Resa-behivavy

rakotobe425 ( 18/10/2013 10:06)
Tena marina ve ireny sipa amin'ny facebook ireny sa adiresy sandoka fotsiny? ... tohiny
novalian'i moi ny 04/06/2014 12:22
rakotobe425 ( 18/10/2013 10:03)
Inona no hataonay lehilahy raha io no mitranga? Mety misy hadisoanay ve na manao zavatra mampalahelo zahay ka tsy mety taitra ny vehivavy?... tohiny
novalian'i vonynive ny 19/02/2014 09:51
rakotobe425 ( 18/10/2013 10:01)
Marina ve fa tianareo vehivavy ny tsentsafina amin'ny clitoris na eo amin'ny vavavn'ny fivaviana?... tohiny
rakotobe425 ( 17/10/2013 08:53)
Mila hevitra aminareo vehivavy aho. Tsy mahay mitantam-bola ny vadiko kanefa mitaky mafy hampitazomina vola. Inona no tena tsara hataoko fa tena tiako io vadiko mila ady amiko io. Za matahotra fa sao... tohiny
novalian'i andrywui ny 11/06/2014 06:22
bbwomen ( 01/10/2013 09:46)
ho anareo vehivavy mitady na maniry ny hanambady vazaha,Izahay dia hanangana "Agence re rencontre" eto antananarivo renivohitra ka ho anao izay liana @ izany dia afaka manontany.Marihana fa TSY A... tohiny
novalian'i radadatoa ny 12/03/2014 13:52
avtr ( 08/07/2013 05:35)
mah bevohok v ny 18 ème jour?(zan oe 2julliet n maha 14ème jour az d nef zay 6 julliet n nanao fraisana) mila valin maik rh met azfd... tohiny
novalian'i radadatoa ny 12/03/2014 13:41
jobiely ( 21/06/2013 12:32)
Hono hoy aho ry renim- pianakaviana, mba misy tany angalana aina ihany ve ianareo misy zazakely ireo rehefa tsy miasa asabotsy sy alahady ?? Tsy fantatro raha izaho no tsy mahay mandamin' asa na ny ra... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 17:33
velah ( 13/06/2013 15:31)
Miarahaba e! mba atoroy fomba fangalana refy tena marina re sy fanaovana patron f ts mahatakatra cours sady tsis ftoana ianarana tsony e Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i Isabella ny 17/10/2013 12:56
jobiely ( 30/05/2013 09:03)
Aiza kay no misy fianarana " coiffure" sy " esthétique" mba tena mampahay eto Antananarivo ?... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 17:35
bazylou ( 24/05/2013 14:27)
raha misaraka hono . Marina ve izany ?... tohiny
novalian'i karinah ny 17/10/2013 11:14
jobiely ( 16/05/2013 09:13)
Ahoana ny fijerin' ny lehilahy na ny vehivavy hafa ireo vehivavy tsy manao maquillage mihitsy rehefa hivoka ny trano na hiasa na hivavaka .... Tsy manao lokomena, tsy manao zvtr @ maso, tsy manala vol... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 17:45
AMIG0 ( 06/05/2013 02:22)
Misy ianareo tena tsy misasa a !!!!... tohiny
fitatoky ( 09/03/2013 18:09)
zahay mivady samy miasa,tany amboalohany vao nivady zay de efa nifanaraka fa itambarana ny vola de ifanarahana tsara ny depenses sns,de mba tena nanana projet zay sady nifankatia be tokoa,03 taona tat... tohiny
jobiely ( 20/02/2013 08:03)
Miarahaba daholo e, Misy lehilahy namana itako tato @ serasera tato, nifanoratra be fôna zay sur fb nony aveo. D ôtran lasa nifankahazo tsara. Any Tamatave izy no mipetraka fa za eto Tanà. Hanao m... tohiny
novalian'i jobiely ny 22/05/2013 08:07
jobiely ( 15/02/2013 05:51)
Mba te hanana irony antsoin'ny olona hoe " meilleure amie" irony aho. Tsy mba misy olona ifampizarako ny manahirana sy ny mahafinaritra anà mints. ... tohiny
novalian'i andrywui ny 26/11/2013 08:17
silance ( 11/02/2013 17:32)
Saody misy mahalala fanafody farasisa lay zanako mantsy voan'ny farasisa efa 2 volana zay dia mitety dokotera fa tsisy vokany Naheno aho hoe mena-boay hony Marina ve?? Dia ahoana ny fomba fampiasain... tohiny
novalian'i fitatoky ny 29/03/2013 13:39
pompom ( 07/02/2013 07:25)
Manahoana daholo, Mba mis fanontaniana kely ity Misy efa nanandrana fomba ahazoana zazavavy na lahy kely ve?régime na fombafomba ka nahomby dia ahoana no nataonareo? Mba maniry hanana zanaka vavy aho... tohiny
novalian'i nounourse ny 24/05/2013 16:28
bazooka ( 29/01/2013 08:35)
manawona nareo, izaho dia vehivavy 35 ans efa manambady mananjanaka 1, tsy haiko ry reto fa après za niteraka anjanako 3 ans izy zao de tsy te hanao raport tsony a ry reto fa tena kamo be a, lasa otr... tohiny
novalian'i vale ny 11/10/2013 09:24
babare9 ( 22/01/2013 20:14)
Marina tokoa ve fa tena manimba hoho ny faux ongles e.... tohiny
novalian'i silance ny 11/02/2013 17:35
babare9 ( 22/01/2013 20:11)
bjr daholo e, mba mila fanampiana e, inona no mampahafaka ny fofon-kelika sy fofom-bava fa mahamenatra satria mba mifanerasera @ olona ihany.... tohiny
novalian'i vale ny 11/04/2013 10:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1097