Fanomanana fiterahana

1. gasikara
(
29/04/2014 08:34)
Bjr, 'zao vao hiteraka. efa 5 mois et demi ny kiboko.de saika mba hangataka torohevitra aminareo momban'ny lisitry ny zavatra tokony homanina ho an'ilay zazakely sy za reniny (entina any amin'ny hopitaly sy andavanandro). oh: akanjo firy,.... misaotra mialoha
De fanontanina faharoa: oviana no tokony hifady sira; farilac,....merciiii :)

novalian'i booboo ny 01/07/2014 13:55

2. booboo
(
08/05/2014 21:38)
Ny any @ Maternité tsara raha ny début dernier trimestre iny dia efa vonona aby ny entana :
- trucs trucs admin. rehetra rehetra + valin'ny analyses rehetra hatrizay + sns
- salle de naissance : t-shirt lehibe na chemise lehibe misokatra eo anoloana (pratique rehefa hanao peau à peau sy hampinono vao vita iny ny délivrance ) + veste kely raha toa ka mangatsiaka (matetika raha natao péri. dia mahatsiaro mangatsiaka ) + chaussettes + brumisateur (tsy voatery fa ilaina ihany ndray² rehefa mahatsiaro ho maina loatra ny ati-tenda)
- salle de naissance zzkely : couche taille naiss. + body en Y (@ zay mora ampidirina kokoa noho ilay ampidirina avy any @ loha ) + grenouillère + bonnet kely + brassière kely
- séjour Maternité : serviettes hygiénique matevina (lay maxi nuit ireny mihitsy) + culottes bobaka + akanjo fisolo + fitaovam-pidiovana + akanjo entina mivoaka.
Ho an'ny zzkely : 1paquet de couches t. n + body atao mihoatra kely ny isany mitaha @ andro hijanonana any @ maternité raha manao caca atomique ka mi-déborde + pyjamas (pratique kokoa noho ny akanjo kely sady misy tsara mahafatifaty ireny) + serviettes de bain 2 + tenue de sortie (bof, pyjama kely klou amiko dia efa mety e) + brassières 2 na 3.
- Mat. de puéri. indray a : koveta be + gel douche et shampoo pour bébé + izay ilaina @ soins n'ny foitra (compresses + biseptine) + vovo + sérum phy + mouche bébé (ilay trohana fa marary ilay électrique !! ) + hety kely hanapahana hoho (pas avant 1 mois fa tena mbola fragiles be loatra ny hohony) + couches bobaka beeee (ny ahy lavables no nampiasaiko t@ zanako) + crème hydratant bébé + gigoteuse 2 na 3 + 1 à 2 alèses raha tsy co-dodo + 2 na 3 draps housses (rehefa mi-déborde ny caca atomique).
- Ny akanjo kely indray, aza mividy betsaka fa vety² dia ihoaran'ny zaza sady matetika akanjo kely no ataon'ny olona cadeaux. Taille naissance, Taille 0 à 3 mois, Taille 3 à 6 mois, na mi-flotte aza izy ao @ voalohany tsy quoi fa antonona azy foana iny avy teo : 6 à 8 bodys + pyjama 5 à 7 pyjamas + chaussons kely + bonnets + 2 na 3 tenues de sortie isaka ny taille + brassières kely 2 na 4 + raha tsy mahita mouffles dia chaussettes kely dia mety @ zay izy tsy mandrangotra ny tenany fa tsy hoe @ zay izy tsy mangatsiaka !
- Ny kilalao indray, rehefa manolo couche na sur le dos iny izy dia atao de chaque côté ny kilalao 2 dia ampy, loko mainty na gris klou @ voalohany dia avy teo ny loko hafa rehetra marevaka be ,fa tsy atao ambony. ny tarehinao sy ny volonao na mijery ny molotra mihetsika rehefa miresaka aminy dia efa "kilalao" mi-stimuler be azy. Ilay mobile fampatoriana zaza ambony berceau ireny, bof ! tsisy ilana azy ^_^ mandreraka ny masony manaraka ilay izy mihodikodina iny dia izay harerahana izay no lasa mampatory azy (andramo moa ianao olombe io no asiana raha tahaka ireny hampatoriana anao...), no koa "manimba" ny sofiny, lasa tsy ilay "bon son" no henony fa feo électronique tsy tsara akory.
- Izay porte-bébé physiologique ihany ampiasaina ny ankoatra izay fadio tena fadio fa manimba ny fitombon'ny hanches keliny no mandreraka be azy satria ny appareil génital-ny no mitondra ny poids-ny rehetra !! Ny ahy écharpe-portées tanaty lamba be 7 m izay daholo ny zanako.
Tohizo foana ny sira kah ;-). Ilain'ny vatana io, fa ahenao kely noho ny mahazatra anao raha ohatra ka zatra manao be sira foana. Ny farilac indray, trucs trucs farineux angamba no tianao tenenina e ? ié, tsara ahena fa tsy hoe fadiana ! ilay mifadifady esory tao an-dohanao ankoatra ny toaka sy sigara , fa ilain'ny vatanao sy ilay zazakely ny raha rehetra avy @ sakafo mandritra izy ao am-bohoka (ny graisse, ny siramamy etc).
Bonne grossesse ô

4. booboo
(
01/07/2014 13:55)
Ari. > ohatra vao omaly eee. sa ? (mba tongava @ zay ho'aho fa tsy variana ao an-drefan-trano ao foana :-P )