nounou sy bibs kely
1. Fahandresena
(
12/11/2009 09:39)
Mpandefa : VAINAFO [ Valio ] 12-11-2009 10:22:10
Lohateny : dinika ao ampandriana raikitra indray
o ry reto a! mba mila toro hevitra kely é, inona no atao mba ampiverina ny forme ny nono kay ra mba mis mahalala? ny ahy manko tena lasa miroraka sad malemy é, mba toroy hevitra zay mba mahafantatra é. hany ka rehefa manao rs za dé tena tsy à l' aise mintsy ndraindray é, matetika sad tsy mis prélim firy mintsy noho io zvtra io dé somary menatra fona za mampiseho an nonoko!
misaotra antsika dé manantrena valiny mahafapo.
Ny an'ny vadiko indray kely ny halavan'ilay filahiana dé ela be vao velona miandry adiny iray eo , izany hoe nanao accident izy folo taona lasa izay dé tsy misy azo atao intsony
novalian'i vale ny 01/12/2009 09:06
4. xxx
(
12/11/2009 14:19)
Dia tsy misy hevitra afa-tsy chirurgie estetika ho anao, fiandrasana adiny iray ho anao koa momba an'i bainn! (patience e!) :-D :-D :-D
5. rurale
(
13/11/2009 11:25)
Za ko nge ôtran'izany fa mba abintsibotsina eo aki a! sady ra hain'ny vadinao tsara ny manao azy de mety ihany izy fa tsy manin!
De hitano ny @ ramose-nao mba enao mba mietsika manao ze hivelomany haingana e! hihihi tsy oe mananihany za ra mime fa le teniko no mampme ahy. Mba enao no miezaka mitady ze mamp-exciter an'azy, sady manao zvtr miova kely @ mahazatra eo alo satria zany efa niova koa ny fombanareo nanomboka izy accidenté, de manova lalao na enao na izy handehanany le rs fa sao manjary misy fiantraikany eo @nao sy izy.
'Zay fa mahereza e!

6. Ratoa
(
13/11/2009 23:00)
Mahereza mihinana sakamalao. Ataovy jus, épices amin'ny laoka, tsakotsakoy . Ataovy kely dia ampitomboy tsy kelikely ny dose-ny.
Dia manaova koa laoka tsaramaso matetika, au moins une fois par semaine
Dia manaova koa laoka tsaramaso matetika, au moins une fois par semaine
7. xxx
(
16/11/2009 10:02)
rurale >> De qoui je me mele
mahalàla fomba aky a! mandehana miakatra any an-drenivohitra . lé rural tena ntssssssssssssssssss
mahalàla fomba aky a! mandehana miakatra any an-drenivohitra . lé rural tena ntssssssssssssssssss
8. xxx
(
16/11/2009 10:03)
rurale >> De qoui je me mele ?????????????
mahalàla fomba aky a! mandehana miakatra any an-drenivohitra . lé rural tena ntssssssssssssssssss
mahalàla fomba aky a! mandehana miakatra any an-drenivohitra . lé rural tena ntssssssssssssssssss
9. Fandrosoana
(
16/11/2009 10:12)
Hita mahintsy fa efa mpanao azy i Ratoa izany a !ha ha ha merci bcp amin'ny tuyau fa manampy anay foromiste rehetsa io , fa tsy zé manan'olana amin'ny bibs tsy mety velona rery e!
>>Ratoa veloma ao amin'ny drangà ao !
>>Ratoa veloma ao amin'ny drangà ao !
10. arialy
(
17/11/2009 08:06)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D mapmé ana koa le oe "de quoi je me méle" kanefa mitady conseils
ngah refa mandefa sujet eto de misy anirany fa afaka milaza nu heviny daolo, mety marina mitsy en plus ny resak'i rurale :lol: :lol:
ngah refa mandefa sujet eto de misy anirany fa afaka milaza nu heviny daolo, mety marina mitsy en plus ny resak'i rurale :lol: :lol:
11. rurale
(
17/11/2009 11:05)
xxx: tsy azoko ny zvtr tinao hatongavana fa i fandresena no omeko conseil fa tsy enao, ary aiza ho aiza eo le tsy fahalalam-pomba? sao de enao no tsy mahazo ze tina holazaina? ary za nge eto @ ville fa sao de ataonao oe aiza e! mampme ahy enao. Hitanao! samy mamoaka izay heveriny azo avoaka fa tsy voatery oe ny ahy na ny anao irery no raisina eto, io no takatro an! de avoakako, OK!
12. fahamarinana
(
17/11/2009 12:07)
:arrow: :-D :-D :-D mifangaro ny raha ! xxx ihany ngaha no fandresena ,sa akory e! :) (l)
14. xxx
(
17/11/2009 19:47)
xxx:
rurale >> De qoui je me mele ?????????????
mahalàla fomba aky a! mandehana miakatra any an-drenivohitra . lé rural tena ntssssssssssssssssss
Hajanony ilay chivas ramatoa fa miteniteny foana isaky ny mahita okazy eto ianao an!
Be vava foana teto ary mbola mitohy, tsy anao ny serasera sy ny aterineto fa halebiazo ny ankizy dia efa fahalalam-pomba koa io dia ampy ho anao! Mazava???
16. rurale
(
18/11/2009 06:19)
xxx: enao ihany ngamba le xxx mpanambany ol ary @ loha-hevitra hafa ary e?
Tsy hiteny n'in in @nao za fa miresaka sy maneho hevitra no ataoko eto, ra misy tsy mety ny ataoko de aleo ny tompon'andraikitra no analàna ato, ary aza de maka lagy be ôtran'io fa za tsy miova fa za fôna e!
Ny ankizy voataiza tsara kah! sady bolangina izay ts'izy. hihihi
Fa zao simba ny ady hevitry ny ol fa aleo hijanona any izany fa refa tsy tia ahy fotsiny enao de aza mamaky ze lazaiko fotsiny e!
:D :-*

17. xxx
(
19/11/2009 10:19)
miresaka amin'ny donto manahirana ny angnay ny ankizy voataiza tsara , fa na anao ny tenanao mihintsy no mila fitaizana
18. Papoose
(
19/11/2009 15:02)
hivoaka eo ndray ny xxx= fa ataovy tsara! :lol: le olona mitady torohvt mba miandry
Fahandresena, asory antsaina tsikelikely aloha le complexe @ le resaka nono hanombohana azy! :wink:
Fahandresena, asory antsaina tsikelikely aloha le complexe @ le resaka nono hanombohana azy! :wink:
20. xxx
(
19/11/2009 22:53)
tena voa mafy ianao madame sady kely mouno no maty2 basy ramose no elabe vao velona ,koa raha maika izany dia ahoana :-D :-D :-D