Fahafinaretana

41. milamm ( 27/01/2010 16:26)
le filazany ravonjison azy no nap :-D ,fa tsy oe tsy azo refesina akory ka =)) mba nanala fots za @ iny fa ela no tsy naheno ol niteny anzany o.k ary e,norma iny
42. bazylou ( 27/01/2010 19:01)
tena feno olona midelira eto le aza :-P :-P :-P :-P
43. xxx ( 27/01/2010 19:36)
milamm:

aza ma :-D ravonjison a,voalaza


fa norefesiny dokotera v zany sa ahoana ny fipetrakzany teny manahirana manko le oe malalaka , :lol: mila fanazavana misimisy ra azo atao :�)


Reny ilay zatra nanao hitsin- dàlana lol !!!
=)) =)) =))
44. milamm ( 28/01/2010 03:12)
xxx > tsy azoko tsara ko le hitsindalana,ahoana njay ny io ?
45. muro ( 28/01/2010 07:03)
kaiz! tsy ny haben'ny fitaovana no mitondra revy fa ny fahaizamanao ka na pecto io na gros calibre rehefa mahay mampiasa dia milay
46. xxx ( 28/01/2010 07:12)
Ianao no manao exercice manakely ny anao:
tazomina ohatr'ireny te hipipy ireny ny anao dia mihidy ny col.
Mahazo feeling ianao rehefa zatra manao izany.
Tsorina koa fa tsy voatery ny mahalehibe ihany no ahazoana tsiro fa zavatra maro samy hafa no mitambatra vao mahazo izany.
47. Papoose ( 28/01/2010 19:11)
:-D
48. xxx ( 28/01/2010 21:59)
Papoose:

:-D



:-D :-D fa resaka tokoa aloha ka resaka! fa tary @ sobika ,nisy vehivavy gasy nitaraina, fa ny lehilahy gasy hono tena kely basy daholo. :-D :-D
49. dangytsmaty ( 29/01/2010 06:05)
zany ve de mampiasa saina an'i ravero é! asaivo manao kapôty maromaro sosona izy de sur ndry fa ho ngezangeza kokoa ny azy! :-D :-D :-D :-D :-D
50. ANARIM ( 29/01/2010 10:40)
oay, ô ravero ô; saika adinoko, ankoatr'ilay préliminaire mila atao matsirotsiro dia jereo ihany koa sao misy position manokana mety aminji fa tsy mbola hainji!! zà zao refa any ho any tsy mahatonga zany raha tsy izy no ao ambany!!!
51. xxx ( 29/01/2010 11:32)
Marina mihintsy no voalaza eo ambony fa kely biby ny gasy de mahatsiaro ho voadona daholy ry zalahy ao ambony de ilaozany mananjika andravero fontsiny fa tsisy hevitra akory
sa tsy za ny rajarifa
52. xxx ( 29/01/2010 17:09)
koa asandràto ny maha lehilahy anareo ry bandy gasy isany fa tsy rariny kosa izao (biby sy basy) voteniteny iazo! :-D :-D :-D
53. Papoose ( 29/01/2010 19:03)
xxx:

:-D :-D fa resaka tokoa aloha ka resaka! fa tary @ sobika ,nisy vehivavy gasy nitaraina, fa ny lehilahy gasy hono tena kely basy daholo. :-D :-D


dia raha za izy dia inona no mbola hanaovana azy miaraka @ lhl gasy? mbo tsy gasy ndray tadiavina koa!


54. xxx ( 29/01/2010 22:09)
ny vadinay aloha gasy! fa sady azonay ny fahafinaretana, no azonay ny fahasambaràna e! :* :*
55. xxx ( 30/01/2010 00:15)
xxx:

Marina mihintsy no voalaza eo ambony fa kely biby ny gasy de mahatsiaro ho voadona daholy ry zalahy ao ambony de ilaozany mananjika andravero fontsiny fa tsisy hevitra akory
sa tsy za ny rajarifa



:-D :-D :-D :-D
56. soanja ( 30/01/2010 03:03)
xxx:

Papoose:

:-D



:-D :-D fa resaka tokoa aloha ka resaka! fa tary @ sobika ,nisy vehivavy gasy nitaraina, fa ny lehilahy gasy hono tena kely basy daholo. :-D :-D


Resaka angaha ka atao!


57. sipagasy ( 30/01/2010 19:41)
hihihi nivadika hatsikana ry ireto ny resak'olona aminareo annnn hihihihi
58. milamm ( 31/01/2010 15:56)
ka ry lerony kely basy xxx reo no mahatsiaro tena voadona @ zany ka atao ahoana,voa atr@ hambo-pony lerony tsy mi :-D loza fa mahaiza lisany mionona de aza b kafara oe ny Malagasy rehetra kely entana=))
59. xxx ( 01/02/2010 21:31)
milamm:

ka ry lerony kely basy xxx reo no mahatsiaro tena voadona @ zany ka atao ahoana,voa atr@ hambo-pony lerony tsy mi :-D loza fa mahaiza lisany mionona de aza b kafara oe ny Malagasy rehetra kely entana=))



fa milamm angaha be basy!!!!!!! :-P :-P
60. milamm ( 02/02/2010 14:44)
xxx >amimpanetretena de ie gabany no filazanreo tsara vintana zay efa nahita ozy, tsy de manana olana afa-po @ ze ananako ka,misy maro2 ko ny kofa otrana ato na tsy miteny aza izy reo.teraka ho samihafa dolidoly ny rehetra ,na kambana aza misy tsy itovizany na sipa aza nge betsaka ko no b entana fa tsy tia sehoseho( saina tonga ihany za @ tantarany ravonjy iny oe entana ngodabe ony),vitsy ihany no sahy iteny anzany eto.zo-ny rehetra zany ka tsisy azo itsarana n\'iza2 :D samia ela velona aby,no more comment
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1689