Resa-behivavy

pomderenette ( 07/02/2012 02:17)
Ato no soratantsika ny fomba rehetra afaka hitsitsiana ao an-tokatrano ao. Atomboko ary: - Rehefa miantsena aho dia eny @ grossiste foana no mividy PPN fa miezaka tsy hividy eny @ épicerie satria en... suite
répondu par kiriah le 14/02/2012 14:55
nary923 ( 28/01/2012 15:45)
Salama daholo isika, Isika ve nandinika fa Misy orinasa eto @ny firenena izay tsy mahay mandray malagasy fa mihevitra hoe vazaha ihany no client, AZA manao an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-d... suite
répondu par miarinkery le 20/08/2015 11:00
hery ( 23/01/2012 07:50)
Hitako nampiatain'i Simplex tao amin'ny blaoginy http://simplex.blaogy.com/post/326/8042 ilay resaka tao amin'ny bbc tao amin'ny http://news.bbc.co.uk/2/hi/8439000.stm milaza ny vokatry ny fikarohana ... suite
répondu par iriantso15 le 13/01/2015 12:07
danbal ( 15/01/2012 21:24)
Inona mo zany no tena mba eritreritrareo @ ty mi-verifier ny phone-ndrams isak'izay miditra ny trano ty,fa za zany mahita hoe hotran'ny tsy mety ihany le izy an, sao de mba tokony apetraka ihany le m... suite
répondu par BRIOCHE le 07/11/2012 04:30
ralongue ( 07/01/2012 16:05)
salut dôl de bonne année Mijaly be ny vadiko amin'ny alina rehefa manao firaisana izahay satria za tsy norme mitsy raha tsy mahavita in-3 na in-4 isan-kalina. Rhefa niafampiresaka izahay de aleo hi... suite
répondu par fidelite le 02/03/2012 13:30
Enry ( 16/12/2011 09:17)
Izaho dia bandy tia bandy, satria ny ato an-dohako dia sipa... suite
répondu par jesuisla le 29/01/2012 15:29
bellla ( 24/10/2011 18:18)
bjr, misy cousineko zay ry reto sahirana be fa misy tache maintimainty amin`ny feny d za tsy mahay ny creme tokony hatao amle izy ka sao de mba misy mahafantatra. efa nasiny GG, fa tsy mety. izy tsy m... suite
répondu par hasi4 le 19/05/2013 13:33
sophi ( 14/10/2011 08:31)
Inona kay no mahatonga ny vehivavy matetika maloiloi nefa tsy bevoka ,mba mila hevitra ... suite
répondu par nannie le 12/05/2012 09:20
frifri ( 13/10/2011 09:18)
Sao mahaliana anareo ity, zà d mivarotra akanjo friperie maro karazany, ity ny adiresy mail ho an'izay liana:zaho100611@yahoo.fr, d any tohizantsika ny resaka... suite
répondu par fidelite le 22/03/2012 10:42
kamongo ( 12/10/2011 18:14)
Faly miarahaba ny namana rehetra! Mba misy zavatra tena tsy azoko amin ity fanambadiana ity. 1). Ny havambady rehefa zatra tolorapotsiny dia mieritreritra oe droit-ndry zareo lé omena fôna. Ka tsy ... suite
répondu par nainarazafy le 14/12/2012 12:07
jessica2 ( 30/08/2011 06:36)
Bjr doholo mba mila fanampiana aminareo zay mahita mpampanofa robe mariée misaotra amin fiaraha-miasa... suite
répondu par andy79 le 13/10/2011 19:29
armiou ( 05/05/2011 09:53)
Salama daholo, Mba te hiserasera @ ireo vehivavy gasy liana sy manao nail art (art de décorer les ongles). Mitady @ google sy forum mantsy aho dia ts mahita minhintsy ka nanokatra mihitsy an'ity su... suite
répondu par Todie le 19/05/2012 20:48
Josiah ( 15/04/2011 12:33)
Slt daholo ,za reto gasy mipetraka aty france manambady vazaha.Dia mieritreritra hamangy ny fianakaviana any mada.Te hanao fety be mihitsy aho rhf tonga any de aiza reto ny mba misy trano mora sy olon... suite
répondu par Josiah le 21/05/2011 09:58
raherigna ( 14/04/2011 16:27)
salama daholo nareo ry vevavy zah ry vevavy mitady sipa tena tia anah. zany oe tena mba mifankatia reny zay roa e! zah mako ny sipako fôna no manandroa fa zah tavela fôna, inona ngamba ny antony? na... suite
répondu par jesuisla le 03/02/2012 18:24
caboul ( 23/03/2011 09:53)
slt fa maninona kay no simbaina ny zavatra tsara nataon`Andriamanitra e. Amboarina daoly ny retraretra, ovaina sns... MAninona no mampijaly tena mifady hanina, mampiseho ny vatana tsy tokony iseo, ma... suite
répondu par bichette le 18/07/2011 14:56
Miarotafita ( 21/03/2011 10:59)
salama dol nareo!zah reto mb mangataka torohevitra @ nareo mb ef manana traikefa @ resampitiavana f tena mjaly be zah fa sendra ny olana fon a!mb ampio e!... suite
répondu par jesuisla le 19/01/2012 17:32
arialy ( 11/03/2011 09:32)
miarahaba ny rehetra indray Hony hoà sao dia mba misy mahafantatra fanalana points noir am orona, tsy dia lafo loatra anefa mahomby, mety ho ohatrinona dia aiza no mety ahitana. Taloha aho manko napi... suite
répondu par Brune le 10/09/2011 21:51
vale ( 02/03/2011 11:40)
Bjr dhl, mba zavatra voavakiko taty amin'ny net ity dia zaraiko eto sao mba mahaliana ny namana sasany e! _Raha tiana ho lava haingana hono ny volo, dia massé_na au moins 5minintra isan-kariva ny ho... suite
répondu par Samilynah le 03/02/2018 17:46
sjef ( 12/02/2011 13:27)
Mitady trano misy ranomafana+ voiture ahoafa Fianaratsoa ville, pour 15j.... suite
répondu par MIMA1 le 24/02/2011 14:31
rouvamiora ( 08/02/2011 19:52)
Miarahaba antsika rehetra. Ny amin'ny zanako no mba hakako hevitra aminareo eto, matetika mandeha ran'orona nea mbola vao 3 taona monja. Ka nilaza ny dokotera fa noho ny tazo hono no mahatonga an'izan... suite
répondu par jesuisla le 19/01/2012 17:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0568