Fahafinaretana

21. 3188 ( 14/01/2010 21:12)
sao maty @zany fanoto zany fa fanoto fitotona sakay atao.tena mioraka tsara enao @ iny,mahazoh fafinaretana :{ :{ :{ :{ :{
22. xxx ( 14/01/2010 21:17)
jarifa:

Mba afa kosa anie ilay mba milanja ngeza sady lava e, vodona daholo ny molony rehetra iny, voatsindrona tsara ilay tsinay mainty ao anatiny ao hihihihihi.
Andramo marina ny fanoto dia ho enonareo ny fafiny e


o lety e! ranamana zany koa angé ka tena direct be mintsy e! fa inona daolo reo fanoto,senegaly sns.... ireo!
:lol: :lol:
23. Djhamhal ( 15/01/2010 11:27)
taoy izao ary ny fanaleibiazana azy:
-maka paille de fer
-mila citron 6 pieces
-lavenona 3 sotro
-ary trafo-kena 1/4 kg
Ny paille de fer anasanao vilany de ataovy tsara ny raharaha fa aza mitapy
ny citron anaovanao jus rehefa reraka manao raharaha
Ny lavenona hikosehanao vilany
ny trafo-kena ataonareo laoka sady milay be dia adino ilay basy kely

de ampiana ravitoto 3 vilia famarana sy coco rapé 200g menaka in 3 sotro fihinanana ! de avy eo manao am'zay !
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
24. mandrindra ( 15/01/2010 12:14)
Tokana ihany Ny azo ampitomboina ny haben ny biby : asaivo didin i radoko. Fa tsy ny gabarit no ilaina rehefa manao baolina fa ny fahaizana teknika, ao ny mijijy, mamitaka kely vao mitifitra, pasy pasy .....
25. botretrai ( 16/01/2010 07:23)
ha!ha! ary toa mitombo ihany anie zany resety gasy zany ato e!(hena ritra,ravitoto sy coco rapé,trafokena sns) tena milay be e!ka anao ny safidy ry akama! :lol: :lol:
26. sipagasy ( 16/01/2010 11:40)
misy raha la sera!
27. AndriambyII ( 16/01/2010 12:01)
Mbola misy an' izany resaka saucisse merguez izany koa atsy ambadika atsy hi hi !!Tsy azo veroka mihintsy ny olona sasany marina !! :lol: :lol: :lol: lol !
28. xxx ( 17/01/2010 15:49)
[quote=3188]
sao maty @zany fanoto zany fa fanoto fitotona sakay atao.tena mioraka tsara enao @ iny,mahazoh fafinaretana :{ :{ :{ :{ :{
[/quotemila
mila minconsulté kely an,i mandrindra ianao fa ratsy be zany torohevitrao zany! :lol: :lol:
29. jarifa ( 18/01/2010 07:07)
xxx:

[quote=3188]
sao maty @zany fanoto zany fa fanoto fitotona sakay atao.tena mioraka tsara enao @ iny,mahazoh fafinaretana :{ :{ :{ :{ :{
[/quotemila
mila minconsulté kely an,i mandrindra ianao fa ratsy be zany torohevitrao zany! :lol: :lol:



Efa nanandrana an'izany tamin'ny sipanla tany indray angaha ialahy? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
30. Mirananirina ( 18/01/2010 10:07)
oy i xxx:

[quote=3188]
sao maty @zany fanoto zany fa fanoto fitotona sakay atao.tena mioraka tsara enao @ iny,mahazoh fafinaretana
[/quotemila
mila minconsulté kely an,i mandrindra ianao fa ratsy be zany torohevitrao zany!




