Resa-behivavy
ashley.fabia14
(
23/07/2015 12:51)
za manan olana mba tiak valiana aingana ra mba azo atao.ny zanako 3 moi;za miasa de mihinana nurssie le zaza;za&n vadiko isakin miray de sairatsaina fona za saty ts mandaitr tsn zan donc le fanabeazan...
suite
répondu par jock le 11/08/2015 07:42
ashley.fabia14
(
22/07/2015 09:19)
t@avril za n niteraka ny zanako voloany.ny kiboko tena ts mety miena mits mba toroy evitra azafad fa tena mandrerak be ana n paoziko.de mety afak ko v ny tsatsakaotra.inon n atao azafad.mba valio...
suite
répondu par booboo le 23/07/2015 17:37
Julia Jul
(
07/07/2015 17:44)
Salut, aiza kay misy mivarotra produits sara B? lotion+lait. Tena mandaitra reny? tsara?...
suite
aglaadsgaiz
(
19/06/2015 15:29)
efa naazo ahy mato zaraiko amnareo an,sur 80% fa tsy ny fitifirako azy no mampikonainay azy,tsy aiko za le matavy b loatra angamba de voatsindry ve,tiako atongavana fotsiny oe tsy milay le RS misy fia...
suite
répondu par legy le 15/12/2015 07:39
mpisotrtoaka
(
17/06/2015 14:17)
Bjr daholo e ! Ts haiko izay tokony asiana an'ity fa izao : mampiasa frigo 2 portes aho ka ilay ambony kelikely mampivaingana ary ilay ambany mampangatsiaka d misy thermostat ! Tsy mety mangatsiaka mi...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 22/06/2015 15:43
zafimbolasoanh1
(
08/05/2015 14:04)
Bjr ,terabao efa ho 5andro aho,somary kely n'y zanako,inona no tokony hatao mba hampafana nono s'y hampatavy azy haingana ka hitombo be n'y zaza,misaotra antsika @ torohevitra nour....
suite
répondu par krik le 16/11/2015 01:46
biobio
(
05/05/2015 07:49)
Miarahaba antsika!
resaka rafozana sy vinato ity !
ny rafozako dia ra resumé aloha dia ilay mianga janaka, ary zafikely ihany koa !!! torohevitra no mba angatahako ra nareo no @place ako
5taona nia...
suite
répondu par jock le 11/03/2016 15:54
Mi-tiana
(
28/04/2015 19:12)
Miarahaba daholo,
Vaovao eto amin'ity forum ity aho, nahita ny toro-hevitra maro izay nomenareo teto aho ka voasarika ny mba izara ny olana mianjady amiko sao lahy mba misy mety amiko ny toro-hevitr...
suite
répondu par mpilaza444 le 22/08/2016 02:56
santos
(
10/03/2015 03:42)
Bnjr daholo!
Ahoana no atao
na inona hono
ny fanafody hoanina
mba hahalasa
"femme fontaine"
fa misy manontany
ahy any amin'ny
facebook.
Miandry valiny
mahafa-po avy
aminareo.
Misaotra mialoha....
suite
répondu par Inja le 07/09/2018 08:37
mpilaza444
(
17/02/2015 08:41)
Mba maro ve ny vahivavy malagasy manala ny volo-dataky ny vadiny?...
suite
répondu par ibey le 04/10/2021 17:55
mpilaza444
(
17/02/2015 08:39)
za oa mba te iaona amina vevavy be nono tsy mihafahafa. Te tsy tia mihodinkodina refa miresaka firaisana. ...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 07/04/2015 10:54
mpisotrtoaka
(
13/02/2015 05:09)
Inona no ataoko rah nirarahan'ny menaka sakafo ny patalohako !?...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 07/04/2015 10:55
NiainaRalay
(
26/01/2015 12:38)
Mba mila hevitra indray aho ry zareo!
Ny PilPlan 72h 4 cp aveo 4 cp aorian ny 12ora ve tena azo antoka fa mahasakana ny fécondation! t@ ny 14, 16, janoary teo ah nanao firaisana ara-nofo dia natahotr...
suite
répondu par Fiffi le 23/07/2015 09:31
iriantso15
(
08/01/2015 10:17)
slt daolo o?
mba valio ity ry zareo andriam_bavi-lanitra fanaja o.
zafady fa mba liana te hahalala fa ts maafantatra.
rehefa manao rs ve n vaiavy de mahatsapa marary kely sady mahafinaritra sa mahafin...
suite
répondu par iriantso15 le 13/03/2015 10:16
rhaj0
(
30/12/2014 16:11)
tena mampalahelo rey olona ity resaka harcelement ity a... mila ampahalalaina araka izay azo atao hoe inona no mitranga, fa hotry ny normal ilay izy, nefa anie ireo victims ka tena potika mihintsy ny ...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 15/01/2015 04:18
rhaj0
(
10/11/2014 14:33)
apetrako aty @ resa-behivavy ity, na dia, raha ny fijeriko azy, dia ho an'ny lehilahy indrindrindra.. (miala tsiny mialoha raha mampiasa teny anglisy na frantsay, na teny nogasiana aho fa indraidray d...
suite
répondu par mirananirina le 10/03/2015 17:34
mihantazo
(
30/10/2014 07:35)
salut daoly ô! saika mba anontany hevitrareo namako ato oa za zay efa niteraka tao @ ostie anosibe sy narahani Dr José. Manaona io maternité io? vokarakara tsara v ra miteraka ao? ary ra cesarienne...
suite
répondu par endriny le 18/06/2015 09:23
Lovinda
(
28/09/2014 22:01)
Mba misy fanontaniana mahalasa ny saiko ry reto an, za vehivavy le manoratra, za sy ny vadiko ry reto dia zara raha manao firaisana an ndraindray indray isambolana ndraindray tsy manao mihitsy 2volana...
suite
répondu par Strong3 le 20/01/2015 11:25
vonynive
(
24/09/2014 07:50)
Ny TIHAVA,tambazotra miady amin'ny herisetra atao amin'ny vehivavy dia manomana varavarana misokatra hiresahana ireo herisetra mianjady amin'ny vehivavy
hisy fandraisana sy fihainoana ireo vehivavy ih...
suite
répondu par rhaj0 le 12/12/2014 18:18
vonynive
(
17/09/2014 07:57)
Ireto ireo sampandraharaha azo antonina raha sendra tratran'ny herisetra ny vehivavy
- ny fokontany
- ny polisy
- ny Polisy misahana ny heloka mamoafady sy ny zaza tsy ampy taona P.M.P.M Tsaralalàna
...
suite
répondu par Strong3 le 20/01/2015 10:51
