Pilules contraceptives

1. kamita ( 12/06/2016 12:21)
Iza kay no mihinana pilules contraceptives? Dia azo antoka tsara ve reny? Mba meo santionany anarana pillule oe azafady?
novalian'i Fiffi ny 12/06/2016 19:33
2. kamita ( 12/06/2016 12:56)
Mba mila fanampiana azafady ndrindra
3. Fiffi ( 12/06/2016 19:33)

kamita:

Iza kay no mihinana pilules contraceptives? Dia azo antoka tsara ve reny? Mba meo santionany anarana pillule oe azafady?



mankanesa any am gynéco mametraka fanontaniana rehetra....

ny pilules tsy ho hanina tahaka ny mihinana bonbon ...samy manana ny métabolisme ny tsirairay ...izay mety amiko possible tsy hety am nao....ary izay mety am nao , mety tsy hety am hafa...

...suivant les questions hapetraky ny gynéco am nao no hilazany am nao zay mety am nao...ary possible ko we tsy nety ho anao iny nomeny fa aleo solohina hafa...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2103