Resa-behivavy
vonynive
(
12/09/2014 13:36)
Vokatry ny fikaonan-doha nataon'ireo mpikambana ato amin'ny tambazotra TIHAVA izay nanadihady ny tombontsoa sy ny sakana sedrain'ny vehivavy iharan'ny herisetra te-hisitraka ny "Zo hisintaka " , ny a...
suite
répondu par vonynive le 16/09/2014 05:28
josiah
(
06/06/2014 01:01)
Sao dia mba misy afaka manazava hoe hoatrany ahoana kay izany ohatrany any an-danitra izany rhf ilay manao firaisana iny, fa efa ela ihany izay nanaovako izay fa tsy nahatsiaro otrany any an-danitra i...
suite
répondu par iriantso15 le 08/01/2015 12:26
gasikara
(
29/04/2014 08:34)
Bjr, 'zao vao hiteraka. efa 5 mois et demi ny kiboko.de saika mba hangataka torohevitra aminareo momban'ny lisitry ny zavatra tokony homanina ho an'ilay zazakely sy za reniny (entina any amin'ny hopit...
suite
répondu par booboo le 01/07/2014 13:55
satapiso
(
27/04/2014 17:33)
Matetika ny vehivavy rehefa miresaka dia tsy maintsy miresak'olona foana, amin'izany dia ny manaratsy olona no betsaka, afaka ialana ve izany??...
suite
répondu par Jock le 20/02/2015 04:41
zazabel
(
24/04/2014 20:03)
Fa inona mints kay ry reto no tena fanafodin'ty resaka volo ty fa lany haiky aho...to atao daholo zay eritreretina fa mety nefa tsisy mahafapo...mampiasa creme epilatoire a to mijanona feno point poin...
suite
répondu par vazivazo le 19/06/2014 12:14
vonynive
(
24/04/2014 11:37)
miarahaba ny mpisera
maro ireo vehivavy ankehitriny no toa manenina ny amin'ny nanambadiany ny vadiny saingy noho ny zanaka iombonana dia miaritra eo ihany, ...
suite
répondu par tiris8786 le 17/03/2015 15:05
Bi-zuh
(
03/04/2014 07:49)
Bjr daholo. Mitondra vohoka iray volana aho ary mbl ts nandeha njery gyneco. ka Saika mb anotany hoe aiza no misy gynéco azo anatonana tsara dia otrin kay ny budget tokon homanina mandrintra ny vohok...
suite
répondu par vazivazo le 19/06/2014 11:28
shala
(
14/03/2014 09:01)
miarahaba dahlo o!mialatsiny aminareo dia ny ety amboalohany rah nametraka ity fanontaniana ity ato,satry otran ts dia azokazoko loatra ilay famalin namana ary@dinika manokan dia aleko atao ato.ary at...
suite
répondu par mycall le 29/11/2014 14:09
Annih
(
11/03/2014 14:45)
Mba omeo anarana shampooing sy apres-shampooing ary bain mba tsara ampiasaina @ volo olioly ry reto a. Dia produit hi freezena volo koa ;-)
Misaotra mialoha ...
suite
répondu par tiris8786 le 20/03/2015 17:18
Annih
(
11/03/2014 14:40)
Ireto misy astuces fanadiovana tarehy efa nampiasaiko ka nahitako voka-tsoa zaraiko @nareo namana:
1 - Tantely pure + poudre canelle (misy iany koa ny mampiasa poudre masonjoany) manala loto sy manaz...
suite
répondu par tiris8786 le 20/03/2015 17:02
Annih
(
25/02/2014 15:22)
Manao ahoana daholo!!!
Saika anontany aho hoe "Mety mahabevohoka ve ny manao firaisana isan'andro?"
Misy ny milaza fa "Tsia" satria hono hoe efa tsy matanjaka intsony ny ranon'ain'ilay lehilahy, me...
suite
répondu par drakidraky le 22/10/2014 08:49
Annih
(
25/02/2014 14:57)
Miarahaba antsika namana rehetra!!!
Mba te hahazo valiny @ ity fanontaniako ity aho azafady e: Hono ho aho VAHAOLANA mety hampaharitra sy Hampahendry ny lehilahy ve ny fanaovana RS isan'adro aminy?
...
suite
répondu par djhamhal le 24/03/2014 12:15
vonynive
(
21/02/2014 05:22)
miarahaba ny mpitsidika
misy ankehitriny ireo vehivavy no te hodidina rehefa hiteraka amin' izay hono tsy mandre maharary...
suite
répondu par DAIKA le 01/03/2014 09:03
tiavanafi
(
03/01/2014 13:48)
Bjr , bonne annee doly tsika rehetra
Tsy izany re fa very hevitra irery aty antaninolona ka lasa manaonao fona
, lasa nitrompe ani vadiko za nefa tsy sitrapoko noho ny antony maro voalohany
Tsy amp...
suite
répondu par tiavanafi le 19/09/2016 12:43
Tokinao
(
29/12/2013 14:53)
Salama daholo ô!
Dia miarahaba tratry ny fety daholo.
Mba saika anontany ange e : aiza ho aiza eto Tanà no misy mivarotra "canapé design" miloko "maroloko" (couleur gaie na
multicolor hoy ny vaz...
suite
josiah
(
04/12/2013 22:09)
Mba mila fanampiana raha misy mahalala @teny Francais/Anglais ny dikan`ireto aretina ireto:
Endramboalavo, kitrotro, voan`ny donika ilay misy mivonto ireny @nify, tandimerina.Misaotra mialoha anizay m...
suite
répondu par Ratsimarofy le 23/08/2016 01:11
fafanyaina
(
13/11/2013 11:22)
Ndao mba iresaka ny samy vehivavy e, tsy voatery nefa fa na lehilahy aza ra mahaliana
Vady, Zanaka, Asa.. otrn ts d mbola animé tsara mants tsika ato
...
suite
répondu par booboo le 15/11/2013 10:20
moustaraf
(
29/10/2013 09:33)
"Asa atao an-kira vita toy ny tsy natao", "fitiavana atao an-kira ,na tonta aza mety ho vao"
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=677sEB5AyOA&feature=autoshare[/youtube]...
suite
répondu par moustaraf le 30/10/2013 09:56
rakotobe425
(
18/10/2013 10:12)
Mba tiako ho fantatra oe inona marina no tanjonareo vehivavy amin'ny akanjo sexy, indrindra fa ny slim sy ny akanjo mampiseho nono?...
suite
répondu par jose076789 le 09/10/2017 05:06
rakotobe425
(
18/10/2013 10:09)
Inona no atao rehefa tsy mavitrika ny vady?...
suite
répondu par iriantso15 le 08/01/2015 09:22
