Ny fomba firaisana ankafizin'ny vehivavy malagasy.

1. mpilaza444 ( 03/10/2016 12:00)
Miangavy anareo aho mba hanao resaka sérieux. Inona kay ny fomba firaisana (positions sexuelles tena anakizinareo vehivavy?

Tianareo ve ny atao ambony (andromaque)?
2. Soubee ( 05/10/2016 17:24)
Slt! Fa inona mou n tena manahirana anao amle izy e?
3. NDINDY ( 27/10/2016 14:34)
na ambony na ambany na aiza na aiza de tsara daholo rehefa atao @ mpitiavana è !
4. NDINDY ( 27/10/2016 14:36)

NDINDY:

na ambony na ambany na aiza na aiza de tsara daholo rehefa atao @ mpitiavana è !

MARINA IZANY E !
5. rahtoky16 ( 07/11/2016 12:23)

mpilaza444:

Miangavy anareo aho mba hanao resaka sérieux. Inona kay ny fomba firaisana (positions sexuelles tena anakizinareo vehivavy?

Tianareo ve ny atao ambony (andromaque)?
6. dodakely1 ( 01/02/2017 22:52)
mba mampitombo ny mpamangy kosa le sujet e
7. rhaj0 ( 02/02/2017 12:08)
danz be tokoany fa efa mihoatra lavitra ny 2017 izao hono ny mpamangy ato izay 9 volana izay, hozy ny compteur-n'i Hery...

Nefa indrisy ry tava-tsosisy hozy ny fiteny, fa tsisy valiny ilay izy..

Ka ny fahitako azy, dia tsy ny lehilahy ihany no te-ahalala, fa ny vehivavy koa te-mba ahalala hoe, ahoana tokoany ny revy ataon'ny rahavaviny rehetra any, FA TSISY SAHY MI-CAUSE!!! :-)

Io ry zareo fa efa 2017 ny taona, fa dia lazalazao hoe inona "Ny fomba firaisana ankafizin'ny vehivavy malagasy" aaa....

8. rhaj0 ( 08/02/2017 17:01)
Ka inona moa izany no karazany raha tanisaina eee
- mandry ao ambany sa eo ambony sa eo anilany
- dia mipetraka sa mitsangana sa mandohalika
- dia miamboho sa manatrika sa profile
- dia ao ampandriana sa eny ambony latabatra
- dia maraina sa atoandro sa hariva sa alina
- dia aorian'ny misakafo sa alohany, mila toaka kely alohany sa mila sigara aorianany
- dia rahefa avy nijery sonema sa rahefa avy ni-bal
- dia mila mieritreritra an'i Sivaritsenegera sy Anzelinazoly ve, sa i Mananasy sy Fransisy turbo
- dia mila asiana mozika sa sady mijery baolina koa
- dia mila fitaovana na tsiranoka sy menaka ve na koa ranomanitra ve sa tsia
- dia mila miboridana tanteraka sa tsy manala akanjo
- dia mila jiro sa tsia
- dia mila tanana, molotra, lela, nify, orona (tsofina) sa tsia
- dia mila safosafo maivana sa mavesatra, sa mila kapoka, felaka sy sitom-bolo ary rangotra
- dia mila miteny na mikonaina na mivazavaza akoriny ve sa tsy an-kiteny tsy ankihetsika ao
- dia mila mivavaka koa ve alohany, sa rahefa tonga dia miantsoantso ny tsy fiantso
- dia rahefa avy falifaly iny ve, sa rahefa avy tezitra sy niady teo iny no manja
- dia ao an-trano sa any ivelany, any anaty tomobila
- dia ilay mangala-pihinana ve, na hoe sao misy mahita, no favy sa ilay @ andefimandry. dia ao antrano ao ihany
- dia any anaty rano sa eny ambony hazo sa eny @ torapasika
- dia atao miadana au ralenti sa mikotrakotrana tolona sportif
- dia mila prelim lavabe sa ilay iraim-sy-valo-mipoaka iny no favy
- dia ilay 2eme voyazy ve no manja sa ilay voalohany tonga iny dia tsy velona intsony
- fa tsy lazaina intsony ny hoe, mila darohina sa mila mandaroka, mila fatorana ve, dia mila jerena sa mila mijery sa mikimpy maso, na koa mitondra saron-tava...
- etsetra eee...

Ka mila andramana daholo anie izany ny tsi11 @ ireo, SY ny combinaison-n'ireo,
izay vao voavaly ny fanontaniana eee... :-)
9. mirananirina ( 08/10/2017 19:12)

rhaj0:

danz be tokoany fa efa mihoatra lavitra ny 2017 izao hono ny mpamangy ato izay 9 volana izay, hozy ny compteur-n'i Hery...

Nefa indrisy ry tava-tsosisy hozy ny fiteny, fa tsisy valiny ilay izy..

Ka ny fahitako azy, dia tsy ny lehilahy ihany no te-ahalala, fa ny vehivavy koa te-mba ahalala hoe, ahoana tokoany ny revy ataon'ny rahavaviny rehetra any, FA TSISY SAHY MI-CAUSE!!! :-)

Io ry zareo fa efa 2017 ny taona, fa dia lazalazao hoe inona "Ny fomba firaisana ankafizin'ny vehivavy malagasy" aaa....
Hihihi tsy misy sahy micause !!! Aza mampime
Ny ahy izao eo ambony tiako satria afaka mihetsika kokoa oups ????


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2771