontany hoe ahoana ny fomba ataoka fa tsy mahazao fahafinaretana mihintsy za rehefa manao firaisana @ vadiko ny azy mantsy kely ka mety azo atao ve ny manalehibe azy... tohiny
xxx ( 14/12/2009 07:56)
bonjour daol. misy fanontaniana kely ito : isakin' alohan'ny regle'ko aho de misy douleur fôna, ny nonoko sy ny lohako no marary. efa nanantona doktera fa normal tsara ono. Tamin'ty mois ty mbol nis ... tohiny
novalian'i arialy ny 26/01/2010 12:14
xxx ( 09/12/2009 22:47)
Mila toro hevitra be avy aminareo namana vehivavy aho: isika vhv hono mora mivadika ....Nandà mafy izany aho t@ ilay fiancé _ko nandeha tany Dago; nilokaloka mafy fa azy irery dia irery , hiandry az... tohiny
novalian'i njari ny 24/02/2010 08:27
xxx ( 08/12/2009 10:51)
Ny fitondran-tenan' ny vehivavy vao tera-bao manoloana an-drangahy. Tena ohatry ny tsy mi- existe izany intsony ny tenan-dralehilahy aminy , toa lasa fanaka ao an-trano mihitsy aza indraindray , tsy... tohiny
novalian'i arialy ny 26/01/2010 12:31
rtcflora ( 06/12/2009 19:23)
nareo ve manome rano zaza 2mois na latsakizay na mihoatra . mba zarao eto ny experiance antsika reny. de firy mois ko no nanomboka manome sakafo toy ny ranombary na legume. misaotra antsika e... tohiny
novalian'i njari ny 22/02/2010 11:27
xxx ( 29/11/2009 14:06)
Izaho dia vehivavy mampiasa pile tsy mampiteraka ireny hoanina isanandro dia amizao ny vadiko lasa nanao tournee2volana dia te hijanona tsy hampiasa pile isanandro aho satria za tsy manao firaisana ne... tohiny
xxx ( 22/11/2009 15:06)
Salama daholo nareo za reto vehivavy 24 taona manambady mbola tsy niteraka ,mahagaga ahy tatohoato zay de mahatsiaro tena ho mafana aho nefa ny andro mangatsika de tsy mahita tory mihitsy aho aminy al... tohiny
novalian'i xxx ny 25/11/2009 19:26
xxx ( 18/11/2009 19:36)
salaa daholo ! Za ry reto tena miasa lo be mintsy fa mba te hanafatra an'i mamako mba hakaty , fa ny problème de : za mieritreritra ny mba hanafatra azy 2 mois nefa le vola ilain-dry zareo lafo be ... tohiny
novalian'i milix ny 15/12/2009 15:18
xxx ( 18/11/2009 13:53)
aona no ataoko mba hampa be nono ahy??? mbamila toro hevitra! merci :evil: ... tohiny
Fahandresena ( 12/11/2009 09:39)
Mpandefa : VAINAFO [ Valio ] 12-11-2009 10:22:10 Lohateny : dinika ao ampandriana raikitra indray o ry reto a! mba mila toro hevitra kely é, inona no atao mba ampiverina ny forme ny nono kay ... tohiny
novalian'i vale ny 01/12/2009 09:06
kwit ( 10/11/2009 12:40)
ahona kay ny fakana hira audio na clip video ao anty ordi (internet) de afindra amin'ny phone ? Sao misy mahay azafady (raha telechargena de otrini aona ?) ... tohiny
novalian'i Makouto ny 26/12/2009 06:54
namanabe ( 04/11/2009 13:07)
Par: Lhl Mahery Date: 03 novembre 2009 - 14:24 Ianareo Vehivavy mantsy matetika dia tsy manaiky raha tsy nyhevitrareo no ekena sy arahina ao an-tokantrano, aza adino anefa fa vao teo amin'ny fana... tohiny
novalian'i xxx ny 20/01/2010 19:20
xxx ( 01/11/2009 17:20)
Za dia vehivavy manambady 1taona zay no nanambadiako t@1 de nilamina sy nahafinaritra ery ny fiainatokatranonay mino aho fa tahakizay daholo rehefa vao manambady mahafinaritra ery fa ny mahagaga de mi... tohiny
novalian'i Veloo ny 06/11/2009 20:43
bounany ( 26/10/2009 07:23)
marina ve fa ny menaka kapôty dia mampaniry volo ary tena efficaec mitsy???? Aona ny fomba fampiasana azy kay ho an zay efa nampiasa??? Inona no zavatra tokony hotandremana sdy ny sisa ?? Ny voloko ... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 11/11/2009 14:46
fenouhy ( 25/10/2009 21:04)
manao ahoana daholo! zaho de tvavy vao 28 taona fa ny regle-ko niova b ny fandehanany na @ fiaviany zany na @ abetsahany , taloha izy io apres 34 jours de tonga amin'izay izy bediab de mampisy tasy e... tohiny
xxx ( 22/10/2009 11:29)
Slt daholo ! Za ry reto mba omeo hevitra momban'ny helika fa tena leo no menatra a! Tsy aiko na misy mitovy amiko na tsy fa , ny heliko ry reto ra vo tsemboka za de misy trace mavomavo a ! de tsy afa... tohiny
novalian'i fahoria ny 12/10/2011 18:21
xxx ( 19/10/2009 06:22)
ny nono kely am zao de azo alebeazina am reny fitaovana manara penitra ireny ka ny nono be ve mba azo akelezina kou !! ohatra am reny produits na creme amincissante reny ??? Sa mety mampidi-doza ny f... tohiny
novalian'i Ratoa ny 18/11/2009 21:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2874