Resa-behivavy

MimiSimply ( 07/02/2011 10:09)
Miarahaba antsika rehetra. Mandalo kely fotsiny ametraka adresse na blog perso: http://sipa-gasy.blogg.org Ny antony io blog io zany dia otriny somary variana sy mampalahelo le resaka any andafy sy e... suite
répondu par cs42571 le 03/01/2017 18:57
Aynah ( 16/01/2011 00:07)
Fa maninona kay ny sipa jejobe no mampijaly be? Manao sexy be izy, dia tiany ho attirer-na any aminy daholo ny mason-drizalahy, dia nefa izy tsy azo tenenina! Sady koa otrin'ny matérialiste be izy fa... suite
répondu par Aynah le 23/02/2011 12:48
sjef ( 14/01/2011 22:52)
Mitady fanampiana @ zay mahalala. Inona kay no compagnie mora indrindra raha avy eo Hamburg hakany Paris¨? Misaotr mialoha e.... suite
répondu par dadamary le 05/04/2011 08:52
0uioui ( 23/12/2010 16:01)
urgent ! http://forum.serasera.org/forum/topic/t3e96524c16e8e... suite
répondu par 0uioui le 23/12/2010 16:01
Ilowman ( 23/12/2010 14:58)
répondu par 0uioui le 25/12/2010 00:30
YDIFAS ( 15/12/2010 11:33)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... suite
répondu par vonynive le 23/12/2010 06:33
kamory ( 23/11/2010 16:33)
Miarahaba anareo rehetra eo @ resa-behivavy aloa aho,ary mangataka ny hevitrareo, inona no tokony atao?... suite
répondu par Miharena le 16/01/2012 15:26
cyril ( 15/11/2010 14:44)
Nankaiza ilay "Ramose" nanolo-tena hoe hiaro ny sipa ato amin'ny serasera iry toa tsy hita nanajavonana e .. nefa ny vadiko izao de efa faly ery hoe hisy delegasiona ho tarihan'ingahy Robin de bois hi... suite
répondu par andrywui le 06/12/2010 10:48
vale ( 08/11/2010 11:28)
Bjr, saika mba anontany hoe mety misy ohatry ny manjo ahy ve nareo? izany oe: misy boutons anefa tsy ado za, dia traité_na ilay izy ary afaka 2 ou trois mois d iny indray fa miverina! Inona no tokon... suite
répondu par vale le 31/05/2011 16:41
vonynive ( 28/10/2010 05:36)
resaka nifanaovana tao @ ONG 1 mikarakara (manentana, manabe..) ireo zazavavy tsy ampy taona mivarotena eto Antananarivo ity : araka ny tatitra nomen'ny ministeran'ny tanora sy ny ministeran'ny mponin... suite
répondu par vonynive le 15/12/2010 08:17
3ctor ( 22/10/2010 09:22)
Tsy hitako izay tena tokony hasiana ity lohahevitra ity : toa hatsikana ,toa fivavahana nefa mahakasika betsaka antsika vehivavy ka aleoko avela eto izy. Toy izao ilay sujet ka dia samia manosaka ny h... suite
répondu par tiavanafi le 19/12/2012 13:38
3ctor ( 22/10/2010 07:00)
Toa sambatra ery izany hoe mipetraka sy miasa aty an-dafy izany araka ny fiheveran'ny Gasy ao Dago ao azy izany toy ny hoe raofina fotsiny ny vola aty ! Malaza be izao ny recrutement any Canada toa ho... suite
répondu par bazylou le 27/11/2010 18:33
ninikel ( 21/10/2010 14:36)
Tokony ho malina ihany isika, fa ilaina ihany isika vehivavy mba manaja tena rehefa miditra amin'itony site na forum sy ny serasera itony ka vao miditra dia maka sy mandray ny toerana tokony hisy ny t... suite
répondu par cyril le 06/11/2010 15:06
nyhaingo ( 15/10/2010 17:58)
Asa na henonareo ry reto fa rehefa tsy misasa elaela isika vehivavy dia misy fofo-na lamoria izany mivoaka ,sa tsy voamarikareo ve zany ? ... suite
répondu par iriantso15 le 13/01/2015 12:23
3ctor ( 14/10/2010 16:49)
Mirongatra izaitsizy tokoa amin?izao fotoana izao raha ity resaka fanolanana zaza tsy ampy taona ity, raha ny fanazavan?ny talen?ny sampan-draharaha misahana izany ao anivon?ny polisim-pirenena etsy A... suite
répondu par Dan23 le 27/10/2010 11:44
3ctor ( 14/10/2010 16:32)
Mirongatra izaitsizy tokoa amin?izao fotoana izao raha ity resaka fanolanana zaza tsy ampy taona ity, raha ny fanazavan?ny talen?ny sampan-draharaha misahana izany ao anivon?ny polisim-pirenena etsy A... suite
répondu par vonynive le 12/11/2010 08:19
nyhaingo ( 07/10/2010 11:02)
... ataon'ny vehivavy sy maha-tamana azy ireo ary mampitoetra azy aminao ? ... suite
répondu par Lejoba le 04/11/2010 12:11
cyril ( 04/10/2010 11:27)
Kobo ialahy ragratos=wiwi=andrywui mpandefa sary porno teto ialahy , mpanao copie coller , mpanaratsy mpisera sy miady @ vehivavy izay no mba zavatra hain'ny lohakelin'ialahy hon hon hon her her Omal... suite
répondu par cyril le 17/12/2010 13:16
gratos ( 04/10/2010 10:07)
Misy zava-miseho mahavariana dia mahavariana ato amin'ny serasera amin'izao fotoana izao dia izany Titre hoe :SAKAIZA MANODY IZANY le izy ka aleo avoaka ho hitampoko , hitampirenena eto zay tena tsy v... suite
répondu par gratos le 14/10/2010 20:30
roxanaha ( 21/09/2010 09:02)
salama daholo! Herintaona mahery zay, nanokatra forum za, tsy tadidiko tsony na tao @ rubrique "fahasalamana" na tato ihany hoe" vehivavy tsy mety bevoka"(pseudo roxanaha). Ankehitriny bevoka soa a... suite
répondu par herim le 21/10/2010 12:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0602