Efa nanandrana an'izany tamin'ny sipanla tany indray angaha ialahy?
=)) =)) =)) mahita lazaina mihitsy.
ary maninona indray moa raha ny andry no hakelezina na hakatona :-D :-D :-D
31. Papoose ( 18/01/2010 20:20)
ary maninona indray moa raha ny andry no hakelezina na hakatona
manin tokoa moa? :lol:
32. 3188 ( 19/01/2010 17:25)
mba miseho tsy be kozy ndray elah ry jarifa an
33. ANARIM ( 20/01/2010 09:21)
an an an tsy mila alebiazina sy akelezina zany fa ny préliminaire atao matsiro tsara sy betsaka dia zay vo atsofoka fa mahazo be nji aveo (d izy kounkou)
34. belakely ( 21/01/2010 01:30)
ary toa tsa niverina tsony ravero le aza!!!!! sa nampiresaka fotsiny???
tsy koi fa eto misera foana de milay be :lol: :lol: :lol: :lol: na tsy manao aza :D
35. ravero ( 22/01/2010 07:53)
Ka izao ny olana @ ilay izy niha bekibo ny vadiko de niha niheny ilay zavatra de mba torohevitra no andrasako fa tsy resaka adala
36. ravonjison ( 22/01/2010 11:29)
ravero:

Ka izao ny olana @ ilay izy niha bekibo ny vadiko de niha niheny ilay zavatra de mba torohevitra no andrasako fa tsy resaka adala



Efa voalatesty ambony daholo fa hofintiniko fotsiny :

- marina tokoa ilay hoe : tsy hakeliny no manandanja fa ny fahaizana mampiasa azy. Noho izany tokony hietsika kely izy @ resaka preliminaire sy fampiasana.
- misy fetrany ihany anefa izany . Raha tena kely tokoa ny azy ( nihakely hoy ianao) dia tena olana satria rehefa tafatsofoka ny azy dia tsy mifampikasoka mafy ny hoditry ny taovam-pananahanareo, ary koa tsy henonao tsara ikoa ilay ohatry ny " pression " avy any aminy iny. Resaka anatomie io ka tokony ho vahana :
- na ankelezinao ny anao, na halebiazina ny azy ( protege) : operation izany.
- azony hakeleziny koa anefa ny kibony ( sport sns ..), ka mety hiverina @ laony ny habezan' ny filahiany.
- na mitady olona manana filahiana lehibebe ianao

Tatý , folo taona lasa izay, nisy vehivavy nanana fory lehibe, teny malalaka mihitsy. Dia nifandimby partenaire izy , ireo bandy ireo samy mahay daholo, fa saingy manana filahiana normal daholo. Tsy afa-po mihitsy. Dia nasain' ny sexologue nitady bandy gioavana izy . Dia nahita, ary ny taovam-pananahan' izy ireo dia mifanaraka tsara . Afa-po tanteraka , hatramin' izao dia mandeha tsara ny fiainan' izy ireo.¨

Aza adino fotsiny fa tsy olany irery io fa olanareo roa . Ka ianareo roa no tokony hitady vahaolana miaraka.
37. xxx ( 23/01/2010 00:38)
Tsofy @ ladim-bôtanga @ zay mbotsina bé ééé!!! :-D :-D :-D
38. arialy ( 26/01/2010 12:11)
:-D :-D :-D :-D mahita lazaina daolo !! ao ny recette am kaly, ao ny torovohina, ao ny te himeme fotriny !!
ravero
39. milamm ( 27/01/2010 13:23)
aza ma :-D ravonjison a,voalaza


fa norefesiny dokotera v zany sa ahoana ny fipetrakzany teny manahirana manko le oe malalaka , :lol: mila fanazavana misimisy ra azo atao :�)
40. ravonjison ( 27/01/2010 16:12)
milamm:

aza ma :-D ravonjison a,voalaza


fa norefesiny dokotera v zany sa ahoana ny fipetrakzany teny manahirana manko le oe malalaka , :lol: mila fanazavana misimisy ra azo atao :�)



Zavatra normal lesy izany a, azo refesina ny diametre -ny sy ny halaliny, rehefa calme sy rehefa excité. Na ny tananao fotsiny aza no atsofokao ao dia fantatrao ny habeny .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5162