Resa-behivavy

alexandra32 ( 03/02/2018 13:12)
***** fanamarihana @ maro!!!! ATTENTION A TOUTES ET A TOUS!!!!! ******? Tsy vazivazy ity fa juste fanamarihana mikasika ankizy vavy iray izay, mpitaiza izy io. i Lalatiana no anarany, na Lala ary veh... tohiny
novalian'i alex32 ny 15/10/2018 11:33
Ajnal ( 12/10/2017 16:22)
cucu daolo ry tia resa-behivavy fotsy varavarana. mb nanokatra page ray tato am serasera.org re aho de nahita an'izany ranom-pitiavana zany de mb in ny fandraisanareo an'izany??????????????????? :-) ... tohiny
novalian'i Ajnal ny 01/07/2018 13:48
alexandra32 ( 22/07/2017 19:58)
Ry namana Malagasy rehetra, Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition ... tohiny
Felantsoa14 ( 28/06/2017 05:10)
Iqlqnq tsiny ;ialoha fa lava be ity tantara ity Mba te-hanontany ny hevitrareo vehivavy efa sendra tantara mitovitovy @ ity tantara ity aho. Manambady efa 12 taona ary efa niteraka 2 izahay. Anisany... tohiny
novalian'i poutinah ny 17/10/2019 11:53
fannytina ( 02/06/2017 07:51)
manao ahona daolo e! Sao dia mba misy afaka manoro centre afaka angalana zaza ho adopter-na? afaka mba mifidy tsara izay zaza tiana ho atsangana sy mba afaka mijery mivantana azy koa, ny an'ny minist... tohiny
novalian'i fannytina ny 03/08/2017 08:53
rhaj0 ( 03/04/2017 16:16)
Dia tena mbola malahelo ihany aho, fa na dia aty @ tany mandroso azany, dia tena mbola henjana be ilay "tsy fitoviana" eo @ Lahy sy ny Vavy. Tena mila resahina ary averimberina io, ampatonga saiina ny... tohiny
famenohasambarana ( 14/03/2017 13:13)
Mba mangataka fijoroana vavolombelona na toro-hevitra mahakasika ny fanangan-jaza fa efa nitsabo tena fa tsy misy hevitra intsony hoy ny dokotera fa fananganan-jaza sisa no làlana ahazoana zaza.Manka... tohiny
novalian'i ilafy ny 10/09/2017 08:27
kaela22 ( 10/03/2017 17:53)
Bonsoir Manana olana raha misy afaka hanampy. Za vehivavy 25 ans mariée avec ub enfant d 1 an et 2mois. Avy niteraka za tsy niverina ny regle.ako raha tsy nanao fanabeazana aizana nefa tsy zakako le ... tohiny
novalian'i Mbohely ny 18/02/2019 00:34
rhaj0 ( 16/01/2017 13:56)
Dia tena valaka tanteraka aho zareo, valaka tanteraka maheno t@ radio vao teo, ny @ fipetraky ny abus sexuel any @ Oniversitia ao Quebec, @ izao taona 2017 izao. Nanontaniana viavy efa ho 1000 eraky ... tohiny
novalian'i alex32 ny 15/10/2018 11:25
ldorentine1 ( 01/12/2016 19:54)
mba te ahalala vao ato o... tohiny
novalian'i sipagasy ny 02/12/2016 15:02
Charoumeni ( 09/11/2016 09:42)
Miarahaba ny vehivavy namana rehetra eto @ serasera. Niniako natao ato @ resa-behivavy ity resaka ity satria mahakasika antsika manokana. Inona no ataonareo vehivavy tsy manambady mba hendresena ny ... tohiny
mpilaza444 ( 03/10/2016 12:00)
Miangavy anareo aho mba hanao resaka sérieux. Inona kay ny fomba firaisana (positions sexuelles tena anakizinareo vehivavy? Tianareo ve ny atao ambony (andromaque)?... tohiny
tiavanafi ( 19/09/2016 12:36)
Bjr daoly ndray ry namana misotra anareo sahady @ torohevitra Za vao tsy ela aty a France sépare @ vadiko izy tsy afaka manampy ahy arabola za zao mipetraka aty @ tranoninamako 5 mois zay no nahat... tohiny
novalian'i booboo ny 27/09/2016 08:23
islak ( 18/09/2016 13:26)
inona marina ny momba an ireo vehivavy ireo, [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/2038299584c19b692c863429540b1266.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/2038299584c19b692c86342954... tohiny
novalian'i Islak ny 23/09/2016 01:21
rhaj0 ( 31/08/2016 16:46)
(nakisako eto ity resaka ity, fa zava-dehibe loatrany..) ... mila mijery ilay fampisehoana (stand-up comedy) hoe "Monologue du Vagin" (daholo isika ry) namana. [youtube]https://www.youtube.com/watch?... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/02/2017 00:02
mpilaza444 ( 10/08/2016 12:33)
Maro ny vehivavy mihaingo fa heveriny ho ireny no jeren'ny lehilahy. Ny mahaliana ny lehilahy dia ny vehivavy manana fivaviana midongona be dia hita eo anoloana ny sariny. Eo koa ireo manana nono mifa... tohiny
novalian'i Hear me! ny 16/11/2017 11:16
Maps23 ( 18/07/2016 08:20)
Nanao fanabeazana aizana aho nadritrany 3 mois. Ary le 21 juinny rende-vois manaraka ,, kanjo anefa lasa niasa lavitra aho le 10 juin de tsy afaka nanohy intsony ary mariako fa tsy niray t@ lehilahy t... tohiny
novalian'i Fredkwel ny 26/08/2016 17:15
Maps23 ( 18/07/2016 08:19)
Nanao fanabeazana aizana aho nadritrany 3 mois. Ary le 21 juinny rende-vois manaraka ,, kanjo anefa lasa niasa lavitra aho le 10 juin de tsy afaka nanohy intsony ary mariako fa tsy niray t@ lehilahy t... tohiny
kamita ( 12/06/2016 12:21)
Iza kay no mihinana pilules contraceptives? Dia azo antoka tsara ve reny? Mba meo santionany anarana pillule oe azafady?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/06/2016 19:33
rvando ( 26/05/2016 09:21)
fa afaka fir andro aorian rs no ahatsapana oe bevoka kay mb mangataka fanazavan fa mias b saiko mants manir bb an... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4704