nounou sy bibs kely

21. arialy ( 20/11/2009 17:05)
hevitra rangah amena ze manana oan'i fandresena fa ry xxx zany sady mivoana no manenji-dresy !! ny fiainana anie mandalo sy be imprévisible é, aza manao oul anizany!!
22. kidoropamba ( 25/11/2009 14:32)
Fahandresena:



Mpandefa : VAINAFO [ Valio ] 12-11-2009 10:22:10
Lohateny : dinika ao ampandriana raikitra indray

o ry reto a! mba mila toro hevitra kely é, inona no atao mba ampiverina ny forme ny nono kay ra mba mis mahalala? ny ahy manko tena lasa miroraka sad malemy é, mba toroy hevitra zay mba mahafantatra é. hany ka rehefa manao rs za dé tena tsy à l' aise mintsy ndraindray é, matetika sad tsy mis prélim firy mintsy noho io zvtra io dé somary menatra fona za mampiseho an nonoko!
misaotra antsika dé manantrena valiny mahafapo.

Ny an'ny vadiko indray kely ny halavan'ilay filahiana dé ela be vao velona miandry adiny iray eo , izany hoe nanao accident izy folo taona lasa izay dé tsy misy azo atao intsony


Tsotra é:
Hoanao aloha: Borosoy amin'ny volombodin'omby maina isa-maraina io nononao io ka ataovy be menaka be mba tsy harary. Tonga dia tairo vantouse ny ao andamosina mba hanintonintona azy. Tsy hiverina sahala amin'ireo virja kosa fa mba ho henjakenjana tsara.

Hoan'i rangahy indray dia tena giravy: Asio sakay @ maraina, ka henjahenjano @ mena-boay. Kapokapoy moramora ny voan'ny roa mba ho tataitra tsara izy amin'izay ka ho malaky velona.

Ps: Sosokevitra baojo io ka tsy ilàna vola. Misaotra.
Lazao eto ny vokany afaka 2 herin'andro.
23. xxx ( 25/11/2009 19:21)
xxx:

tena voa mafy ianao madame sady kely mouno no maty2 basy ramose no elabe vao velona ,koa raha maika izany dia ahoana :-D :-D :-D


maty aho basin-janako sady tsy nitsifotra no .....
24. vale ( 01/12/2009 09:06)
Hoan'i rangahy indray dia tena giravy: Asio sakay @ maraina, ka henjahenjano @ mena-boay. Kapokapoy moramora ny voan'ny roa mba ho tataitra tsara izy amin'izay ka ho malaky velona.
:-D :-D :-D :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6649