Mba te hahalàla ny @ atao hoe manaizana .

1. xxx ( 18/01/2010 11:53)
Lehilahy aho ary manana anabavy 4 , rahalahy 4 .
Te hanontany ny @ ity lazaina hoe "aizana" ity aho fa tsy azoko andoha mihintsy ilay izy . Rehefa manaizana ve ny vehivavy bevoka dé tsy maintsy miletra zavatra tsy fihinana ary tsy tompon' ny tenany ,ireo anabaviko 4 manko dia samy efa manambady sy mananjanaka daholo.
Ny vavimatoa nilaza fa nanaizana biriky tanimanga ,ny faharoa mananasy , ny fahatelo bozaka , ny faravavy charbon de bois .Mba ampio fanazavana hoe ry vehivavy izany hoe manaizana izany fa mahaliana ahy !!
novalian'i vale ny 28/01/2010 13:50
2. Mirananirina ( 18/01/2010 13:35)
dia mahagaga tokoa,ny ahy manokana aloha dia tsy mba hitako izany hoe nanaizana izany 8O ,ka tsy hitako izay ambara.Nefa ny ahy lahy sy vavy.Mitovy aminy olona rehetra ihany.
3. ANARIM ( 20/01/2010 08:59)
za kounkou tsy tsaroako ze hoe nanaizana ary izy dahy dia botrabotra kely avokoa!!!
4. ravonjison ( 20/01/2010 13:08)
xxx:

Lehilahy aho ary manana anabavy 4 , rahalahy 4 .
Te hanontany ny @ ity lazaina hoe "aizana" ity aho fa tsy azoko andoha mihintsy ilay izy . Rehefa manaizana ve ny vehivavy bevoka dé tsy maintsy miletra zavatra tsy fihinana ary tsy tompon' ny tenany ,ireo anabaviko 4 manko dia samy efa manambady sy mananjanaka daholo.
Ny vavimatoa nilaza fa nanaizana biriky tanimanga ,ny faharoa mananasy , ny fahatelo bozaka , ny faravavy charbon de bois .Mba ampio fanazavana hoe ry vehivavy izany hoe manaizana izany fa mahaliana ahy !!



Raha fintifintinina dia toy izao no azo lazaina : ny fanaizana dia fiovan ' ny gout ( tsiro) eo @ vehivavy ao anatin ¨ny fotoana maha bevohoka. Ny antony moa dia ny fiována ara-batana misy eo @ vehivavy mandritra izany vohoka izany ( hormone , miova koa ny compsition ny ra sns...). Noho izany dia miova tanteraka ny fahenoan ' ny vehivavy ny tsiron ' ny zavatra sasany , ary matetika izy mitady zavatra hafa mihitsy. Raha tia zavatra mamy izy taloha , dia ny mifanohitra @ izay indray no tadiaviny rehefa manaizana izy, indraindray dia mitady zavatra mahery tsiro be mihitsy izy.

Zavatra mandalo ilay izy, ka tsy dia asiana olana loatra, ary tsy voatery ianao hihinana ny tsy fihinana. Ny tokony atao fotsiny dia ny mihinana ny zavatra azo hoanina, fa atao maherihery ny tsirony ( asiana citrony, na siramamy sns...)
Fa ny mihinana tanimanga , na charbon sns... kosa dia tsy tokony hatao.
5. jarifa ( 21/01/2010 05:46)
Tena marina ilay hoe misy fiovana tsiro rehefa bevohoka, dia misy zavatra iray ohatra tiany sy tsaroan'ny vavany dia lasa mitady an'iny foana izy, ary ilay hoe mihinana charbon, brique ireo anefa no matetika hitako tena tian'izy ireo rehefa tratran'io fanaizana io akoatran' fihinanana sakafo samy hafa.
6. mamijo ( 22/01/2010 14:31)
normal be izany ,sady lasa kizintina ny olona ratsiana eo @ faha 1 a 3 volana ny kibo
mila tampatambazany nareo lehilahy tsara fa tsy hiadivana akory
7. jarifa ( 23/01/2010 10:50)
Ka tsy eo ary ve ny mpivady vao tena mifankatia e?
8. ralongue ( 25/01/2010 21:06)
Ny ahy aloha tambatambazako tsara rehefa bevohoka. Rehefa kizitina iny izy (ary tena midaroka indraindray) dia ataoko hoe Tiako foana ela na kizitina. Rehefa teraka, eo @ 2 volana eo ny zanakay dia ampatsahiviko azy ireny. De lasa himehezana fotsiny avy eo. (l) :-* :*
9. jarifa ( 26/01/2010 06:04)
ralongue:

Ny ahy aloha tambatambazako tsara rehefa bevohoka. Rehefa kizitina iny izy (ary tena midaroka indraindray) dia ataoko hoe Tiako foana ela na kizitina. Rehefa teraka, eo @ 2 volana eo ny zanakay dia ampatsahiviko azy ireny. De lasa himehezana fotsiny avy eo. (l) :-* :*



:-D :-D :-D :-D :-D :-D dia tsarony tsara ve ilay izy avy eo dia miara mihomehy nareo sy ny zanakareo hihihihi mahafinaritra fa tohizo
aza maka lagy mihintsy @ fiainana fa mifalia lalandava
10. ANARIM ( 26/01/2010 09:48)
asio frein ihany an! sao hoe bevohoka aho dia mila tambitamby ka lasa fanararaotana indray ilay izy aveo!!! za tsy hanasa lovia fa bevohoka, za tsy ahandro sakafo fa bevohoka!!! vidano glace 2kg zà fa bevohoka looooooooooolllll
te hinana glace zà zany, tsy manaizana an! juste une envie!!!
11. arialy ( 26/01/2010 12:03)
:-D :-D :-D ay afaka mandainga zany refa bevoka oe za te ihinana anizao sy zao hihihi!!
za alo ny tsapako tam bevohoka de nisy fotoana oe te ihinana zavatra mafy oh: tsaramaso, de minana aniny bdb de avy eo hankina de tsy tia intsony, de otrizany fona fa tsy oe mihinana aniny andro maro² fa indraipa de refa satisfaite de tsy te hierika tsony, fa ny paoma na bevoka na tsy bevoka indray alo de tiko fona e, na jus de pomme na compote !!! na bdb aza ny poma laniko fona :lol: :lol:
12. vale ( 28/01/2010 13:50)
Ny ahy indray dia le maloiloy be foana no tsy zakako dia minana bonbons za n'importe lequel tonga de afaka, fa tsy nisy sakafo na zavatra nampanaizana anah manonkana izany kah!! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1075