Resa-behivavy

AMIG0 ( 15/01/2013 09:04)
Misy karazany bdb tokoa ny fivavina, saa ahoana?... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/03/2013 00:58
hadji ( 11/01/2013 12:18)
Fa mninona kay ny sipa efa manambady izay vao miodina fa t@ fahatanorana tsy natao... tohiny
novalian'i RRR14 ny 22/07/2014 07:51
voly ( 26/11/2012 07:51)
bjr dol ,za ref manao kiraro talon d lasa reraka b n tongotro av eo , d mitongilana le kiraro av eo za kou ts d zatra talon d inona n ataoko mb ts ho rerak b s analana le hoditry le kiraro mafy b d la... tohiny
voly ( 15/11/2012 09:35)
bjr dol, za reto mb ampio f ts mety bevohoka za nef ef ho 3 mois ts tonga n regleko d inona n ataoko f ts amp v ny Hormonako na inona n zavatra tokon ataoko sy ny sakafo hoaniko ... tohiny
pizza ( 04/10/2012 11:04)
ny vadiko de saropiaro be ka na ny namany na ny zandriny no miresaka amiko de tezitra izy. ... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 18:06
andrywui ( 28/09/2012 08:44)
Fa maninnn ??? ..... Torohevitra tena sérieux ny ahy ty fa tsy vazivazy à ...tonga de maneke oa d'accord oe miainga ah ... - ny isan'ny lehilahy tompokovavy dia 47,68% eto ambonin'ny tany -ny veh... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2012 00:31
pissounnette ( 25/09/2012 14:50)
bonjour daholo zah reto efa 23 ans nefa mbola celibataire ah voafitaka foana ah , 2 ny lehilahy efa niaraka tamiko le voalohany tsy afaka nivady zay fa nahitan'ny rai amandreniny olona avy any aminy ... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 18:04
hadji ( 06/09/2012 05:24)
FA MANINONA KAY NO MAMPIRAFY NY OLONA REHEFA MANAMBADY SY MIHATSARA NY FARI-PIANANY ... tohiny
novalian'i bazylou ny 02/04/2013 00:35
Tahiry ( 23/08/2012 06:20)
slt daholo e Misy namako, nanontany hoe misy perruque naturelle amidy ve any Tana. Dia mba ilako valiny aminareo, hoe misy ve, dia raha misy dia aiza ho aiza any? Misaotra mialoha ry namana isany!... tohiny
novalian'i Tahiry ny 03/09/2012 05:32
JOSIAH ( 25/07/2012 18:36)
Miarahaba antsika namana rehetra.Sao dia mba misy mahita fialamboly sahaza ny vehivavy bevoka mijanona ao an-trano nareo.Misaotra mialoha aminy famaliana ny hafatra.... tohiny
novalian'i sitlo ny 30/07/2012 00:21
tambawaks ( 17/07/2012 11:31)
ô ry zareo a misy fomba hafa ve, ankoatra ny chirurgie esthet, azo anangezana no2?... tohiny
hanjaris ( 15/07/2012 08:15)
Zany oun d misy olona mandray tanana d tonga dia lasa malemy ny tanana, misy mijery hono dia lasa adala...tena misy v izany? dia lay hoe lasa bibilava ny filahiana sns reny v, sy ny ody fitia!!! misy ... tohiny
VVSihany ( 17/06/2012 12:45)
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no ef... tohiny
novalian'i hasi4 ny 19/05/2013 08:53
Blackeagle ( 04/06/2012 08:05)
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA ?..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO! NUL NO SADY DONDRONA NY ... tohiny
novalian'i VVSihany ny 17/06/2012 12:38
hanjaris ( 22/05/2012 13:31)
novalian'i ledala ny 20/07/2012 21:00
neyar ( 19/03/2012 07:03)
Manahona daholy.... Za reto mivarotra anle tissageko ao a.. sody misy intéressé: indray nanovako fotsiny le izy ...fa nohon'ny filana maika de amidy. ilay izy aloun mainty ny lokony, de lava, de ond... tohiny
novalian'i jojo3t ny 31/05/2012 04:46
fidelite ( 02/03/2012 11:59)
Te-hahalala aho hoe inona no atao mba hampihenana ny kiboko? mitarazoka be le izy nefa efa t@janvier za no teraka. ... tohiny
novalian'i bibidia ny 22/04/2013 11:15
hery ( 26/02/2012 17:06)
Mbola tsy vonona ny ho filohan'i Madagasikara ve ny vehivavy? Iza ohatra no eritreretinareo efa mety hahavita an'izany andraikitra be izany?... tohiny
novalian'i manoasoa ny 25/09/2012 10:47
sipakoely ( 15/02/2012 08:47)
slt daol! nahita anlé www.madainlove.com oa za dé mb saik antany oe aôna ny tena fandean iz io e? tena sérieu v?... tohiny
novalian'i fitaratra ny 28/11/2012 07:18
pomderenette ( 07/02/2012 02:17)
Ato no soratantsika ny fomba rehetra afaka hitsitsiana ao an-tokatrano ao. Atomboko ary: - Rehefa miantsena aho dia eny @ grossiste foana no mividy PPN fa miezaka tsy hividy eny @ épicerie satria en... tohiny
novalian'i kiriah ny 14/02/2012 14:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9717