Fahafinaretana

1. ravero ( 10/01/2010 19:46)
Saika mba hanontany hoe ahoana ny fomba ataoka fa tsy mahazao fahafinaretana mihintsy za rehefa manao firaisana @ vadiko ny azy mantsy kely ka mety azo atao ve ny manalehibe azy
2. xxx ( 10/01/2010 20:41)
ravero:

Saika mba hanontany hoe ahoana ny fomba ataoka fa tsy mahazao fahafinaretana mihintsy za rehefa manao firaisana @ vadiko ny azy mantsy kely ka mety azo atao ve ny manalehibe azy


ny manalehibe aloha !mbola tsy henoko fa ny manabotsina @ reny ato hoe viagra reny no efa malaza fanaon,ny sasany, tandremo anefa fa toa misy contre indication be izy iero
3. jarifa ( 11/01/2010 05:31)
Jereo fa sujet efa miverina ato io e
io ilay hoe tsy misy kely na lehibe izany fa ny fahaizanao mampiasa azy no ahazoanao fafiny.
mazotoa
4. rdanyl ( 11/01/2010 11:31)
misaotra anao nametraka ny fanotaniana
naoana no ahahaka toy izany ny tokatrano nefa ny tokatranao tsy ahahaka ; nefa omeko solution iany ianao satria efa nisacre be
taoy izao ary ny fanaleibiazana azy:
-maka paille de fer
-mila citron 6 pieces
-lavenona 3 sotro
-ary trafo-kena 1/4 kg
Ny paille de fer anasanao vilany de ataovy tsara ny raharaha fa aza mitapy
ny citron anaovanao jus rehefa reraka manao raharaha
Ny lavenona hikosehanao vilany
ny trafo-kena ataonareo laoka sady milay be dia adino ilay basy kely
5. xxx ( 11/01/2010 12:06)
Ny fanalebiazana aloha dia mbola tsy hitako izay tena nahaomby e! tsaratsara kokoa angamba ny anao no zairo fa mety efa goragora. Dia miezaha ara-tsaina hahazo fafinaretana.
6. xxx ( 11/01/2010 16:13)
tsy haiko enao raha any M/car na aty an-dafy fa ity misy site ahitana karazana fanalebihazana ka azonao atao ny manafatra raha toa ka tena hilainareo d mazotoa é!
http://www.agrandissementpenis.org/
7. jarifa ( 12/01/2010 04:50)
mba alefaso aty @ mailako ny anarany ra xxx fa mba liana @ izany koa ny tenanay an, Blm mantsy za aty Dubai no mipetraka dia raha vao site hafaha aty misy resaka vetaveta dia barre ndrizalay dia tsy misokatra mihintsy.
ruff_sands@yahoo.fr io le mail dia miandry e merci
8. Mirananirina ( 12/01/2010 10:27)
Saika mba hanontany hoe ahoana ny fomba ataoka fa tsy mahazao fahafinaretana mihintsy za rehefa manao firaisana @ vadiko ny azy mantsy kely ka mety azo atao ve ny manalehibe azy
talohan'ny nanambadiana azy ve nahazo fahafinaretana??? :)
rehefa hainao ny .....mahazo fahafinaretana foana ianao na kely na lehibe fa aza mitady izay hanabeazana izany akory.
9. xxx ( 12/01/2010 10:56)
Andramo aloha hoe ny fanoto? Raha mahazo fafiny @ fanoto enao d mety hahazo fafinaretana rehefa ngeza ny azy...

Fa raha tsy izany dia marina ny lazain'ny rehetra hoe tsy resaka hangeza io.-
10. xxx ( 12/01/2010 11:29)
hahahaha misy raha ato ity " aza ny akelin'ny motera no jerena fa ny zavabitany e!!!! mety kely izy fa mipelipelika koa :lol: :lol: :lol: :lol:
11. sitlo ( 12/01/2010 13:27)
12. Papoose ( 12/01/2010 19:25)
ravero:

Saika mba hanontany hoe ahoana ny fomba ataoka fa tsy mahazao fahafinaretana mihintsy za rehefa manao firaisana @ vadiko ny azy mantsy kely ka mety azo atao ve ny manalehibe azy



fa nareo nga rehefa nivady vao nanao firaisana?
13. xxx ( 12/01/2010 19:38)
mba alefaso aty @ mailako ny anarany ra xxx fa mba liana @ izany koa ny tenanay an, Blm mantsy za aty Dubai no mipetraka dia raha vao site hafaha aty misy resaka vetaveta dia barre ndrizalay dia tsy misokatra mihintsy.
ruff_sands@yahoo.fr io le mail dia miandry e merci
:lol: :lol:
14. jarifa ( 13/01/2010 05:37)
Mba afa kosa anie ilay mba milanja ngeza sady lava e, vodona daholo ny molony rehetra iny, voatsindrona tsara ilay tsinay mainty ao anatiny ao hihihihihi.
Andramo marina ny fanoto dia ho enonareo ny fafiny e
15. belakely ( 13/01/2010 08:47)
ho an'i rdany
tena milay be le torohevitra sady mahaomby no maha(ki)soa
rehefa tsy mahafapo anjy akia ravero ny vadinjy, maninona no tsy mitady sonegaly a! fa ireny hono mantsy ngozabe. hi hi hi

:lol: :D :D :o :cry: :cry:
16. Mirananirina ( 14/01/2010 13:52)
maninona no tsy mitady sonegaly a! fa ireny hono mantsy ngozabe. hi hi hi

:-D :-D :-D :-D
fa nareo nga rehefa nivady vao nanao firaisana
:-D :-D
17. Papoose ( 14/01/2010 16:05)
tsy mbo nitsapatsapa angaha talohan'izay kosa na nitsirika hoe mba manao ahoana ny la taille ny ao sa te hatao sirprizy? ko zao vao mitetateta mitady hoe nankaiza ny tantely hanindrona azy mbo ho ngodangoda?
18. maryline ( 14/01/2010 16:20)
Papoose:

tsy mbo nitsapatsapa angaha talohan'izay kosa na nitsirika hoe mba manao ahoana ny la taille ny ao sa te hatao sirprizy? ko zao vao mitetateta mitady hoe nankaiza ny tantely hanindrona azy mbo ho ngodangoda?



:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
19. Papoose ( 14/01/2010 19:52)
mba marina kosa eee!!!!

rehefa tsy niomana ara-tsaina @ hakelezany tokony mba somary mbo nanao curiosité ihany ko!

fiainana aby zany!

zao ity efa mivady vao hanalehibe azy, dia avy eo hanalehibe kibo, dia hanalehibe zaza. sy ny sisa mety ho tohiny tsy ho voatanisa! :roll:
20. botretrai ( 14/01/2010 21:11)
ary ato a! misy olona mampiomehy! any @ zavatra hafa izy !mody hendry be kay izy ty be hevitra be hi!hi!milay e! fa mba aokanareo kosa moa lay zanakolona e! hevitra angé no tadiaviny eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1731