Tsisy hono ny Point-G... mampamangy lol
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
1. hery
(
23/01/2012 07:50)
Hitako nampiatain'i Simplex tao amin'ny blaoginy http://simplex.blaogy.com/post/326/8042 ilay resaka tao amin'ny bbc tao amin'ny http://news.bbc.co.uk/2/hi/8439000.stm milaza ny vokatry ny fikarohana fa hoe tsy misy ny Point G.
Aoka izay izany ny simulations rehetra hoe voakitikao ny point G-ko an
Aoka izay izany ny simulations rehetra hoe voakitikao ny point G-ko an
novalian'i iriantso15 ny 13/01/2015 12:07
![](https://avatar.serasera.org/1a08c859899ffdb654cf946b38b7dadc.jpg)
4. jesuisla
(
24/01/2012 19:56)
point Grand. Tsy hoe tsy misy, fa mbola tsy niseho no tena marina kokoa
![](https://avatar.serasera.org/27af97dbb500298252e2dae47b0a00c5.jpg)
8. iriantso15
(
13/01/2015 12:07)
mirananirina:nga mirananirina efa ntady fa ts naita.za maita mirana a?hihi
Hihihi inn zany point G??za aloha toa tsy misy izany eh