Fahafinaretana

61. Papoose ( 02/02/2010 15:03)
ravero a, dia ahoana ihany zany? mifalia @ zay ananana dia mahereza!
62. xxx ( 02/02/2010 21:09)
49. Mpandefa : ANARIM [ Valio ] 29-01-2010 11:40:09
Lohateny : Re : Fahafinaretana
oay, ô ravero ô; saika adinoko, ankoatr'ilay préliminaire mila atao matsirotsiro dia jereo ihany koa sao misy position manokana mety aminji fa tsy mbola hainji!! zà zao refa any ho any tsy mahatonga zany raha tsy izy no ao ambany!!!
ka dia io zany ravero no araho a!!!!antotony2 faran'izay hainao ao ambany rangahy! dia hilamina ny affaire nareo mitsam e! :-D :-D
63. mion ( 08/07/2010 14:36)


enao ravero matory miorirana eo ambony latabatra de i rams mamikiviky mitsangana, refa tafiditra i rams ka mihetsiak elaela de somary croiser-na kely ny tongotra. Mba andramo zay rahalina de lazao eto ny vokany. Tonga !!!
64. iriantso15 ( 08/01/2015 05:17)
slt daolo an?
alefaso n resak e
65. iriantso15 ( 08/01/2015 05:20)
slt daolo an?
alefaso n resak e
mahita fafin ve ren mpkil ren e?hihi
66. iriantso15 ( 08/01/2015 05:27)

ravero:

Saika mba hanontany hoe ahoana ny fomba ataoka fa tsy mahazao fahafinaretana mihintsy za rehefa manao firaisana @ vadiko ny azy mantsy kely ka mety azo atao ve ny manalehibe azy

fa firy zany kely zan ravero a?hihi
za teh hanampy anao a?
67. iriantso15 ( 08/01/2015 05:32)
ary rah ampiana tanana kely ry vero a?hihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3206